Barça Fan's Madagascar

Barça Fan's Madagascar

Share

Bercelona Fan Page Madagascar ! Infos mikasika matchs, résultats, joueurs, transferts...sns

❤️ VISCA BARÇA 💙

18/05/2026

Maraka ary vinavinaina ho 2 volana ny faharatran'i Fermin Lopez, ka tsy ho afaka hanao Coupe du Monde miaraka amin'ny Espagne izy.

18/05/2026

Nanavao ny fifanarahana i Barça sy Hansi Flick.
Hatramin'ny 2028 ny fifanarahana 🔥

18/05/2026

Nisedra olana ny page, zao vo tafaverina indray. ❤️💙
Mankasitraka anareo izay mbola nijanona.

Ho harahinao tsy ho tapaka itsony ny vaovao momba ny klioba'tsika manomboka androany.

25/01/2026

Ofisialy !
Nandao an'i Barça i Dro ilay zandrikely novokariny La Masia ka lasa any amin'ny PSG.
8M€ eo eo ho eo ny vola azon'i Barça.

20/01/2026

Nandao an'i Barça i Ter Stegen. Lasa any Girone izy mandra-pahataperan'ny saison (en prêt)

19/01/2026

Vokatrin'ny tirage au sort'ny lalao ampahefa-dalana ny Coupe du Roi.
Hihaona amin'ny Albacete isika, ity ny ekipa nandraraka Real Madrid. 🔥

19/01/2026

🔥LALAO MANARAKA 🔥
🏆 UEFA Champions League
⚽ Slavia Prague VS FC Barcelona
📅 21/01/2026

🏟 Fortuna Arena

19/01/2026

Voka-dalao andro faha 20 LaLiga omaly alina.
Resy isika, tsy tao Raphinha 😭 Somary niteraka polémique koa ny arbitrage fa saingy tsy atao excuse izany. 😊
Visca Barça ❤️💙

18/01/2026

Tsy hilalao i Raphinha rariva 🚨

17/01/2026

Mery handao an'i Barça koa i Cassado sy Bernal

Want your school to be the top-listed School/college in Antsiranana?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antsiranana