How to develop your spiritual life?
Heaven's Gold&Wisdom
APOKALIPSY 3:18
Dia manoro hevitra anao Aho hividy Amiko volamena voadio tamin’ny afo mba hanankarena ianao, ary fitafiana fotsy hotafinao mba tsy hisehoan’ny henatrao noho ny fitanjahana, ary ody maso hahosotrao ny masonao mba hahiratanao.
Human are primarily a spirit who has a soul and lives in a body. That is why life is spiritual
Ahoana ny fandinihanao ity fampianaran’I Jesosy Kristy ity?
Aza mihary harena ho anareo ety an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba sady misy mpangalatra manami-trano na mangalatra; fa miharia harena ho anareo any an-danitra izay tsy misy kalalao na harafesina manimba sady tsy misy mpangalatra manami-trano na mangalatra fa izay itoeran’ny harenao dia ho any koa ny fonao.
Matio.6: 19-21
Ary Jesosy nanatona dia niteny taminy ka nanao hoe: Efa nomena Ahy ny fahefana rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany; koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina, sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao
Matio.28: 18-20
The more you invite Jesus in your daily life, in your decision in everything, the more you will notice his fingerprint in everthing that concerns you. Invite Him Today!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Antananarivo
101