19/11/2025
🎉 COURS ANGLAIS GRATUIT – Farany ho an’ity taona 2025!🇺🇸✨
🇺🇸Azo hatrean'ny rehetra! Tongava hanatsara ny fahaizanao teny Anglisy amin’ity fotoana farany atolotray maimaim-poana ity.
🔥 Tsy tokony ho adino!
Mety tsara ho an’izay te hanomboka, te hanavao, na te hanatsara ny fahaizany. Tontolo ianarana mihetsika, sariaka ary mahafinaritra.
📅 27–28 Novambra 2025
⏰ 15:30 – 17:00
📍 Immeuble Ny Havana, Lalam-barotra Antsenakely, Antsirabe (2ème étage)
📞 +261 38 82 89 066
👉 Tongava fotoana farany amin’ity taona ity!