13/09/2026
🎓 NAHAFENO NY BACC IANAO, FA INONA NO HATAONAO MANARAKA ?
Nahazo BACC ianao. 👏
Faly ny fianakaviana. Faly ianao.
Fa aorian’izay?
🚫Tsy ampy ny hoe “nahazo BACC aho”.
🚫Tsy ampy koa ny hoe “hianatra zavatra fotsiny aho”.
🎯 MANANA TETIKASA HO AN’NY HOAVINAO VE IANAO ?
ATO @ 👉IN.S.P.N.MAD ANTSIRABE 👈
Filière :
🎓GESTION ET ADMINISTRATION D’ENTREPRISE,🎓 afaka misafidy spécialité mifanaraka amin’ny tanjonao ianao.
Toy ny :
🌍 TRANSIT ET DOUANE
✅ Commerce International
✅ Importation & Exportation
✅ Transit
✅Douane
🏦 BANQUE ET MICRO-FINANCE
➡️ Opérations bancaires
➡️ Gestion financière
➡️ Microfinance
➡️ Services financières
📈 MARKETING ET COMMERCE INTERNATIONAL
✔️ Marketing
✔️ Vente & négociation
✔️ Communication commerciale
✔️ Commerce International
💡 Ny tanjonay dia tsy ny hanome anao diplôme fotsiny, fa ny hanampy anao hanana fahalalana sy compétences ilaina amin’ny tontolon’ny asa.
📅Ny fidirana @ taom-pianarana 2026-2027 dia ny 12 OCTOBRA 2026
Année Académique : 2026-2027.
🏢Birao fandraisana :
Mahazoarivo, anilany Banque BOA, Croisement Bar Malagasy.
☎️Fanazavana fanampiny :
038 76 668 11
033 15 732 34
# FORMATION PROFESSIONNELLE -FINANCES
.