17/07/2022
Efa misokatra ho antsika rehetra na fikambanana , na orinasa, na Mbola mpianatra, na olon-tsotra ny AUTO ÉCOLE MINOSOA ,izay misy ny ivo-toerany ety Miaramasoandro vatofotsy Antsirabe Lot 405 C 187 150m atsimon'ny dalle terminus bus 10 na enceinte GARAGE DAO
AUTO ÉCOLE MINOSOA, Faisons toujours mieux 👍👍👍