Oniversity FJKM Ravelojaona Antsirabe

Oniversity FJKM Ravelojaona Antsirabe Enseignement Supérieur
Mentions: Gestion, Droit, Agro, Informatique, Communication

19/09/2026

🎓 ALEO MATIANTOKA TOY IZAY MANENINA

“Aza avela ho lafo kokoa noho ny saram-pianarana ny nenina rahampitso.”

Ry tanora, ny fiainana dia mitaky safidy. Misy safidy mora raisina anio, ary misy safidy mitaky ezaka sy fahafoizan-tena. Anisan’ny fanapahan-kevitra lehibe indrindra eo amin’ny fiainana ny fianarana sy ny fanomanana ny ho avy.

Mety ho hitanao ho fandaniana ny fianarana anio. Kanefa, raha jerena lavidavitra kokoa, dia fampiasam-bola ho an’ny tena, ho an’ny ankohonana ary ho an’ny fiarahamonina izy.

📖 “Ny fahendrena no zava-dehibe indrindra; koa mahazoa fahendrena.” Ohabolana 4:7

Tsy ampy ny manana nofinofy; mila fahalalana, fahaiza-manao, faharetana ary fanomanana.

🌱 Aza avela ho resin’ny fahasahiranana vetivety ny nofinofinao.
Mianara; Tohizo ny fianarana; Amboary ny fahaizanao; Omano dieny izao ny hoavinao.

🎓 ONIVERSITÉ FJKM RAVELOJAONA ANTSIRABE – ONIFRA

Toerana hanamafisana ny fahalalana, ny fahaiza-manao, ny soatoavina ary ny finoana, ho fanomanana ireo tanora hiatrika amim-pahendrena ny tontolon’ny asa sy ny fiarahamonina.

📚 Ny fianarana anio, no fanomanana ny hoavy.
🙏 Ny finoana no manoro lalana.
💡 Ny fahalalana no manome hery.

Aleo matiantoka anio noho ny fianarana, toy izay hanenina rahampitso noho ny fotoana very.

👉 Safidio ny hanohy fianarana. Safidio ny hanomana ny hoavinao.




🎓 ONIVERSITÉ FJKM RAVELOJAONA AntsirabePRÉSENTATION DE LA PROMOTION 2026« ALTIORA »L’Oniversité FJKM RAVELOJAONA a l’hon...
17/09/2026

🎓 ONIVERSITÉ FJKM RAVELOJAONA Antsirabe

PRÉSENTATION DE LA PROMOTION 2026

« ALTIORA »

L’Oniversité FJKM RAVELOJAONA a l’honneur de présenter officiellement le nom et l’identité visuelle de sa Promotion 2026, dénommée :

ALTIORA

Issu du latin altiora, signifiant « ce qui est plus élevé » ou « aller vers les hauteurs », le nom ALTIORA traduit l’ambition de la Promotion 2026 de progresser vers l’excellence dans les domaines académique, professionnel, éthique et spirituel.

À travers cette dénomination, les étudiants de la Promotion 2026 sont appelés à considérer leur formation universitaire non seulement comme une acquisition de connaissances et de compétences, mais également comme une préparation à une mission et à une responsabilité au service de la société.

ALTIORA : une identité, une vocation, un engagement

Chaque lettre du nom ALTIORA exprime une valeur fondamentale qui constitue le socle identitaire de la Promotion 2026 :

A — APPELÉS
Être conscients d’une vocation et d’une mission à accomplir dans la société.

L — LUMIÈRE
Être une lumière dans le monde par la qualité de sa conduite, de son travail et de son engagement.

T — TÉMOINS
Porter et témoigner des valeurs chrétiennes dans la vie personnelle, académique et professionnelle.

I — INTÉGRITÉ
Agir avec honnêteté, probité, responsabilité et respect des principes éthiques.

O — OBÉISSANCE
Reconnaître l’autorité de Dieu et inscrire son parcours dans l’obéissance à Ses principes.

R — RESPONSABILITÉ
Mettre les connaissances et les compétences acquises au service du bien commun et du développement de la société.

A — ACCOMPLISSEMENT
Œuvrer à la réalisation de sa vocation et de son potentiel, dans la perspective d’un accomplissement en Christ.

🕊️ Une identité visuelle porteuse de sens

Le logo de la Promotion ALTIORA 2026 associe plusieurs éléments symboliques.

