Au beau lieu

Au beau lieu Collège Privé Adresse : Ampatana Est, route d'Andranovisy. Antsirabe 110.

Encore une promesse tenue ! Un level débloqué pour nos neuf candidats qui ont bel et bien pu relever le défi. Gloire à l...
15/07/2026

Encore une promesse tenue !
Un level débloqué pour nos neuf candidats qui ont bel et bien pu relever le défi.
Gloire à l'Éternel !
Félicitations à vous et à toute l'équipe de l'école Au beau lieu !
Bravo les gars ! 👏

Hiatrika ady indray ireto ankizintsika ireto manomboka rahampitso ary hikopak'elatra any amin'izay Lycée hosafidiany avy...
05/07/2026

Hiatrika ady indray ireto ankizintsika ireto manomboka rahampitso ary hikopak'elatra any amin'izay Lycée hosafidiany avy izy ireo amin'ny taompianarana manaraka.
Mivavaka ho azy ireo isika mba ahitany fahombiazana.
Ho tonga amin'ny ambony indrindra anie ianareo rankizy ary ho reharehanay mpanabe any aoriana any.

FIANTSOANAANTSOINA IREO MPIANATRA TRANAINY IZAY NOBEAZINA TETO AMIN'NY SEKOLY AU BEAU LIEU MBA HO TONGA HANOTRONA ANAY A...
22/06/2026

FIANTSOANA

ANTSOINA IREO MPIANATRA TRANAINY IZAY NOBEAZINA TETO AMIN'NY SEKOLY AU BEAU LIEU MBA HO TONGA HANOTRONA ANAY AMIN'IO CARNAVAL IZAY HO ATAO NY ALAROBIA 24 JONA 2026 IO HO FANKALAZANA NY FAHA-ROAPOLO TAONAN'NY SEKOLINTSIKA.

MANKASITRAKA SAHADY.

FILAZANA TOMPOKO,MBA HO FANDAMINANA DIA TSY VOATERY HO CYCLO-POUSSE NO HANDEHANAN'NY ANKIZY AMIN'NY CARNAVAL FA NA POSY ...
22/06/2026

FILAZANA
TOMPOKO,
MBA HO FANDAMINANA DIA TSY VOATERY HO CYCLO-POUSSE NO HANDEHANAN'NY ANKIZY AMIN'NY CARNAVAL FA NA POSY TANANA AZA DIA METY.
MANKASITRAKA TOMPOKO.

20/06/2026

Eh ! Azafady kely iray minitra monja !
Efa fantatrareo moa fa efa nivoaka ny valimpanadinana CEPE teto Antsirabe ?
Afaka avokoa izy 28 mianadahy koa dia faly miarahaba azy ireo izahay eto amin'ny Sekoly.
Ho tonga amin'ny ambony indrindra anie ianareo rankizy !
Miandry ny vokatry ny 6ème izany isika izao.

Mankasitraka indrindra ny mpampianatra izay namolavola azy ireo.

18/06/2026

FAMPATSIAHIVANA
TOMPOKO,
AMPATSIAHIVINA ISIKA RAY AMAN-DRENY FA AMIN'NY ALAROBIA 24 JONA IZAO ILAY FETY FAMARANANA NY TAOMPIANARANA SADY FANKALAZANA NY FAHA-ROAPOLO TAONAN'NY SEKOLY, IZAY IALOHAVAN'NY CARNAVAL MIAINGA ETO AMPIANARANA MANOMBOKA AMIN'NY 8 ORA MARAINA ;
NY PRÉSCOLAIRE SY NY CP KA HATRAMIN'NY CE2 DIA MANDEHA POSY KA SAMY MANAINGO NY POSINY NY RAY AMAN-DRENY TSIRAIRAY ;
AZON'NY RAY AMAN-DRENY ATAO NY MAMPIARAKA NY ANKIZY 2 NA 3 ANATY POSY IRAY MBA HANAMAIVANA NY SARANY.

MANKASITRAKA INDRINDRA.

14/06/2026
Miarahaba antsika indray. Ireo ary ny an'ny Préscolaire dia ialana tsiny indrindra ny fahatarana. Averinay indray fa mal...
13/05/2026

Miarahaba antsika indray.
Ireo ary ny an'ny Préscolaire dia ialana tsiny indrindra ny fahatarana.
Averinay indray fa malalaka ny safidin'ny Ray aman-dReny ka ireo izay hividy izany aty an-tsekoly dia efa azony atao ny manao commande dieny izao any amin'ny birao.
Voafetra ihany ny fotoana ka aza ela ary.
Mankasitraka indrindra !

Miarahaba antsika Ray aman-dReny indray. Ireo indray ary tompoko ny fitafy ho an'ny mpianatry ny Collège-ntsika raha hov...
06/05/2026

Miarahaba antsika Ray aman-dReny indray.
Ireo indray ary tompoko ny fitafy ho an'ny mpianatry ny Collège-ntsika raha hovidiana aty ampianarana.
Mankasitraka tompoko.

FILAZANA Tompoko, Noezahinay natao faran'izay zakan'ny rehetra ny vidin'ireo fanamiana ho entin'ireo mpianatritsika mand...
23/04/2026

FILAZANA

Tompoko,
Noezahinay natao faran'izay zakan'ny rehetra ny vidin'ireo fanamiana ho entin'ireo mpianatritsika mandritry ny carnaval mba hitsinjovana ny Ray aman-dReny rehetra.
Ireo amin'ny sary eo ambany ireo ny fanamiana isan-kilasy (ny an'ny Primaire aloha) miaraka amin'ny vidiny tsirairay avy.
Efa azon'ny Ray aman-dReny atao dieny izao ny "commande" mba tsy hahataraiky antsika.

MISAOTRA TOMPOKO.

Address

Antsirabe

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 00:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261344864060

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Au beau lieu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Au beau lieu:

Shortcuts

Share