CFP Antsoatany

CFP Antsoatany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CFP Antsoatany, Education, Antsoatany, Antsirabe.

13/07/2026
23/06/2026
Zaitra sy petakofehy
20/05/2026

Zaitra sy petakofehy

30/04/2026
29/03/2026

Rejoignez le programme D-CLIC et boostez vos compétences numériques ! Nous invitons les jeunes passionnés, âgés de 18 à 35 ans et titulaires au minimum du baccalauréat, à soumettre leur candidature. Un prérequis de base en informatique est nécessaire pour suivre sereinement le cursus. Les ...

06/03/2026

📢 𝗙𝗶𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗲𝘁𝗶𝗸𝗮𝘀𝗮 𝗗𝗖𝗟𝗜𝗖 📢

Hisokatra ny 𝟬𝟳 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝟭𝟲 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 ho an'ireo 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗯𝗮𝗸𝗮𝗹𝗼𝗿𝗲𝗮, 𝟭𝟴-𝟯𝟱 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮, maniry hanaraka fiofanana mikasika ny sehatr'asa nomerika :

👉 "𝗗é𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝘄𝗲𝗯"
👉 "𝗗é𝘃𝗲𝗹𝗼𝗽𝗽𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗺𝗼𝗯𝗶𝗹𝗲"
👉 "𝗠𝗮𝗿𝗸𝗲𝘁𝗶𝗻𝗴 𝗗𝗶𝗴𝗶𝘁𝗮𝗹"

Ity manaraka ity ny rohy ahafahanao misoratra anarana amin'izany :
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfQZZrK3ru02wbrvnVXasl0MJUYl4mqasiEKEStKA-TnL6j_w/viewform?usp=publish-editor

Hanomboka ny 𝟮𝟯 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲 ary haharitra roa volana ny fiofanana eny amin'ny 𝗟𝗧𝗣 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗯𝗲, 𝗟𝗧𝗣 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 ary 𝗖𝗙𝗣 𝗔𝗺𝗽𝗮𝘀𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗼.

Marihana fa ny 𝟭𝟵 𝗺𝗮𝗿𝘁𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟲 no hivoaka eny anivon'ny 𝗗𝗥𝗘𝗧𝗙𝗣 𝗔𝗻𝗮𝗹𝗮𝗺𝗮𝗻𝗴𝗮 sy 𝗗𝗥𝗘𝗧𝗙𝗣 𝗩𝗮𝗸𝗶𝗻𝗮𝗻𝗸𝗮𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 ny lisitra ho an'ireo voaray hanaraka ny fiofanana.

📝 𝗠𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺-𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 manerana ireo ivon-toeram-panofanana voalaza etsy ambony.

AVIS DE RECRUTEMENT
19/02/2026

AVIS DE RECRUTEMENT

Address

Antsoatany
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CFP Antsoatany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category