La colombe, élément central du logo, évoque notamment la paix, l’espérance et la dimension spirituelle de la formation chrétienne. Son mouvement ascendant traduit l’idée d’élévation, de progression et d’aspiration vers un idéal supérieur.

La représentation graphique située à sa base rappelle également le socle de la connaissance et de la formation, sur lequel se construit progressivement la vocation du futur professionnel.

La couleur or, dominante de l’identité visuelle, symbolise la valeur, l’excellence, la dignité et la recherche de ce qui est noble et durable.

Ainsi, le logo et le nom ALTIORA forment une identité cohérente : celle d’une génération d’étudiants appelée à s’élever par la connaissance, à se distinguer par l’intégrité et à servir avec responsabilité.

PROMOTION ALTIORA 2026

« Aller plus haut dans la connaissance, plus loin dans la vocation, plus profondément dans la foi et plus pleinement dans le service. »

La Promotion ALTIORA 2026 entend ainsi inscrire son parcours dans une dynamique de formation, d’excellence, de responsabilité et de service, conformément à la vocation de l’Oniversité FJKM RAVELOJAONA.

« Que votre lumière luise ainsi devant les hommes, afin qu'ils voient vos bonnes œuvres et qu'ils glorifient votre Père qui est dans les cieux. » Matthieu 5:16

🎓 ALTIORA — PROMOTION 2026
Une identité. Une vocation. Un engagement.

🎓🇲🇬 ONIFRA ANTSIRABE : VONONA HANOMBOKA NY HOAVINAO VE IANAO?Manasa sy mamporisika ireo mpianatra nahazo ny Baccalauréat...
07/09/2026

🎓🇲🇬 ONIFRA ANTSIRABE : VONONA HANOMBOKA NY HOAVINAO VE IANAO?

Manasa sy mamporisika ireo mpianatra nahazo ny Baccalauréat ary maniry ny hanohy ny fianarana ambony izahay mba handray ny dingana voalohany amin’ny fanorenana ny hoaviny miaraka amin’ny ONIFRA Antsirabe.

📌 Fomba fidirana :
Tsy misy fanadinana fifaninanana (concours) ny fidirana ao amin’ny ONIFRA Antsirabe. Ny fandraisana mpianatra dia atao amin’ny alalan’ny fifantenana antontan-taratasy (sélection de dossiers), aorian’ny fandinihana ny antontan-taratasin’ny kandidà.

📅 Fotoana fisoratana anarana :
➡️ 7 Septambra – 7 Oktobra 2026

💰 Saram-pianarana L1 :
• Droit d’inscription : 160 000 Ar
• Écolage isan-taona : 700 000 Ar

👉 Azo aloa isam-bolana, isaky ny telo volana na isaky ny enim-bolana ny écolage, arakaraka ny fahafahan’ny ray aman-dreny na ny mpianatra.

🎓 Fiandohan’ny taom-pianarana :
📍 13 Oktobra 2026 : Fidirana amin’ny taom-pianarana sy fifankafantarana
📍 16 –17 Oktobra 2026 : Séminaire d’intégration ho an’ireo mpianatra vaovao

🌱 Ny fianarana ambony dia tsy fandaniana fotsiny, fa fampiasam-bola ho an’ny ho avy.

Aza avela handalo fotsiny ny fahafahanao Misafidy! Safidio ny fianarana manomana anao ho amin’ny tontolon’ny asa sy ny andraikitra.

📚 ONIFRA Antsirabe – Mianatra anio, manomana ny ho avy, mandray anjara amin’ny fampandrosoana.

📩 Raha liana ianao, dia asainay ampitiavana hifandray aminay:
032 03 057 02 - 032 03 057 03 - 032 03 057 13

034 05 425 67 - 033 03 425 67

🎓 Ny hoavinao, manomboka amin’ny safidy ataonao anio.

07/09/2026

☘️ Volana vaovao ☘️
8 volana sahady izay no vitantsika tamin’ity taona ity !

