19/12/2025
Naredona ny hira, nirindra ny fihetsika. " NOELY FIFAMPIZARANA". Mankasitraka ny ankizy nanao ezaka tamin'ny fony sy izay nananany nitsinjovana ireo sahirana. Ankatelemana isika RAR namporisika sy nanome ny fahafahan'ny ankizy. Mitondra ambavaka hatrany sy misaotra an'i Son excellence Mgr Jean Pascal ANDRIATSOAVINA tamin'ny fiarahaNy nanolotra ny Sorona Masina. Soa toavina lehibe ny Noely Fifampizarana satria dia fampiharana mivantana ny tarigetran'ny sekoly izay "MIJORO/MIZARA/MIFANKATIA". Mirary sahady Noely feno fitahiana ho antsika. Bonne vacance de Noël à toutes et à tous 🙏🏻