15/09/2025
LPAJR Lycée Privé Adventiste Julien Ramamonjisoa - UAZ - Sambaina
C'est une institution adventiste offrant une formation holistique(académique, physique, spirituelle
15/09/2025
21/07/2025
Mitady sekoly ho an'ny zanakao ve ianao?
Misokatra ny fisoratana anarana ato amin'ny LPAJR (Campus Université Adventiste Zurcher, Sambaina PK 35 alohan'ny atongavana antsirabe) na ho an'ny eto amin'ny manodidina na ho an'ny avy any lavitra satria misy ny kilasy mandry zazalahy sy kilasy mandry zazavavy izay samy manana ny mpanabeny manokana.
Ny fidirana kosa dia ny 08 septembre 2025 izao.
Ireto kosa no tsara homanina ho amin'ny fisoratana anarana:
☑️kopia nahaterahana (acte de naissance)
☑️Bulletin de note na certificat de scolarité
☑️Saritapaka 04
☑️Papier chemise 01
☑️Pochette transparente 01
Contact: 034 71 599 15 - 034 31 435 90
17/07/2025
17/07/2025
APPEL A CANDIDATURES
RESULTAT CEPE 2025 : 100%
Gloire à Dieu!
RENTREE SCOLAIRE 2025-2026:
08 Septembre 2025
10/12/2024
Offre d'emploi :
poste :ECONOME
09/09/2024
👉 La cérémonie d'ouverture de la nouvelle année scolaire 2024 du LPAJR s'est déroulée ce jour 09 septembre. Cette rentrée a été l'occasion de solliciter les bénédictions divines sur les élèves et l'ensemble de la communauté éducative🙏👌. La présence remarquée des parents d'élèves témoigne leur attachement au projet pédagogique de l'établissement👏👍. La présentation du corps enseignants a souligné l'importance accordée à la collaboration entre tous les acteurs de la vie scolaire pour assurer le succès des élèves❣️🙏🙏.
03/09/2024
Azonao zaraina:
Mbola misokatra ny inscription
Fidirana amin'ny 09 septembre 2024
Misy ny Kilasy Mandry zazalahy sy zazavavy
☎️Toerana: Campus UAZ, Sambaina, Antsirabe
📬Contact: 034 31 435 90 / 033 64 672 94
03/09/2024
Rentrée: 09 septembre 2024
Ankoatran'ny kilasy 6ème hatramin'ny Terminal, dia eo ihany koa ny préscolaire hatramin'ny CM2.
Tsy mbola tara ianao raha hisoratra anarana.
Misy ihany koa ny kilasy mandry zazalahy sy kilasy mandry zazavavy.
☎️Toerana: Campus UAZ, Sambaina, Antsirabe
📬Contact: 034 31 435 90 / 033 64 672 94
Ireo taratasy sy fitaovana ilaina amin'ny fisoratana anarana:
🔵☑️Kopia nahaerahana (Copie d'acte de Naissance)
🔵☑️Bulletin de note / Certificat de scolarité
🔵☑️Saritapaka: 04
🔵☑️Papier chemise: 01
🔵☑️Pochette transparente: 01
Seho an-tsara ny toeram-pianarana ho an'ny Primaire:
I
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
LPAJR, Campus Université Adventiste Zurcher, BP 325, RN 7, PK 135, Sambaina Antsirabe
Antsirabe
110
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 00:00 |
| Tuesday | 08:00 - 00:00 |
| Wednesday | 08:00 - 00:00 |
| Thursday | 08:00 - 00:00 |
| Friday | 08:00 - 00:00 |