Tao ny nahafinaritra, tao ihany koa nefa ny nangidy… 😮‍💨

☝️Fa matoa mbola mamaky ity ianao dia mbola nanokatra pejy vaovao ho anao indray Izy 😊

Mety hoe :
❤️Mbola misy tanjona mila tratrarinao
❤️Mbola misy zavatra lehibe tiany haseho anao
Koa…
👌 Matokia ilay mitazona ny penina
👌 Matokia ilay Mpanoratra izay manao ny zavatra rehetra amin’ny fahatokiana rehetra


25/08/2026

🎓 MASTER EN DROIT PUBLIC – RENTRÉE NOVEMBRE 2026

L’OniFRa ouvre les inscriptions pour son Master en Droit Public, avec deux parcours de spécialisation :

⚖️ Droit Public Interne
🌍 Droit Public International

✅ Formation de haut niveau
✅ Encadrement académique de qualité
✅ Parcours adaptés aux enjeux contemporains du droit public
✅ Nombreux débouchés dans l’administration publique, les collectivités territoriales, les organisations nationales et internationales, les organismes publics et parapublics, ainsi que dans les métiers de l’expertise et du conseil juridique.

📅 Rentrée : Novembre 2026
📂 Admission sur sélection de dossier

✝️ 58 TAONA NY FJKM — MAHEFA MANDRAKARIVA AMIN’NY ASAN’NY TOMPO🎉 58 taona ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara! ...
18/08/2026

✝️ 58 TAONA NY FJKM — MAHEFA MANDRAKARIVA AMIN’NY ASAN’NY TOMPO

🎉 58 taona ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara! 🇲🇬🙏

58 taona niainan’ny FJKM tao anatin’ny fahasoavan’Andriamanitra, 58 taona nitondrana ny Filazantsara, 58 taona nanompoana an’Andriamanitra sy ny olona, ary 58 taona nijoroana ho vavolombelon’i Jesoa Kristy.

📖 « Mahereza mandrakariva amin’ny asan’ny Tompo. »
— 1 Korintiana 15:58

Amin’izao faha-58 taona izao, dia antsoina indray isika rehetra mba hijoro, hahery ary hanohy ny asa fanompoana, satria mbola maro ny asa miandry ny Fiangonana.

💙 58 taona teo ambany fitarihan’ny Tompo.
💙 58 taona nanompoana.
💙 58 taona nijoroana tamin’ny finoana.
💙 Ary mbola manohy ny diany amin’ny hoavy ny FJKM!

Koa aoka isika hiray hina, hifankatia ary hiasa amim-paherezana, ka hanohy hatrany izay asa tsara natomboka, ho voninahitr’Andriamanitra sy ho fitahiana ho an’ny firenena.

🎊 Arahabaina ny FJKM amin’izao faha-58 taona izao!

🙏 “Mahereza mandrakariva amin’ny asan’ny Tompo.”

Ho an’Andriamanitra irery ny Voninahitra!
Soli Deo Gloria.

16/08/2026
🎓✨ FÉLICITATIONS À NOS NOUVEAUX BACHELIERS ! ✨🎓Après des années d’efforts, de sacrifices, de persévérance et parfois de ...
16/08/2026

🎓✨ FÉLICITATIONS À NOS NOUVEAUX BACHELIERS ! ✨🎓

Après des années d’efforts, de sacrifices, de persévérance et parfois de doutes, vous avez franchi une étape importante : le BACCALAURÉAT ! 👏🎉

Toutes nos sincères félicitations à tous les nouveaux bacheliers de Madagascar, et particulièrement à ceux d’Antsirabe et de la Région Vakinankaratra. 🇲🇬❤️

Mais aujourd’hui n’est pas la fin d’un parcours… c’est le début d’une nouvelle aventure !

🎯 Le BACCALAURÉAT ouvre les portes de l’enseignement supérieur. C’est le moment de choisir une formation qui vous permettra de développer vos compétences, de construire votre avenir et de devenir les acteurs du développement de notre pays.

🏛️ ONIFRA ANTSIRABE vous ouvre ses portes pour poursuivre vos études dans un environnement universitaire orienté vers la formation, les compétences et l’employabilité.

📚 Faites le choix d’un parcours qui prépare votre avenir !

🌟 Votre réussite ne s’arrête pas au BACCALAURÉAT. Elle commence maintenant.

👉 Nouveaux bacheliers, osez aller plus loin !
Choisissez l’université. Choisissez votre avenir.
Choisissez ONIFRA ANTSIRABE ! 🎓

🫶ONIFRA ANTSIRABE – Votre avenir, notre engagement.

10/08/2026

Address

Lot 09 F B 320 Mahafaly Vatofotsy
Antsirabe
110

Telephone

+261343861465

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Oniversity FJKM Ravelojaona Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Oniversity FJKM Ravelojaona Antsirabe:

Share