NOLI Art Culinaire Antsirabe

NOLI Art Culinaire Antsirabe CENTRE DE FORMATION PROFESSIONNELLE ART CULINAIRE Cours de Pâtisserie Cours de Cuisine Internationale Cours de Charcuterie

29/03/2026
Coucou daholo eMandray mpianatra indray izahay Ny fidirana manaraka ny 13 Avril 2026 izao hoan ' ny Pâtisserie sy Cuisin...
29/03/2026

Coucou daholo e

Mandray mpianatra indray izahay
Ny fidirana manaraka ny
13 Avril 2026 izao hoan ' ny Pâtisserie sy Cuisine

Ety Antsenakely akaikin'ny Marie Stop hoany amin'ny Pharmacie Vakinakaratra misy trano fotsifotsy magasin fideranay io Dia izahay 2 ème étage

Coucou daholo e 😘 Mbola mandray mpianatra cuisine izahay hoanareo te ho matianina ka ho lasa traiteurs       👉 Antsenake...
15/02/2026

Coucou daholo e 😘

Mbola mandray mpianatra cuisine izahay hoanareo te ho matianina ka ho lasa traiteurs
👉 Antsenakely akaikin'ny Marie Stop hoany amin'ny Pharmacie Vakinakaratra misy trano fotsifotsy magasin fideranay io Dia izahay 2 ème étage 👈
Voafetra ihany ny toerana an

Coucou daholo o Misy sary vitsivitsy asehonay ireto Zava-bitan'ny mpianatra tato,,,3 semaines zay 👉 Mbola mandray mpiana...
05/02/2026

Coucou daholo o
Misy sary vitsivitsy asehonay ireto
Zava-bitan'ny mpianatra tato,,,3 semaines zay

👉 Mbola mandray mpianatra foana izahay
👉 Ety Antsenakely akaikin'ny Marie Stop hoany amin'ny Pharmacie Vakinakaratra misy trano fotsifotsy magasin fideranay io de izahay 2 ème étage
👉Tongava mianatra , efa maro be no haitaso

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy o Mbola mandray mpianatra foana izahay tompoko 👉Tongava mianatra e 👈
21/01/2026

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy o
Mbola mandray mpianatra foana izahay tompoko
👉Tongava mianatra e 👈

Eh ! OhTena mbola mampianatra PÂTISSERIE , CUISINE zahay an🍓👉Tongava mianatra Na hiasa amin'ny Restaurant ianao Na Salon...
07/01/2026

Eh ! Oh
Tena mbola mampianatra PÂTISSERIE , CUISINE zahay an

🍓👉
Tongava mianatra
Na hiasa amin'ny Restaurant ianao
Na Salon de Thé
Na hanangana ny orinasanao
👉 TONGA MIANATRA 👍

Marobe no efa nahita soa
Ety Antsenakely akaikin'ny Marie Stop hoany amin'ny Pharmacie Vakinakaratra misy trano fotsifotsy magasin fideranay io Dia izahay 2 ème étage

‎👩‍🍳 Misokatra ho an'ny rehetra ny formation  ataon'ny CFP NOLI :‎‎Pâtisserie 🍰‎Cuisine 🍅‎Charcuterie🥩‎‎📍Toerana: akaiki...
16/07/2025

‎👩‍🍳 Misokatra ho an'ny rehetra ny formation ataon'ny CFP NOLI :
‎
‎Pâtisserie 🍰
‎Cuisine 🍅
‎Charcuterie🥩
‎
‎📍Toerana: akaikin'ny Restaurant NIAVO /Antsenakely , Antsirabe Madagascar.
‎✅ Taratasy fanamarinana rehefa vita ny fiofanana (remise de certificat).
‎🎯 Ho an’ny vao manomboka, tia mahandro na mikasa hanokatra fandraharahana.
‎
‎📲 Misorata anarana dieny izao na mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny.
‎
‎--> Visitez notre page facebook : https://www.facebook.com/share/1CUQeckScd/
‎
‎☎️ CONTACT: 034 75 159 33.
‎
‎🚀 Ampitomboy ny fahaiza-manao, amboary ny hoavinao !

‎

Address

Près Restaurant NIAVO/Antsenakely
Antsirabe

Telephone

+261347515933

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NOLI Art Culinaire Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to NOLI Art Culinaire Antsirabe:

Shortcuts

Share

Category