Collège Sainte Thérèse Tritriva

Collège Sainte Thérèse Tritriva Foi-Sagesse-Succès

Salama daholo e 🥰Ity indray ny fandaharam-potoana sy ny andinindininy  ho an'ny taom-pianarana manaraka,
02/08/2026

Salama daholo e 🥰
Ity indray ny fandaharam-potoana sy ny andinindininy ho an'ny taom-pianarana manaraka,

15/07/2026
12/05/2026

Anisan’ny tena mahafaly ny ankizy ny fetin-tsekoly toy izao🥰
Santionany tamin’ireo dihy nataon’ireo mpianatra nandritra ny fetin-tsekoly ny Alahady 10 Mai lasa teo 🥰🥰🥰

25/04/2026

RAFALIMANANA Jacques Lynoh, classe de 4ème,
Nandao antsika izy 😪😥 Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviny.
Izahay mpianatra sy mpanabe, Fikambanan’ny Ray aman-dReny rehetra dia miara-miombona alahelo aminareo 🕊🕊
Handry am-piadanana anie ny fanahiny,
Ny Anjelin’ny Tompo anie hitsena azy 🕊🕊🕊
Ity no fahatsiarovana niarahany niaraka tamin’ireo mpianatra tamin’ny fetin’ny Noëly lasa teo 😪😪😪
Tsy manadino anao izahay Lynoh 🕊🕊💔
-en-paix 🕊🕊🕊🕊

21/04/2026

Surrr eeee 👍👍
Amin'ny 03 Mai indray ary ny fetintsika manaraka e 🥰
Ao amin'ny Kianja maitso Sainte Thérèse Tritriva
Fetim-piangonana ihany io a 🥰 tongava manotrona daholo.fa mirary ny vidim-pidirana: 4 000Ariary fotsiny
Lola

17/04/2026

Bonne fin de semaine !!!🧚‍♀️
Que ton Vendredi sois béni!!🙏
Que ton Samedi soit plein de joies!!
Que ton Dimanche soit illuminé de sourires 😊
Que ta vie soit pleine d'espérance 🥳🎊🥰
-la-part-de-la-classe-de-11eme

Akoury aby atsika ô 🥰Tonga indray ary ity ny lanonana e,'Ndao isika hanotrona ny Fiangonantsika amin'ity fety santatra a...
08/04/2026

Akoury aby atsika ô 🥰
Tonga indray ary ity ny lanonana e,
'Ndao isika hanotrona ny Fiangonantsika amin'ity fety santatra am-bavarano eto amin'ny Kianja maitso Sainte Thérèse Tritriva ity 🥳
makotroka ny Alahady ho avy izao.
12 Avril 2026,
Hifanandrinan'ny tarika samy mahery,
RAVELOSON sy RATELSON
Vidim-pidirana:
Lehibe 2 000Ariary
Ankizy 1 000Ariary,
Tena natao mirary hoa ee !!!
Tongava maro ary ee 🧚‍♀️

Address

Tritriva
Antsirabe
BETAFO113

Telephone

+261346026078

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Collège Sainte Thérèse Tritriva posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The School

Send a message to Collège Sainte Thérèse Tritriva:

Shortcuts

Share

Category