02/06/2026
👉 Ahoana raha andro vitsivitsy fianarana dia afaka manova tanteraka ny ho avinao amin’ny asa ?
Betsaka ny tanora tsy manana fahaiza-manao amin’ny asa
Sarotra ny mahita asa maharitra
Tsy mahafehy fitaovana maoderina toy ny Excel, IA, marketing, comptabilité
Vokany : tsy fahampian’asa sy fahantrana
💡 SOLUTION
🎓 HERY FORMATION dia manolotra PACK 08 FORMATIONS PROFESSIONNELLES :
🌍 Business International : 50 000 Ar
📊 Comptabilité Générale : 50 000 Ar
📈 Gestion des Stocks sur Excel : 50 000 Ar
📱 Marketing Digital :35 000 Ar
🤖 Intelligence Artificielle (IA) : 40 000 Ar
💻 Informatique Bureautique : 35 000 Ar
🏢 Création d’Entreprise : 35 000 Ar
💰 Gestion de Paie sur Excel : 50 000 Ar
💰 TOTAL : 345 000 Ar
💎 IMPACT
Afaka miasa amin’ny orinasa ianao
Afaka manangana orinasa manokana
Mahafehy Excel, comptabilité, IA ary marketing digital
Mitombo ny fahafahana mahita asa
Lasa olona matihanina sy mahaleo tena
🎁 💰 OFFRE SPÉCIALE
❌ Vidiny mahazatra : 345 000 Ar
✅ Vidiny manokana : 200 000 Ar
💸 Tahiry : 145 000 Ar
🎟️ Famandrihana : 10 000 Ar
⚠️ Toerana 05 voalohany misitraka offre spéciale
⚠️ Rehefa feno dia miverina 345 000 Ar ny vidiny
⚠️ Efa mandeha ny fisoratana anarana
👉 Aza miandry ela fa mety ho lany ny toerana!
👉 Misorata anarana dieny izao
👉 Ataovy ny famandrihana 10 000 Ar
👉 Ampiasao amin’ny ho avinao ity fahafahana ity
📍 Toerana : Bureau AJELA Antafiankasaka – Ambilobe
Daty : 08 au 13 juin 2026
Lundi 8h30 : Prise de contact
📞 Fifandraisana : 037516 0854
02/06/2026
Amin’izao fotoana izao, ny orinasa rehetra dia tsy mitady olona manana diplôme fotsiny, fa mitady olona mahavita asa avy hatrany amin’ny:
Fitantanam-bola (Comptabilité)
Fampiasana logiciel Sage
Fanaraha-maso ara-bola sy hetra
👉 Izay mahafehy ireo no mahazo asa haingana sy karama tsara.
Maro amin’ny tanora no:
Tsy mahita asa maharitra
Tsy mahafehy comptabilité pratique
Tsy mahay logiciel ampiasain’ny orinasa
Mijanona amin’ny asa tsy mitondra fivoarana
👉 Vokany: very fotoana, very fahafahana, very vola.
💡 VAHAOLANA
🎓 Ity no vahaolana:
FIOFANANA COMPTABLE PROFESSIONNEL – 1 MOIS
Hianaranao amin’ny fomba pratique:
✔ Comptabilité générale (tena fampiharana)
✔ Sage 100 Comptabilité (logiciel entreprise)
✔ Analyse financière (famakafakana orinasa)
✔ Fiscalité Madagascar (TVA, IRSA, IS, IR)
🚀 TOMBONY
✔ Fiofanana mifototra amin’ny asa tena izy
✔ Fampiasana logiciel ampiasain’ny orinasa
✔ Fanazaran-tena sy cas pratiques
✔ Fanohanana aorian’ny fiofanana
✔ Certificat matihanina
Rehefa vita ny fiofanana dia afaka:
Mahita asa haingana amin’ny orinasa
Miasa ho mpitan-kaonty mahaleo tena
Manomboka activité manokana
Manatsara fidiram-bola sy fiainana
👉 Fiovana avy amin’ny “mpitady asa ho lasa olona tadiavin’ny orinasa.
