Ispefmad Sofia

Ispefmad Sofia Etablissement de Formations professionnelles, diplômantes, qualifiantes en Sciences de l'Éducation.

26/10/2023
🔻IANAREO VAO AFAKA BAC.💪TONGA DIA MIANATRA AVY HATRANY.‼MAIKA HAMPITOMBO NY DIPLAOMANAO NY ISPEFMAD👏👏☝Ao amin'ny sary👇 n...
10/09/2023

🔻IANAREO VAO AFAKA BAC.💪
TONGA DIA MIANATRA AVY HATRANY.
‼MAIKA HAMPITOMBO NY DIPLAOMANAO NY ISPEFMAD👏👏
☝Ao amin'ny sary👇 ny tsara ho arahina

CALENDRIER D'EXAMEN _ JUILLET 2023🗓Indro ary ny tetiandro hoan'ny fanadinana voalohany izay hatao amin'ity volana jolay ...
23/07/2023

CALENDRIER D'EXAMEN _ JUILLET 2023🗓
Indro ary ny tetiandro hoan'ny fanadinana voalohany izay hatao amin'ity volana jolay ity.
Amin'ny volana oktobra 2023 kosa ny "examen final", raha toa ka ny 15 oktobra ny farany fametrahana bokin'ny mini-mémoire amin'ny "encadreur".📘

🎆🎁 Lauricia Sparquel Sparquel sy i Maile Juliannot no tsara vintana tamin'ilay lalao fanaovana "partage de publication"-...
23/06/2023

🎆🎁 Lauricia Sparquel Sparquel sy i Maile Juliannot no tsara vintana tamin'ilay lalao fanaovana "partage de publication"-n' ISPEFMAD izay nanomboka tamin'ny 23 mai 2023 teo ka nifarana tamin'ny 21 juin, ka samy nahazo fahana 10.000Ar isanisany avy izy roa mianadahy.
Faly miarahaba anareo ny ISPEFMAD Sofia.👏👏👏

✨🎈HOAN'IREO MPAMPIANATRA VAO NAHARAY CONTRAT TAMIN'NY 19 mai teo.🎁FANOMEZANA MANOKANA👇Misorata anarana 🤗 izao dia izao a...
24/05/2023

✨🎈HOAN'IREO MPAMPIANATRA VAO NAHARAY CONTRAT TAMIN'NY 19 mai teo.🎁FANOMEZANA MANOKANA👇
Misorata anarana 🤗 izao dia izao amin'ilay fiofanana ahazoana diplôme hanaovana reclassement.
Fihenan'ny saram-pianarana hatramin'ny 50% be izao🎆
😀LALAO AHAZOANA FAHANA 10.000Ar✔
👍Ataovy "j'aime" ny pejy 👆Ispefmad Sofia,
Ataovy partage⤵ amin'ny rindrinao ity publication ity, Mandefasa mp amin'ny pejy hoe "Nizara aho", dia mandraisa anjara amin'ny fisarihana amin'ny 22 jona hoavy izao.
☑Ny olona rehetra tsy ankanavaka dia afaka mandray anjara avokoa
⛔Tsy mety ny kaonty vorondolo.
✅Ny olona roa tsara vintana amin'ny fisarihana no hahazo crédit téléphonique 10.000Ar isan'isany avy 🎁.
📌Tolotra manan-kery iray volana📆

📩Fanazavana fanampiny: Mandefasa hafatra miafina ao amin'ny Pejy Ispefmad Sofia👆

24/05/2023

ISPEFMAD
Manatsara ny kalitaon'ny fanabeazana eto Madagasikara

02/02/2023

🤗FORMATIONS EN SCIENCES DE L'ÉDUCATION
AHAFAHANA MIDITRA AMIN'NY RECRUTEMENT SY MAMPIAKATRA CATÉGORIE👍😊

Address

2è étage Du Bâtiment EDSP
Antsohihy
407

Opening Hours

Monday 08:30 - 11:30
15:00 - 17:30
Tuesday 08:30 - 11:30
15:00 - 17:30
Wednesday 08:30 - 11:30
15:00 - 17:30
Thursday 08:30 - 11:30
15:00 - 17:30
Friday 08:30 - 11:30
15:00 - 17:30

Telephone

+261343861700

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ispefmad Sofia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category