🇺🇲🙏We had a blast together 😊
Dance Nataony mpianatra tato aminy ETMP "victory promotion" nandritriny sortie promotion NY asabotsy lasa teo , Fahatsiarovana mamy kely 🥰🥰🥰
ETMP
🇺🇸 "Education is the most powerful weapon we can use to change the world " 🇲🇬
03/01/2026
🇺🇲Spoken English course 😄
American English
ETMP SCHOOL
"EDUCATION IS THE MOST POWERFUL WEAPON WE CAN USE TO CHANGE THE WORLD"
10EME VAGUE
👉FAMPIANARANA TENY ANGLISY IZAY MBOLA TSY NANDISO FANANTENANA ANAO
👉FAHAIZANAO MITENY SY MIRESAKA NO TANJONAY
👉Tsy misy Ecolage fa boky sy badges no vidina ary mitondra 1000ar isakiny mianatra NY mpianatra
👉Vidiny boky dia 20000ar afaka Tonga dia manao commande ,izany oe afaka atao indro Mando ilay vidiny
👉andro ianarana isakiny Alarobia tolakandro tontolo sy NY asabotsy tontolo andro, afaka misafidy ora mety aminao ianao ,misy NY cours DU soir
👉6mois faharetana fianarana, 2mois par niveau
👉Fampianarana izay tohanany ONG3F-MADA
👉Fampianarana izay ahafanao manao fanadinana izay ahafahanao mahazo NY diploma Teny anglisy avy aminy METFP (ministera Fampianarana teknika)
👉Misy NY examen izay ataony mpianatra isakiny niveau ary aminy farany dia misy fanomanana boky sy speech
👉Misy NY club d'anglais isakiny asabotsy fotoana izay afahana manao pratika
👉NY daty fanombohany fisoratana anarana dia manomboka NY Asabotsy 10janoary 2026 ary mifarana aminy 06febroary 2026
👉Misy NY opportunité maro izay ho zaraina ahafana mamaritra NY hoavinao aminy Teny anglisy
👉Raha liana ianao dia afaka manantona mivantana eny amin'ny Epp Ambavadimangatsika misoratra anarana sy manontany fanazavana misy misy kokoa
👉NY birao dia mivoha isanandro manomboka aminy 08sasany maraina ka hatramin'ny 12ora atoandro
👉Misy NY fizarana certificat na maripahaizana aminy farany fiofanana
👉Contact:0331474754/0383086589
👉DROIT D'INSCRIPTION:4000AR
VOAFETRA NY TOERANA
👉RENTRÉE:07FEVRIER 2026
Facebook:ETMP /RAKOTOARIMANANA FANOMEZANTSOA PATRICK
RAKOTOARIMANANA Fanomezantsoa Patrick
ETMP
01/01/2026
🇺🇲Wishing you a Happy New Year filled with health, happiness🎉
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity , ho taona feno fanambinana ho antsika anie ity taona ity , mirary NY soa sy NY tsara ho antsika rehetra tompoko
Andao iaraka hanamafy ny ezaka izay mbola tsy vita taminy iny taona lasa iny aminy alalany toe tsaina vaovao ho any fampandrosona ,
THE CEO OF ETMP RAKOTOARIMANANA Fanomezantsoa Patrick
ETMP
28/12/2025
🙏🇺🇲We are proud to highlight the strong and serious collaboration between "ETMP School " and" ONG 3F-MADA" . This partnership is built on shared values, trust, and a common goal: supporting education and the development of our students."ONG 3 FMADA actively supports ETMP School through its commitment, guidance, and continuous involvement in our activities. Their support plays an important role in strengthening our programs and improving opportunities for our learners.We sincerely thank ONG 3F-MADA for their dedication and for standing alongside ETMP School. Together, we are working toward a better future through education.Eto izahay dia maneho fisorana manokana NY ONG3F-MADA , indrindra Ny filoha mpanorina ny ONG 3F-MADA taminy fanohanana anay fona taminy fampivoarana ny tanora sy fanampiana anay ,Mbola vonona hatrany izahay aminy fiaraha miasa tompoko ,mirary NY ONG3F-MADA izahay hivotra sy ho tsara hatrany
The CEO ofRAKOTOARIMANANA Fanomezantsoa Patrickickick
Directeur ONG 3F-MADA Gositera RALAISOAMANJARY
25/12/2025
🇺🇲🎄The entire team at ETMP School, led by our CEO RAKOTOARIMANANA Fanomezantsoa Patrick, warmly wishes all our students and everyone a joyful and peaceful Merry Christmas. May this season bring you happiness, hope, and success. 🎄✨
Izahay mpikambana rehetra ato aminy ETMP school tarihiny Directeur RAKOTOARIMANANA Fanomezantsoa Patrick dia mirary atsika rehetra tsy akanavaka sy ny mpianatra rehetra ato aminy ETMP rehetra Nahatratrany ity Krismasy feno fifaliana sy fitahiana ity 🎄Hitondra fahasambarana sy Fanantenana ary fahombizana ho antsika anie ity Krismasy ity 🇺🇲🎄
24/12/2025
22/12/2025
⏳️TONGA ILAY NANDRASANAO HATRIZAY⏰️
🚨 ATSANGANO NY HOAVINAO AMIN’NY ANGLISY ! 🚨
😓 Sahirana miteny ANGLISY ?
😶 Mahazo fa tsy sahy miteny ?
😔 Very vintana amin’ny asa sy opportunité ?
🔥 Fotoana hanovana izany IZAO ! 🔥
🇺🇸 AMERICAN SPOKEN ENGLISH COURSE
💬 Mitenena English malama, matoky tena, ary mazava
🎯 English tena ampiasaina amin’ny asa, interview, visa, online, sy fiainana andavanandro
👨🏫 Miaraka amin’ireo instructors mahay:
⭐ Mr. Clavert – Lead Instructor
⭐ Mr. Patrick – English Instructor
💥 INONA NO MAHATONGA AN’ITY HO MIAVAKA ?
✅ 100% MIRESAKA (tsy feno théorie)
✅ American Accent Training
✅ Kilasy kely – tsirairay arahina
✅ 5 séances / herinandro (1h)
✅ Programme accéléré 4 volana
✅ Certificate officiel (Ara-panjakana)
✅ Beginner & Intermediate raisina
💰 Vidiny mora ho an’ny hoavinao:
👉 15.000 Ar / volana
👉 60.000 Ar / 4 volana
⛔ LIMITED SEATS – VOAFETRA NY TOERANA
📅 Manomboka JANOARY 2026
📝 Fisoratana anarana: 22 Des – 10 Jan
📲 Te hanomboka miteny English dieny izao ve ianao ?
👉 WhatsApp: +261 32 15 747 92
Na ihany koa mandefa hafatra miafina.
🔥 Aza miandry ho tonga lafatra fa ...
👉 MANOMBOKA ANIO NY FAHOMBIAZANA !
Antsirabe
🇲🇬🇺🇲Meet Fabrice: the student who inspired everyone at ETMP School with his remarkable speech, “We Can Build a New World with Paper.” His creativity shone through not only in his words but also in his actions
izy no Fabrice anisany mpianatra naneho fahaizany sy talentany taminy kabary taminy Teny anglisy izay nasehony,video fohy ho famitinana kabary Nataony taminy Teny anglisy miresaka mahakasika ny taratasy,miaraka amin'ny noeud taratasy kely izay mapiseho azy mazava Kokoa🙏💪
The CEO of Etmp RAKOTOARIMANANA Fanomezantsoa Patrick
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antsirabe