Princess Chocolate Factory & School

Princess Chocolate Factory & School

Share

Nous nous spécialisons dans la fabrication, la vente des chocos et l'enseignement de la chocolaterie

Photos from Princess Beauty Institute's post 16/07/2025

09/07/2025

Miarahaba antsika rehetra ô 🥰

"Interactions entre médicaments et aliments"🍝🍲💊 indray no horesahantsika anio.
Ny atao hoe "interactions" dia "effets" na vokatra ateraky ny fitambaran'ny zavatra roa na tsara na ratsy. Ka eto isika dia hamantatra ireo vokatry ny fitambaran'ny sakafo sy ny fanafody.

1- Ny rano🥛sy ny fanafody💊:
Isika rehefa mihinana fanafody "pillule" dia atosikantsika amin'ny rano mba ho mora ny fitelemana ilay fanafody
Kanefa tsy izay ihany fa tena ilaina ny misotro rano 1,5L-2L isan'andro indrindra rehefa manaraka fitsaboana satria miaro ny fahasalamantsika mba tsy hitaran’ny aretina izany, toy ny insuffisance rénale…sns

2- Café, thé ☕🍵sy ny fanafody💊 :
Ny café dia manafaingana ny " résorption digestive des médicaments" na fandevonana ilay fanafody ka hitondra voka-dratsy ho antsika
Ny "dite" na "thé" indray dia mampiadana io"résorption digestive des médicaments" io.
Ka tsara raha alavirina ny olona tsaboina ny rano misy fangaro.

3- Ny sakafo mamay loatra🍜, matavy🥘, be sira🧂na be siramamy🍬 dia mampiadana ny fanandevonan-kanina satria voasembatsembana any amin'ny lalan-kanina ny fanafody
Izany no mahatonga ny akamaroan'ny fanafody ohanina 30 minitra mialohan'ny sakafo.

4- Ny alcool 🍺sy ny fanafody 💊:
Mampidi-doza ny fisotroana alcool miaraka amin'ny fihinanana fanafody satria :
- na manafaingana ny résorption digestive izy
- na mahatonga " effets antabuse": mena ny tarehy, midina ny tosi-drà, te handoa, na mandoa mihitsy aza.
- na mahatonga anao ho be torimaso
- na manakorontana ny fiasan'ny taova fandevonan-kanina toy ny fivalanana...

❗❗Tsy fampitahorana akory ny fanafody fa izay no antony tsy tokony anaovantsika dokotera tena 🙅

Sarobidy ny fahasalamana ka aoka isika hitandrina 👩‍⚕️

Mirary tontolo andro feno fitahiana sy fahasalamana ho antsika 🤗

Want your school to be the top-listed School/college in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

1118 G 184 Mahazoarivo Nord
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00