⚠️ Voafetra ny toerana
⚠️ Ireo voalohany misoratra anarana ihany no mahazo tombony
⚠️ Mety hikatona tsy miandry ny fisoratana anarana
👉 Ny fotoana tsara indrindra dia izao, tsy rahampitso.
👉 Aza miandry ho very fotoana indray taona hafa
👉 Raiso ny fanapahan-kevitra hanova ny ho avinao
Sarany : 300.000Ar
Folo voalohany misoratra anarana 250.000Ar
A domicile : 500.000Ar
📞 037 516 0854
🚀 Misorata anarana dieny izao
27/05/2026
🚀 ERY FORMATION – VOHEMAR 🚀
🎓 Fiofanana pratique hanampy anao hahazo compétence sy hanomboka business na asa.
📅 01 – 06 Jiona 2026
📍 Tranompokonolona Vohemar
📞 037 51 608 54
🌍 Business International — 50.000Ar
📱 Marketing Digital — 35.000Ar
📒 Comptabilité Générale — 55.000Ar
📊 Gestion des Stocks Excel — 40.000Ar
🧾 Gestion de Paie Excel — 45.000Ar
🤖 Intelligence Artificielle (IA) — 35.000Ar
💻 Assistant IA — 25.000Ar
🚀 Création d’Entreprise — 35.000Ar
🎁 Pack complet : 150.000Ar
📌 Réservation : 10.000Ar
⚠️ Place limitée : olona 10 monja !
🎯 “Se former aujourd’hui, gagner de l’argent demain.”
26/05/2026
🔥 TE HANOVA NY FIAINANAO VE IANAO SA MBOLA HIANDRY VINTANA ? 🔥
❌ Maro ny olona te hanao business…
Fa mijanona amin’ny :
👉 Tsy manana vola aho
👉 Tsy mahay manao commande aho
👉 Matahotra sao very vola
👉 “Tsy fantatro hoe aiza no hanombohana
⏳ Ary isan’andro, mbola olona hafa indray no mahazo vola amin’ny vente en ligne sy importation.
💡 FA AHOANA RAHA afaka mianatra fomba tsotra ianao ?
Ahoana raha afaka manomboka business mivantana amin’ny findainao ianao na dia kely aza ny renivola ?
🚀 HERY FORMATION dia manolotra :
📦 FORMATION À DOMICILE À DIEGO SUAREZ
Hianatra ianao ny fomba fampiasana :
• Shein
• Alibaba
• Temu
• AliExpress
• Rakuten
🎯 IZA NO HO AZONAO ?
✔ Fomba fitadiavana produit rentable
✔ Fomba commande sy paiement
✔ Fomba fanafarana entana mora
✔ Kajy profit sy bénéfice
✔ Paikady hivarotana eto Madagascar
✔ Torohevitra business azo ampiharina
💰 Na latsaky ny 200 000 Ar aza ny vola anananao dia afaka manomboka ianao !
🔥 TOMBONY HO AZONAO :
✅ Formation tsotra sy mora azo
✅ Fanazavana mifanaraka amin’ny débutant
✅ Formation pratique tena ampiharina
✅ Afaka manomboka mahazo vola haingana
✅ Fanohanana sy accompagnement
⚠️ TOERANA VOAFETRA !
Vitsy ny olona raisina mba hahazoana fanaraha-maso tsara.
⏳ Rehefa feno ny toerana dia hikatona ny inscription.
💵 FRAIS DE FORMATION : 35 000 Ar MONJA
📍 Formation à domicile – Diego Suarez
📞 Réservation & Information :
📲 037 516 0854
🔥 SE FORMER AUJOURD’HUI, GAGNER DE L’ARGENT DEMAIN !
26/05/2026
BONNE NOUVELLE
HERY FORMATION OFFRE COUR DE LANGUE
✓ ALLEMAGNE
✓CHINOIS
✓ANGLAIS
LIEU : LYCEE NOMENJANAHARY PRES BAR NESTE
PLUS D'INFORMATIONS : 0375160854
DUREE : 3 MOIS
FRÉQUENCE : 3 FOIS PAR SEMAINE.
26/05/2026
🚀🔥 HERY FORMATION – FIOFANANA MATIHANINA ETO VOHEMAR 🔥🚀
❌ Tsy mahita asa satria tsy manana expérience ?
❌ Te hanao business nefa tsy mahafantatra hoe aiza no hanombohana ?
❌ Mampiasa téléphone isan’andro nefa tsy mahazo vola ?
💡 Amin’izao fotoana izao dia ny olona manana compétence sy fahalalana no mandroso sy mahomby.
✅ HERY FORMATION dia manampy anao hianatra fahaiza-manao maoderina sy tena ilaina amin’ny asa sy business.
📅 Daty : 01 hatramin’ny 06 Jiona 2026
📍 Toerana : Tranompokonolona Vohemar
🕒 Ora : Araka ny fifanarahana amin’ny mpiofana
📞 Contact : 037 51 608 54
🎓 FIOFANANA MISY :
🌍 Business International — 50.000Ar
📱 Marketing Digital — 35.000Ar
📒 Comptabilité Générale — 55.000Ar
📊 Gestion des Stocks amin’ny Excel — 40.000Ar
🧾 Gestion de Paie amin’ny Excel — 45.000Ar
🤖 Intelligence Artificielle (IA) — 35.000Ar
💻 Assistant IA — 25.000Ar
🚀 Création d’Entreprise — 35.000Ar
🎁 PACK COMPLET : 150.000Ar MONJA
A domicile : 200.000Ar Pack complet (Ville de vohemar)
🔥 ANTONY TOKONY HIANARANA :
✅ Fiofanana tena pratique
✅ Misy fanazavana sy accompagnement
✅ Mora azon’ny rehetra
✅ Mahazo attestation rehefa vita
✅ Afaka ampiasaina amin’ny asa sy business
💼 Fahaiza-manao iray ihany dia afaka manova ny fiainanao.
⚠️ VOAFETRA NY TOERANA !
Izay mamandrika aloha no raisina voalohany.
📌 Réservation : 10.000Ar
⏳ Aza miandry ela fa mandroso sahady ny hafa.
📞 Misorata anarana dieny izao : 037 51 608 54
🎯 Ny fahalalana anio no mety hampandroso ny fiainanao rahampitso.
25/05/2026
Ary ahoana raha afaka manomboka business ianao na dia kely aza ny vola anananao, mivantana amin’ny findainao?
mivantana amin’ny findainao? avy any Chine sy France…
Raha mbola misalasala ny sasany, ny hafa kosa efa mividy, mivarotra ary mahazo tombony isan’andro.
isan’andro.
Hianatra ianao ny fomba fitadiavana vokatra mahazo tombony amin’ny Alibaba, Shein, Temu, AliExpress ary Rakuten, ny fomba hanafarana azy mora, ary ny fomba hivarotana azy eto Madagascar amin’ny tombony.
Na dia manana latsaky ny 200 000 Ar aza ianao dia afaka manomboka business ary mitombo tsikelikely.
tsikelikely.
✔ Mahay mifidy vokatra mivarotra haingana ✔ Mahatakatra ny fomba fanafarana entana ✔ Mahay manisa tombony sy profit
✔ Mahafantatra fomba fivarotana eto an-toerana
✔ Afaka manomboka na dia kely aza ny renivola
TOMBONY HO AZONAO :
✔ Formation tsotra sy mora takarina
✔ Mifanaraka amin’ny tsena Malagasy
✔ Misy fanohanana aorian’ny formation
✔ Afaka mahazo vola haingana raha miasa ianao
Vitsy ny mpandray anjara mba hahazoana fanaraha-maso tsara. Vitsy ny mpandray anjara mba hahazoana fanaraha-maso tsara.
Ireo mahomby dia tsy miandry fotoana, fa manomboka avy hatrany.
Ireo mahomby dia tsy miandry fotoana, fa manomboka avy hatrany. Ireo mahomby dia tsy miandry fotoana, fa manomboka avy hatrany.
