24/08/2026
📚 COURS DE VACANCES À DOMICILE — 2ÈME VAGUE 🏡
🎓 Les inscriptions pour la 2ème vague sont ouvertes !
Tsy natao hialana sasatra fotsiny ny vacances, fa fotoana tsara ihany koa hanamafisana ny fototra, hanarenana ireo lesoka ary hiomanana amin'ny taom-pianarana vaovao. 📖✨
🎯 ï-anatra aKaDemy vous propose des cours à domicile à Antsirabe en :
📐 Mathématiques
🧪 Physique-Chimie
👨🎓 Ho an'ny mpianatra manomboka amin'ny 6ème ka hatramin'ny Terminale.
✨ Nahoana no misafidy ï-anatra aKaDemy ?
✅ Mpampianatra compétent sy expérimenté
✅ Fanaraha-maso mifanaraka amin'ny filàn'ny mpianatra
✅ Fomba fampianarana tsotra, mazava ary mahomby
✅ Ora azo ifanarahana
✅ Cours à domicile — izahay no manatona anao 🏡
⚠️ PLACES LIMITÉES !
Aza miandry ny fotoana farany vao misoratra anarana !
📞 Renseignements & inscriptions :
037 79 094 73
📩 Na mandefasa message privé amin'ny pejy.
🎓 ï-anatra aKaDemy
Apprendre • Comprendre • Réussir