"Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka."Salamo 37:5
PCMSA academy Malagasy
🥰🙏My name is Kenit.
I'm a leader for young people at the Adventist church , and I can chat with you freely in Malagasy,English, French, and Chinese to discuss the Holy Bible,"But to discipline..."🥰🇲🇬
12/07/2026
I love you my Lord❤️
Ny fepetra sy ny taranja tokony hofehezin'ny Filoha Mpitarika Tanora Adventiste.
Teny Fampidirana🙏
Ny Filoha Mpitarika Tanora Adventiste dia tokony ho mahafehy ireto manaraka ireto:
I. Ny Fahalalana ny Fitsipi-pandaminana sy ny Tantaran'ny Tanora (1 - 12)
1. Mahafantatra ireo sokajin-taona sy mari-pandrosoana ao amin'ny mpisantatra sy mpisava lalana.
2. Mahay tsianjery sy manazava ny lalàna sy voadin'ny mpisantatra sy ny mpisavalanana.
3. Manaza ny tarigetra, ny teny baiko, ary ny tanjon'ny tanora Adventiste.
4. Mahay manazava ireo loko sy sary eo amin'ny saina Malagasy sy ny sain'ny sokajy tsirairay.
5. Mahay tsianjery ny hiram-pirenena Malagasy sy ny hira fanevan'ny sokajy tsirairay.
6. Mahay ny antom-pisian'ny Ministeran'ny Tanora Adventiste M.J.A.
7. Afaka manazava ny "fanamiana fototra" sy ireo "accessoires" amin'ny fanamiana isan-tsokajy.
8. Nandray fiofanana mikasika ny fahalalàna ankapobeny.
9. Mahafantatra ny tantaran'ny fandaminan'ny Organisation Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito (Amaf).
10. Mahafantatra ny Organigramme hiérarchique eo amin'ny Fiangonana Amaf manerantany.
11. Mahafantatra ny fivoaran'ny Ministeran'ny Tanora Adventiste tamin'ireo taon-jato telo farany.
12. Mahafantatra ny andraikitry ny mpikambana tsirairay ao amin'ny patrouille (Organisation de Patrouille).
II. Fandalinana ny Baiboly, ny Boky Fanahy Prophesia, ary ny Fiainan'i Jesosy (13 - 29)
13. Manana, efa namaky, ary efa namintina ny boky "Ny Dia ho eo amin'i Kristy" na "Ny Tena Fahasambarana".
14. Efa namaky hatramin'ny farany ny Filazantsara efatra.
15. Manana, efa namaky ny boky "Ilay Fitiavana Mandresy", ary ny boky "Hafatra ho an'ny Tanora".
16. Mahay ireo anaran'ny mpianatr'i Jesosy 12 sy ny toerana niantsoana izy ireo
17. Mahay tsianjery ny vavaka nampianarin'ny Tompo sy ny toko sy andininy misy azy.
18. Mahay mitantara an-tsipiriany ireo fahagagana, fanoharana, ary fampianarana nataon'i Jesosy.
..... mp raha mila fanampiny(100 iz ato amiko)🙏
22/02/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo