Mirary farany herinandro mahafinaritra hoantsika rehetra , Samia mailo amin'ity andro ratsy ity 🥰
Association Tia-Tech
Formation, prestataires de services,
Bureau d'études dans les domaines de l'automatisme et informa
📢📣📣📣📢NOUVELLE RENTREE📢📣📣📣📢
L'INSCRIPTION EST DEJA OUVERTE POUR LES FORMATIONS SUIVANTES:
✅ARDUINO
✅WEB
✅AUTOCAD
✅INFORMATIQUE BUREAUTIQUE
POUR PLUS D'INFORMATION CONTACTER LE 034 86 008 26 ou Le 034 76 931 02
Fb:Association Tia-Tech
OU VENEZ DANS NOS BUREAU A AMBOHIMENA AU SUD DU COTTONLINE
AVEC EFFORT TOUT EST POSSIBLE
08/09/2021
Miarahaba antsika rehetra ooooo
Aza adino ary fa androany atoandro amin'ny 2 ora ny fotoanatsika rehetra hianatra arduino
Ary amin'ny zoma maraina amin'ny 8 ora ny web
Tongava maro 😇😊☺
14/08/2021
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny page sy ianareo mpianatra eto anivon'ny Association Tia-Tech😊😊.📣📣 Ampahafantarina isika fa ho avy indray ny fidirana manaraka koa aza misalasala ary maka ny andinindininy eto amin'ny page na koa miantso ny laharana 0347693102 📱📱. Afaka manantona mivantana ny birao ihany koa izay liana na hisoratra anarana 📃📃. Ny volana septambra ho avy izao ny fidirana manaraka ka vonjivonjeo ary fa voafetra hiany ny toerana.
🔷Ny birao ny Association dia nifindra ety atsimon'ny cotonline ary avaratrin'ny jovenna Ambohimena vavahady mangamanga.
04/07/2021
Salama daholo !
Formation Autocad atolotrin'ny Association Tia-TechAssociation Tia-TechAssociation Tia-Tech ho antsika rehetra . Efa misokatra fisoratana anarana
Misy Tolotra ho an'ireo 10 misoratra anarana voalohany.
Mp plus information
Merciii 😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110