21/05/2026
Bienvenue sur la page des étudiants de l'Université d'Antsiranana !
Nous sommes une communauté dynamique composée d’étudiants issus des 15 associations représentant les différentes origines de Madagascar.
21/05/2026
20/05/2026
Ao ny hafatra!
❗𝗙𝗮𝗻𝗮𝗺𝗯𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗚𝗲𝗻 𝗭 𝗨𝗻𝗶𝘃𝗲𝗿𝘀𝗶𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗕𝗮𝗿𝗶𝗸𝗮𝗱𝗶𝗺𝘆 𝗺𝗶𝗸𝗮𝗺𝗯𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗜𝗠𝗣𝗢 𝗠𝗔𝗗𝗔...
Nanao fanambarana ny ireo mpianatra mikambana ao anatin'ny Fikambanan'ny Mpianatra Oniversite eto Madagasikara na ny FIMPO MADA manoloana ny zava misy eto amin'ny firenena ankehitriny.
Nilaza izy ireo fa manohana hatrany ny Filohan'ny Fanavaozana, indrindra amin'izao fanapahan-kevitra lehibe ny amin'ny nandravàna ny governemanta izao mba hahafahana miroso Rvev dingana tsaratsara kokoa.
Nohamafisin'izy ireo ihany koa fa ho an'ireo mpikambana izay nahavita ny asany an-tsakany sy andavany dia mendrika ho tazomina amin'ny toerany, ary ho an'ireo izay ho tendrena vaovao kosa dia nitaky izy ireo mba ho olona mendrika, manana fahaiza-manao, ary vonona hamaly ny fitakiana teny an-kianja no hapetraka.
Solidarité des Etudiants de l'UNA
01/02/2026
🔴 : VELIN FRACON promotion VOROMAHERY M2 ao amin'ny faculté des Sciences mipetraka amin'ny BLOC A25, ilay tovolahy avy aty amin'ny Faritra Sofia nisy nanafika.
➡ Efa nivoaka ny hopitaly manara-petra ao Tanambao I, izy androany alahady 01 febroary.
Ny zoma, 30 janoary tamin'ny 07 ora hariva, izy avy niasa tany amin'ny ville no nisy tsy mataho-tody namira azy teo avaratry ny barrière mahazatra.
⭕ Mangataka ny mba hanarahana akaiky ity trangan-javatra ity ny Filohan'ny mpianatra Atoa Menom RAZAFINDRAVAHINY.
©Tatamo, Radio Mangarahara
27/01/2026
À Antsiranana, la colère gronde chez les étudiants.
Privés d’eau et d’électricité de façon répétée, les jeunes de la génération Z de l’Université d’Antsiranana tirent une nouvelle sonnette d’alarme. Ils dénoncent des conditions de vie de plus en plus difficiles et interpellent les dirigeants sur l’urgence d’agir.
© L'Express de Madagascar
27/01/2026
📌 𝐎𝐅𝐅𝐑𝐄 𝐃𝐄 𝐁𝐎𝐔𝐑𝐒𝐄𝐒 𝐃'𝐄𝐓𝐔𝐃𝐄𝐒 𝐃𝐔 𝐆𝐎𝐔𝐕𝐄𝐑𝐍𝐄𝐌𝐄𝐍𝐓 𝐓𝐔𝐑C 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐋'𝐀𝐍𝐍𝐄𝐄 𝐔𝐍𝐈𝐕𝐄𝐑𝐒𝐈𝐓𝐀𝐈𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟔-𝟐𝟎𝟐𝟕
www.mesupres.gov.mg