EMP School

EMP School

Share

🇺🇸 "Education is the most powerful weapon we can change the world " 🇲🇬

06/06/2026

🇺🇸 Misokatra offisialy eto anivony EMP School ny Club de foot EMPS FC , ny tanjonay aminy fananganana ity klioba ity dia mba afahana mitaiza antsika Mpianatra ara panatanjahatena sy MBA ho fialamboly ho any Mpianatra izany hoe sady mianatra teny anglisy isika no manao baolina,Marihina moa fa ity club ity dia mijoro ara dalana ara nahazoana fangatoavana avy any aminy ministera tanora sy ny fanatanjahatena
koa entanina isika rehetra izay Mpianatra izay Liana aminy tontolo baolina kitra isoratra anarana izay te hiditra joueur ,
Emp SCHOOL warriors #
efa misy staff izay mandrafitra ekipatsika fa apita eto ihany anarana izy ireo

26/05/2026

,EMP SCHOOL
COURS DE VACANCES HO ANY DAHOLO BE (Ankizy kely ,tanora,mpiasa)
Manana olana aminy fotoana ianarana teny anglisy ve ianao na koa manana olana aminy fitenenana anglisy?, ☺️ tsy nahatratra ny fidirana 11eme vague ve ianao na tsy voaray intsony taminy fidirana farany teo?,aza manahy fa izahay dia mbola mijoro foana MBA ho vaholana sy ho fanampiana anao aminy fampianarana teny anglisy mirary anefa tena tsara kalitao sy manandanja sy manaraka ny fenitra,fotoana fohy ihany no ifehezanao miresaka misosa tsara, fampianarana teny anglisy izay karakarainy EMP SCHOOL (ENGLISH WITH MISTER PATRICK SCHOOL), tohanany ONG3F-MADA
1)-Cours d'anglais parlé avec accent Américain
2)-3 fois par semaine no mianatra (mianatra isanandro isanandro,afaka misafidy ora mety aminao ianao)
3)-Cours d'anglais ho any daholo bé (Cours ho any ankizy kely (English for kids), Hoany olona lehibe Mpianatra,mpiasa
4)-2mois faharetany fianarana,misy certificat ho zaraina aminy farany fiofanana
5)-Tsy misy écolage fa boky no vidianao
6)-Droit d'inscription :5000ar
7)-Club d'anglais isakiny sabotsy afahana manao pratika tsy anavahana sekoky niavina
8)-koa Raha mahaliana anao dia afaka manantona mivantana ao aminy epp ambavamangatsika misoratra anarana sy manontany fanazavana(ora fisokafany birao 8h-12)
9)-Koa vonjivonjeo fa efa maro ireo éfa namandrika toerana (fanombohany fisoratana anarana dia efa misokatra ary farany fandraisana Mpianatra dia ny faha 30jona 2026)
10)-Fidirana 1jolay 2026
11)-Hoanizay Mpianatra cours de vacances farany Téo na ireo éfa nianatra teto aminay taloha dia afaka manohy niveau ianao Raha mbola te hianatra hanohy
Contact :0331474754/0383086589
Facebook :EMP SCHOOL
Facebook :RAKOTOARIMANANA Fanomezantsoa Patrick

Photos from EMP School's post 03/05/2026

🙏🇲🇬🇺🇲sary fanehoana NY fomba fanaovana kabary aminy Teny anglisy ato aminy ETMP School
02may 2026
Tongava miditra mpikambana fa toy izao no iafaranao ato aminay
The CEO of Etmp RAKOTOARIMANANA Fanomezantsoa Patrick

14/04/2026

🇺🇲Spoken English course 🇲🇬
American English
ETMP SCHOOL
"EDUCATION IS THE MOST POWERFUL WEAPON WE CAN USE TO CHANGE THE WORLD"
Fidirana 11EME VAGUE
👉FAMPIANARANA TENY ANGLISY IZAY MBOLA TSY NANDISO FANANTENANA ANAO
👉FAHAIZANAO MITENY SY MIRESAKA NO TANJONAY
👉Tsy misy Ecolage fa boky sy badges no vidina ary mitondra 1000ar isakiny mianatra NY mpianatra
👉 Misy NY Boky izay vidiana aminy vidiny mirary, boky izay mirakitra NY lesona rehetra
👉andro ianarana isakiny Alarobia tolakandro tontolo sy NY asabotsy tontolo andro, afaka misafidy ora mety aminao ianao ,misy NY cours DU soir
👉6mois faharetana fianarana, 2mois par niveau
👉Fampianarana izay tohanany ONG3F-MADA
👉Fampianarana izay ahafanao manao fanadinana izay ahafahanao mahazo NY diploma Teny anglisy avy aminy METFP (ministera Fampianarana teknika)
👉Misy NY examen izay ataony mpianatra isakiny niveau ary aminy farany dia misy fanomanana boky sy speech
👉Misy NY club d'anglais isakiny asabotsy fotoana izay afahana manao pratika
👉NY daty fanombohany fisoratana anarana dia manomboka NY 10aprily2026 ka hatramin'ny 20mei 2026
👉Misy NY opportunité maro izay ho zaraina afahana mamaritra NY hoavinao aminy Teny anglisy
👉Raha liana ianao dia afaka manantona mivantana eny amin'ny Epp Ambavadimangatsika misoratra anarana sy manontany fanazavana misy misy kokoa
👉NY birao dia mivoha isanandro manomboka aminy 08sasany maraina ka hatramin'ny 12ora atoandro
👉Misy NY fizarana certificat na maripahaizana aminy farany fiofanana
👉Contact:0331474754/0383086589
👉DROIT D'INSCRIPTION:5000AR
VOAFETRA NY TOERANA

👉RENTRÉE:23 Mey 2026
Facebook:ETMP SCHOOL /RAKOTOARIMANANA FANOMEZANTSOA PATRICK

05/04/2026

He is not here; he has risen, just as he said. Come and see the place where he lay.”
— Matthew 28:6
Happy Easter 🎉🇺🇲🇲🇬🔥

Want your school to be the top-listed School/college in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Epp Ambavadimangatsika
Antsirabe