Ireo mahomby dia tsy miandry fotoana, fa manomboka avy hatrany.
24/05/2026
TOUR VOHEMAR
01 Au 06 Juin ( Vohemar ville )
le 08 au 13 juin ( Ampanefena)
✓ Business international
✓ Marketing digital
✓ création d'entreprise
✓ Intelligence artificielle
✓Comptabilité générale
✓ Gestion des stocks
✓Ressources humaines + Paie sur Excel
Inscription déjà ouvert
Contact : 037 51 608 54
20/05/2026
🚀 Mianara teny anglisy, sokafy ny varavaran’ny fahombiazanao !
💡 Ankehitriny, ny fahaizana miteny anglisy dia lasa tena ilaina amin’ny :
✅ Fitadiavana asa tsara kokoa
✅ Fampandrosoana business sy commerce
✅ Fifandraisana amin’ny vahiny sy mpanjifa
✅ Fampitomboana fahatokisan-tena
✅ Fanokafana fahafahana vaovao eto Madagasikara sy any ivelany
Aza mijanona any aoriana fa manomboka miova ny fiainanao rehefa mahay anglisy ianao.
🎯 TOMBONY AZONAO
✔ Fampianarana natao ho an’ny débutant
✔ Fomba fampianarana mora azo sy pratique
✔ Cours du soir mety amin’ny mpianatra sy mpiasa
✔ Fampianarana miteny anglisy andavanandro
✔ Fanofanana miaraka amin’ny mpampiofana matihanina
✔ Bonus maimaim-poana hanatsarana ny fahaiza-manao
📚 MOMBA NY FORMATION
🇬🇧 HERY FORMATION – COURS D’ANGLAIS AO VOHÉMAR VILLE
📅 Fidirana : 06 Jolay 2026
⏳ Faharetana : 3 volana
📆 In-4 isan-kerinandro
🕡 Ora : 18h30 – 20h00
💰 Saram-piofanana : 140.000 Ar
🆓 Écolage : 0 Ar
Misy certificat après après formation.
🎁 BONUS HO AN’NY OLONA 10 VOALOHANY MISORATRA ANARANA :
Formation en :
✔ Comptabilité Générale
✔ Création d’Entreprise
✔ Marketing Digital
📍 Toerana : Vohémar Ville
📞 Contact : 037 51 608 54
🚨 Voafetra ny toerana !
🔥 Ny bonus dia ho an’ny olona 10 voalohany ihany.
⏳ Efa misokatra ny fisoratana anarana, aza tara !
👉 Misorata anarana dieny izao ary ovao ny hoavinao !
📞 Antsoy avy hatrany : 037 51 608 54
19/05/2026
💼 SE FORMER AUJOURD'HUI, GAGNER DE L'ARGENT DEMAIN ! 💰
Mitady fahaizana afaka mampidi-bola ve ianao ?
Te hahita asa tsara kokoa sa hanomboka business-nao manokana ?
Ankehitriny, maro ny orinasa sy business mila olona mahafehy comptabilité, Excel, gestion ary importation.
🎯 Ao amin’ny HERY FORMATION dia ampianarinay amin’ny fomba tsotra sy azo ampiharina avy hatrany ny fahaizana ilainao amin’ny asa sy business.
✅ Ireo Formation misy :
✔ Comptabilité Générale
✔ Analyse Financière sur Excel
✔ Gestion des Stocks sur Excel
✔ Ressources Humaines + Paie sur Excel
✔ Sage
✔ Importation en Chine
✔ Comptabilité Analytique d’Exploitation
🌟 Antony hisafidianana HERY FORMATION :
✅ Formation pratique sy mora azo
✅ Fanazavana mazava miaraka amin’ny exercices
✅ Mety ho an’ny étudiants sy entrepreneurs
✅ Misy cours à domicile
✅ Accompagnement personnalisé
⚠️ Voafetra ny toerana !
Aza miandry ela fa ny hafa efa mianatra sy manomboka mahazo vola.
📞 Misorata anarana dieny izao : 032 82 520 27
🔥 Ampiasao ny fianarana hanovana ny hoavinao !