Antsirabe Miteny Anglais sy Français

Antsirabe Miteny Anglais sy Français 🏆OUR GOAL IS YOUR SUCCESS 🏆
📚ENGLISH TEACHERS
🇺🇲INTERPRETE
🇺🇲 Certificate
🇨🇵Français parlé 🇨🇵 A1, A2 et B1 et B2

📞034.65.263.08
🏫 AMPATANA vers Andranovisy

24/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tinasoa Lantoniaina, Tojo Nandrianina, A R Tommy Franck

🇺🇲🇲🇫COURS DE VACANCES Anglais et français parlé ✅Special Débutant ✅ Intermédiaire ✅Ankizy, tanora, olon-dehibe ✅ Pratiqu...
23/06/2026

🇺🇲🇲🇫COURS DE VACANCES
Anglais et français parlé
✅Special Débutant
✅ Intermédiaire
✅Ankizy, tanora, olon-dehibe
✅ Pratique 100%
✅Ampinay ianao haleontena sy ahay mamorona ny Zavatra tianao tenenina fa tsy manao tsianjery fotsiny .
✅ Mianatra 2 h isan'andro lundi jusqu'au vendredi
✅Ampianarina ianareo hiaina ao anaty tontolo Ilay langues ( bain de langue sns)

🏫Toerana Ampatana fifimava

📞Contact et WhatsApp : 034.18.123.92/ 034.65.263.08

✅Mahazo certificat ny cours normal rehefa vitæ formation professionnelle

✅Atomboy amizay
🇺🇲Our goal is your success 🇺🇲

22/06/2026

to be teetotaler
olona tsy misotro alcool no antsoina oe teetotaler

18/06/2026
World cup: mondial Aona ndray Ary ny hilazana score @ football rehefa mifarana ny lalao eee : which team do you support ...
17/06/2026

World cup: mondial
Aona ndray Ary ny hilazana score @ football rehefa mifarana ny lalao eee :

which team do you support ?
Iza no équipe tohananao ee?
lazao eo ambany 👇👇
Nifarana 0–0 ny lalao. → The match ended nil-nil.
Resin'izy ireo 0–1 izahay. → We lost nil-one.
Nandresy 3–1 ny ekipanay. → Our team won three-one.
Nifarana 3–3 ny lalao. → The match ended three-all. ⚽
0-0 : nil- nil or zero-zero
0-1: nil- one
3-1: three- one
3-3 : three- all

COURS DE VACANCES 2026 🌞🇺🇸 Américain Parlé & 🇫🇷 Français Parlé📢 Sokafy ho anao ny varavaran'izao tontolo izao amin'ny al...
16/06/2026

COURS DE VACANCES 2026 🌞
🇺🇸 Américain Parlé & 🇫🇷 Français Parlé
📢 Sokafy ho anao ny varavaran'izao tontolo izao amin'ny alalan'ny fianarana teny!
👥 Sokajin-taona raisina
👦 Ankizy : 8 – 14 taona
🧑 Tanora : 14 – 24 taona
👨 Olon-dehibe : 25 taona no ho miakatra
🗣 Ny Fitenenana no Laharam-pahamehana
Ny tanjon'ny fiofanana dia ny hampivoatra indrindra ny fahaiza-miteny sy ny fifandraisana amin'ny teny Anglisy sy Frantsay.
📚 Fandaharam-pianarana
Alatsinainy hatramin'ny Zoma
2 ora isan'andro
📈 Ambaratonga misy
✅ Débutant
✅ Intermédiaire
✅ Avancé

IREO MBOLA DÉBUTANTS ALOHA TENA HO RAISINA MANOKANA. FA KOSA MISY IHANY KOA HOAN'NY kILASY REHETRA.
TSY MIFIDY MARIM- PAHAIZANA

Afaka manova fiainanao ny teny Anglisy sy Frantsay

⏳ Faharetan'ny Fiofanana
🌞 Cours de vacances : 2 volana
📖 Cours normal : 7 hatramin'ny 8 volana + Performance+ certificat international

🎯 Tombontsoa azo amin'ny fianarana Anglisy sy Frantsay
🌍 Afaka mifandray amin'olona an-tapitrisany manerana izao tontolo izao

👩‍🏫 Afaka ho lasa mpampianatra teny Anglisy na Frantsay
MPAMPIANATRA manana traikefa @ pédagogique na fampihofanana ara- kasa no mampiofana anao .
🌐 Afaka miasa ho mpandika teny

🍽 Afaka miasa amin'ny trano fisakafoanana, hotely ary sehatry ny fizahantany

👶 Afaka manao asa Au Pair any ivelany
🚢 Afaka miasa amin'ny sambo mpizahatany
🏢 Afaka miasa amin'ny orinasa sy fikambanana iraisam-pirenena

🤝 Mampitombo ny fahatokisan-tena sy ny fahaizana mifandray amin'ny olona
📈 Manatsara ny hoavy sy ny fandrosoana eo amin'ny asa

💰 Saram-pianarana
📌 Fisoratana anarana : 20.000 Ar isaky ny taranja
📌 Écolage : 20.000 Ar isaky ny taranja
📅 Rentrée

06 Jolay 2026
📍 Toerana
Efa misokatra fisoratana anarana hoan'ny rehetra.
Nb: Voafetra ny Toerana @ ity vacances 2026 ity an

Ampatana Fifimava
📞 Fifandraisana
☎ 034 18 123 92
☎ 034 65 263 08
✨ Learn English and french, open the world
🤞Our goal is your success 🤞

28/05/2026

To flatter : mandoka2

Don't flatter me 🤪
aza MBA dokadokafina mo za ee

28/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Dox Herman Manampitojo, Lazamiarana Jean Sandrien, Lain Harinavalona, Hasina Harison, Patrũïcia Rah

Address

Fifimava Vers Andranovisy
Antsirabe
110

Telephone

+261346526308

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsirabe Miteny Anglais sy Français posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Antsirabe Miteny Anglais sy Français:

Shortcuts

Share