OraNova

OraNova

Share

Formation - Conseils - Diagnostic terrain - Suivi

Fampiofanana - Torohevitra - Fidinana ifotony - Fanaraha-maso

26/05/2026

RAHA TE HAHAY HIOMPY TRONDRO ANATY BASSIN HORS SOL

FIOFANANA ETO ANTSIRABE

SARANY : 50 000 Ariary

FISORATANA ANARANA ao amin'ny MP na antsoy ny 032 88 155 97

22/05/2026

Provende pour poissons

� Démarrage
� Pré-croissance
� Croissance
� Finition

Disponible de suite sur Tana et Antsirabe

Envoi possible en province

Prix démarrage : à partir de 17 000 Ariary le kg

Prix pré-croissance et croissance : à partir de 9 500 Ariary le kg

20/05/2026

MAMALY ANAO NY TEKNISIANINA ETO AMIN'NY OraNova :)

18/05/2026

MILA BASSIN KELY ATAO EO AN-TOKOTANY SA HIVAROTANA TRONDRO VELONA ?

Ity ny vahaolana !

REFINY : 1m x 1m x 0,90m

Efa misy vanne fanariana rano !

Afaka mandeha bâche fotsiny na miaraka amin'ny vy hitsanganany.

Misy ihany koa ireo bassin lehibebe raha mahaliana anao izany.

16/05/2026

🌊🐟 Bien plus que des poissons… des solutions, de l’innovation et un accompagnement vers la réussite de votre élevage. Bienvenue chez ORANOVA !

16/05/2026

NY SAKAFO METY AMIN'NY ZANA-TRONDRO

Ny fahaizana misafidy ny provandy démarrage omena ny zana-trondro dia anisan'ny antoky ny fahombiazan’ny fiompiana iray manontolo.

16/05/2026

NY TOKONY TANDREMENA REHEFA HOTANTERINA LAVITRA NY ZANA-TRONDRO

16/05/2026

FITANTERANA ZANA-TRONDRO

Inona koa no tianao ho fantatra mahakasika ny fitanterana zana-trondro ?

15/05/2026

'NDAO HIARAKA HANATSARA HATRANY NY FIOMPIANA ANATY RANO.

04/01/2023

😊

Tonga ary ilay fotoana nifanomezana🥳🥳
Mbola mamerina fiarabahana antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity🎊🥳🍾🍾
Ka noho izany nahatrarantsika izany taona vaovao ity dia anao kilalao "Bonne année" isika❤❤🥂🥰

Tsotra kely ny fitsipi-dalao:
☆ Aimer Ami de Vintsy - UVVTAmi de Vintsy - UVVTAmi de Vintsy - UVVTy - UVVTy - UVVTy - UVVT UVVTUVVT
☆Invitez tous vos amis à aimer la page et capturez
☆ Envoyez la capture en commentaire
☆ Partagez ce post en public

Loka :
1° Izay voalohany dia Fromage From'ARTFrom'ARTFrom'ARTFrom'ARTFrom'ART
2° 3° Carte crédit 2000ar

♡Olona 3 be izao no ho sarihina ka ahazo loka❤🥰
♡ Mifarana 22 Janvier ny lalao ka 23 Janvier no fotoanan'ny fisarihana

Nb: Araho tsara daholo ny fepetra rehetra ☺️

Bonne chance🥰❤

Want your school to be the top-listed School/college?