10/05/2026
🇺🇸📘 “MIANATRA IRERY… NEFA TENA MAHAY MITENY ANGLISY!” 🔥
Efa naniry ve ianao hahay miteny Anglisy nefa:❌ tsy manana professeur?❌ tsy afaka mianatra en salle?❌ tsy mahita fotoana?
💡 Vaovao tsara!Ity BOKY + AUDIO ity dia natao indrindra ho an’ny olona te hianatra IRERY (AUTODIDACTE) nefa mbola te hahazo vokatra tena izy 🔥
Prix :45 000 Ar
📚 Tsy mila niveau ambony👉 Manomboka amin’ny ZERO tanteraka (A1)➡️ ary mitondra anao tsikelikely hatrany amin’ny FLUENT (C2)
🎧 Misy AUDIO 110 miaraka aminy:✔️ Mihaino pronunciation marina✔️ Mamerina conversation✔️ Manazatra anao amin'ny écoute✔️ Manampy anao hiteny naturel
💬 Ny lesona rehetra dia:✅ mazava✅ tsotra✅ voalamina step by step✅ misy fanazavana:🇲🇬 Malagasy🇺🇸 English🇲🇫 Français
🎯 Midika izany fa:Na mbola tsy mahay anglais mihitsy aza ianao…dia afaka mianatra IRERY ao an-trano 😊
🔥 Tsy boky vakiana fotsiny izy ity…fa tena formation complet hanova ny fomba fiteninao anglais!
📈 Raha manao pratique kely isan’andro ianao:➡️ Mihatsara tsikelikely ny pronunciation➡️ Mahazo confiance➡️ Lasa afaka miresaka anglais amin’ny tena fiainana
🎯 “FROM BEGINNER TO FLUENT STEP BY STEP” 🔥
📦 Mandefa any amin’ny faritra rehetra🏠 Livraison à domicile disponible
📞 038 66 811 01📍 Ankatso 1