03/10/2025
Misaotra betsaka anareo ray amandreny mametraka fitokisana aminay ny amin'ireo mpianatra teny Anglais eto amin'ny "the success course".
Mbola mandray ireo zanan-tsika te hifehy ny teny Anglais.
Mizara telo ny fomba fampianarana ary mpampianatra telo Samy hafa.
1. Olon-dehibe mizara roa
Debutant et Intermediare / Avancer
2. Zaza mahay miteny
Isakin'ny Sabotsy 08h - 10h ao amin'ny sekoly Anjarasoa Analamanga.
Isakin'ny Alahady tolakandro 14h-16h ao amin'ny "la reussite" Ambalatany ambonin'ny Epp.
Info: 0346633188