21/06/2026
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ : "๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐"
๐ณ๐๐๐๐'๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
[๐ญ๐๐๐- 20 jona 2026]
Nahatontosa ny adidiny ny mpiara- miasa rehetra eto amin'ny Primatiora sy ny Rantsa- mangaika, notarihin'ny Praiminisitra, RAJAONARISON Mamitiana, ka nisafidy nanadio ny Fokontanin'i Mahazoarivo, androany maraina.
Iray volan'ny fitiavan-tanindrazana ny volana jona, hoy ny Praiminisitra ary tafiditra amin'izany ny asa fanadiovana, izay nankasitrahany ny minisiteran'ny Rano, ny Fidiovana sy ny Fahadiovana, nanentana ny olom-pirenena manerana ny Nosy ka miaraka manao fanadiovana faobe, androany 20 jona 2026.
Hafatra ho an'ny vahoaka malagasy avy amin'ny Praiminisitra, ny tokony hikajiana hatrany ny fananana iombonana, ary tsy miandry fanentanana foana vao handray andraikitra sy hirotsaka an- tsehatra.
ยฉ๏ธ Primatiora
21/06/2026
โ๐ท๐บ ๐ฒ๐ฌ Fihaonambe Rosia-Afrika : Nanamafy ny Minisitry ny raraham-bahiny Malagasy ,fa handray Anjara ny filohan'ny fanavaozana.
โ
โ๐ธ Nohamafisin-dRamatoa Alice NโDiaye, Minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy,ny fandraisan'anjaran'ny Filohan'ny Fanavaozana , RANDRIANIRINA Michael, amin'ny fihaonambe fahatelo Rosia-Afrika , izay atao any Moskoa ny volana oktobra ho avy izao, Raha ny fanazavan'i Sergueรฏ Lavrov Minisitry ny raharaham-bahiny Rosianina , nandritra ny valan-dresaka ho an'ny Mpanao gazety, taorian'ny fihaonana teo amin'ny roa tonta ,ny 19 jona tao Moskoa.
โ
โ๐ฌ ยซ Hanamafy sy hampivelatra ny fifandraisana aminโny Vondrona Afrikana izahay, ary manantena fa ny fihaonambe Rosia- Afrika andiany fahatelo ,izay hatao any Moskoa aminโny volana oktobra ,Dia hampiakatra izany fifandraisana izany ho amin'ny Ambony kokoa. Faly izahay , satria nohamafisin-dRamatoa Minisitra ny fandraisanโny Filohanโny fanavaozana anjara aminโity fihaonambe ity, ยป hoy i Sergueรฏ Lavrov, Minisitry ny Raharaham-bahiny Rosianina.
โ
โ๐ธNanambara moa Ramatoa Minisitra talohanโizao, fa ny dinika nataony taminโny Minisitry ny Raharaham-bahiny Rosiana, dia hanampy aminโny fanamafisana ny fifandraisana eo aminโny Federasiona Rosiana sy Madagasikara , aminโny sehatra rehetra.
โ
โAfrican Initiative
13/06/2026
๐ Kihon-dalana iray lehibe eo aminโny tantara ny firenena izao vanim-potoana ny Tetezamita lalovantsika izao.
๐ Miandrandra FANOVANA sy FIOVANA tena izy ny vahoaka Malagasy amin-tapitrisany arakโizany, mba tsy ho firenena hanjakanโny KOLIKOLY, ny KINAMANAMANA sy ny KIHAVANKAVANA ny FIJERIN- TAVANโOLONA, ny FANONDRANANA sy ny FANODINANA ANTSOKOSOKO ny harem-pirenena sy ny fananam-bahoka (Corruption, nรฉpotismes, copinages, favoritisme, trafic illicite, dรฉtournement de fonds et de biens publics) intsony i Madagasikara.
๐ค Hamaly izany hetaheta-bahoaka izany no isanโny antom-pisianโny RPMU.
๐๏ธ Handray anjara mavitrika aminโny Fikahonandoha izay ho atao eto aminโny tany sy ny fanjakana Malagasy ato ho ato ny RPMU hitondra, sy hiaro ireo fanirinโny vahoaka aminโizany FANOVANA izany.
๐
Vita ny herinandro lasa teo arakโizany ny Fikahonandoha-paritry ny RPMU ho anโny eto Analamanga izay efa natomboka taminโny 6 may lasa teo, izay niharahana taminโireo Antoko politika maro, sy fikambanana samihafa ary ny fiaraha-monim-pirenena izay mitovy fijery sy tanjona tanteraka aminโny RPMU.
โ๏ธ FANOVANA MAHARITRA LOVANโNY TARANAKA NO TANJONA mba tsy hisy intsony ny valifaty politika tsy mitondra tombotsoa ho anโny vahoaka, ny tsy maty manota mihevitra azy ho amboninโny lalร naโฆ
๐ฒ๐ฌ FIRENENA MANDROSO HANJAKANโNY FAHAMARINANA no tarigetra sy andrandrainโny vahoaka fa tsy saritsarim-panovana hiaro hatrany ny tombotsoanโny olom-bitsy.
Eulalie BODOSOA RAKOTOMANGA โ๏ธ
Filoha Lefitra RPMU Antananarivo ๐ฒ๐ฌ
10/06/2026
๐ฒ๐ฌ Isanโny singa iray lehibe ary loharanonโny krizy miverimberina eto amintsika ny valifaty politika sy ny fambolena ny fifankahalana aminโny samy Malagasy ary ny tsy maty voalavo an-kibo vokatry ny fanonganam-panjakana sy ny fakana fahefana tsy aminโny alalanโny fifidianana ary indrindra indrindra ny fanaparapahefana.
๐ค Nandritry ny dinik'asa fikahonandoha nataonโny RPMU niaraka aminโireo Fikambanana, Antoko politika mitovy fijery aminy ary ny Fiaraha-monim-pirenena dia samy resy lahatra daholo fa TSY TOKONY HIVERINA ANATY KRIZY SOCIO -POLITIQUE INTSONY ISIKA ETO MADAGASIKARA ka mba entina hisorohana izany dia apetraka ao aminโny Lalam-panorenana fa :
๐ - Tsy tokony hahazo hirotsaka ho fidina intsony ireo rehetra izay naka fahefana an-keriny hatramin'izay na tsy tamin'ny alalanโny fifidianana, sy ireo forongony rehetra niara-niasa taminy;
๐ - Tsy tokony hahazo handray anjara aminโny fifidianana rehetra ireo mpitsoa-ponenana ary tsy tokony omena asa sy andraiktra ambony aminโny fitantana ny aim-pirenena sy ny asa-panjakana ireo mpitsoa-ponenana rehetra na inona antony na inona antony nahatonga azy nandeha nitsoa-ponenana;
๐ - Tokony averina sokafana ny fanadihadihana mahakasika ireny mpitsoa-ponenana ireny rehefa tafaverina eto Madagasikara na firy taona na firy taona aty aoriana;
๐ - Tsy ekena ny fanapotehana na fanankatonana ny orinasa malagasy ary koa fikitihana ny mpiasa ao aminy raha misy fanenjehana ny Tomponโilay orinasa;
โ๏ธ Izany rehetra izany dia tsy maintsy apetraka ao anatin' ny Lalam-panorenana hitandrona ny tsy hisianโny valifaty sy ny adilahy politika mahatonga ny krizy miverimberina eto amintsika.
Eulalie BODOSOA RAKOTOMANGA โ๏ธ
Filoha Lefitra RPMU Antananarivo ๐ฒ๐ฌ