ESPPrIT du Vakinankaratra

ESPPrIT du Vakinankaratra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ESPPrIT du Vakinankaratra, Private School, MAHAZOARIVO SUD, près du CENACLE, Antsirabe.

Etablissement Scolaire Polytechnique Privé pour l'Innovation et la Technologie (ESPPrIT)
LYCEE TECHNIQUE - UNIVERSITE POLYTECHNIQUE PRIVEE
DIPLOMES RECONUS PAR LA FOP (Equivalence FOP : 35370/2013-CNEAT)

24/12/2024
GASY KA MANJA...miaraka @ ESPPrIT...
11/03/2024

GASY KA MANJA...miaraka @ ESPPrIT...

Tratry ny asaramanitra e...samia ho tena andriamanitra...samia ho tahian'Andriamanitra...ny ESPPrIT
11/03/2024

Tratry ny asaramanitra e...samia ho tena andriamanitra...samia ho tahian'Andriamanitra...ny ESPPrIT

🎯🎯🎯Aza taraiko intsony isika mpianatra nahavita ny classe de 3ème na manana BEPC na TSIA izay mbola tsy tafiditra nianat...
04/10/2022

🎯🎯🎯Aza taraiko intsony isika mpianatra nahavita ny classe de 3ème na manana BEPC na TSIA izay mbola tsy tafiditra nianatra😌 fa rahampitso Alarobia 05 Octobre no fidirana ho 2ème vague ato amin'ny Lycée Technique ESPPrIT🥰😍. Ka noho izany soraty izaho ny anaranao fa sao dia tara eo ihany ah!😅🏃🏃🏻‍♀️

Eh! ianao mbola tsy tafiditra an-tsekoly io🫵🏻🫵🏻, araraoty fa misy fidirana ho 1ère année/2ème vague ao amin'ny ESPPRIT/L...
26/09/2022

Eh! ianao mbola tsy tafiditra an-tsekoly io🫵🏻🫵🏻, araraoty fa misy fidirana ho 1ère année/2ème vague ao amin'ny ESPPRIT/Lycée Technique😉. Mety daholo na manana BEPC na TSIA😊. Tsy sarotra ny fianarana fa ny fahavononana ara-tsaina no tena ilaina👌. Mahomby ny fomba fampianarana. 20 ny mpianatry ny ESPPRIT no nahazo mention tamin'ny BACC 2022👍💪. Ary ny mpianatry ny ESPPRIT no voalohany teto amin'ny faritra Vakinankaratra tamin'ny BACC 2022🫡👏😮. K'inona indray no isalasalana🤨? Soraty haingana ny anarana fa 05 Octobre no miditra🏃🏻🏃🏻‍♀️

Tsara dia tsara tokoa ny votram-panadinana Baccalauréat Gestion (G2) sy BEP (G2) ❤️toy izao ny vokatra 😍💥ho anao izay ma...
25/08/2022

Tsara dia tsara tokoa ny votram-panadinana Baccalauréat Gestion (G2) sy BEP (G2) ❤️

toy izao ny vokatra 😍💥

ho anao izay maniry ny hanao Gestion nahavita ny kilasy 3ème, dia mbola misokatra ny fisoratana anarana ho amin'ny taompianarana vaovao 2022-2023
fidirana : 12 semptembre 2022

ho anao izay maniry ny hanohy amin'ny amabaratonga ambony, dia misy ihany koa ato ESPPrIT ny Université izay misy filières maro azo isafidianana. 😊

koa aza tara ary fa miakina aminao ny ho avinao 💥😊

🔔🔔🔔Afatra ho an'izay navita classe de 3ème rehetra na afaka BEPC NA TSIA 😉andao anao seconde technique ao amin'ny ESPPrI...
02/08/2022

🔔🔔🔔Afatra ho an'izay navita classe de 3ème rehetra na afaka BEPC NA TSIA 😉andao anao seconde technique ao amin'ny ESPPrIT du Vakinankaratra😎.
Mora kely ilay fianarana nefa azo antoka ny "avenir professionel"😊.
Rehefa tonga eny amin'ny UNIVERSITE dia ny ankizy avy aty amin'ny Lycée Technique no miady "Major💪" satria efa programme taty amin'ny Technique daholo no miverina any😋.
🎉Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa MP na manantona ny Birao eo mahazoarivo antsimo akaikin'ny cenacle
INSCRIPTION OUVERTE

Address

MAHAZOARIVO SUD, Près Du CENACLE
Antsirabe
110

Telephone

+261338328574

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ESPPrIT du Vakinankaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to ESPPrIT du Vakinankaratra:

Shortcuts

Share

Category