ILBIL I Learn Because I Like

ILBIL  I Learn Because I Like ianarako satria Tiako

16/05/2026

🎹 PEDAL SUSTAIN AVEC POLARITÉ 🎹

Mitady pedal sustain tsara ho an’ny clavier na piano électronique ve ianao?
Ity no vahaolana mety aminao ✅

✔ Compatible amin’ny:
Yamaha
Casio
Korg
Roland

✔ Avec switch polarité
✔ Feo madio sy sustain matanjaka
✔ Mora ampiasaina
✔ Kalitao tsara

🎶 Tsara ho an’ny:
mpitendry clavier
église
studio
apprentissage piano

📍Disponible izao

📞 Contact: 034 93 012 30
💰 Prix: 45000ar

12/04/2024
Manofy aloha vao manatanteraka 😍Achieving after Dreaming
04/04/2022

Manofy aloha vao manatanteraka 😍
Achieving after Dreaming

Efa misy en salle eto Antsirabe . Contact 0349301230
14/03/2022

Efa misy en salle eto Antsirabe .
Contact 0349301230

19/05/2021

Mirary tontolo andro Mahafinaritra e!

Tsy mifidy na kely na lehibe, na lahy na vavy. Mp avy hatrany fa voavaly avy hatrany ianao anatin'ny fotoana fohy
10/05/2021

Tsy mifidy na kely na lehibe, na lahy na vavy.
Mp avy hatrany fa voavaly avy hatrany ianao anatin'ny fotoana fohy

08/05/2021

somasoma week-end e!
courage jiaby miaraka amin'ny Mr corona

TE HAHAY VE IANAO? Efa mba nanana faniriana toa anao aho taloha. Ary nanomboka nianatra aho fa tsy naniry fotsiny, Nanda...
06/05/2021

TE HAHAY VE IANAO?

Efa mba nanana faniriana toa anao aho taloha.
Ary nanomboka nianatra aho fa tsy naniry fotsiny,
Nandany fotoana
Nandany hery
Nandany vola
Ankehitriny mba manan-kolazaina aminao aho.
ary fa anampy anao aho
Antso mivantana #0349301230

Mirary erin'Andro vaovao omban'ny fitahian-janahary antsika tsiraitay avy. Manana tolotra fampianarana an-tserasera izah...
04/05/2021

Mirary erin'Andro vaovao omban'ny fitahian-janahary antsika tsiraitay avy.

Manana tolotra fampianarana an-tserasera izahay na FORMATION en LIGNE
manasa anao hitsidika any anaty HAFATRA MIAFINA na ny MP avy hatrany raha mila fanazavana fanampiny.

Tsy mifidy sokajin'olo, taona,
fa rehefa ❤tinao❤ dia hainao io

tsotra kely ny fomba hahatanterahan'izany fianarana izany fa manasa anao andefa hafatra miafina.

"Ny talenta tsy miseho raha tsy trandrahana"

Address

Rn4
Antsirabe

Telephone

+261349301230

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ILBIL I Learn Because I Like posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category