Charlies Gabriella

Charlies Gabriella

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Charlies Gabriella, School, Résidence Malaga Ivandry, Antananarivo.

👑 Mentor en manifestation & recalibration d’identité
Pour les femmes qui veulent devenir puissantes, désirées et financièrement indépendantes.
💸 Abondance • Magnétisme • Dark Feminine Energy

02/06/2026

Tsy ny lasa-nao no mamolavola ny ho avy nao.

Raha mbola tsy nifankafantatra isika Charlies Gabriella no anarako

5 volana lasa Izay, feno henatra tanteraka aho.
Niverina taty Madagasikara aho nefa tsisy na inona na inona intsony.
Tsisy vola, tsisy trano. Tsy maintsy natory tany amin’ny havako tao amin’ny efitrano kely dia kely.
Ny fianakaviako anefa nihevitra fa hitondra Cadeaux be dia be avy any ivelany aho.

Nefa indrisy tana-polo no noentiko avy tany .
Tena Menatra aho, menatra tamin'ny fianakaviko sy ireo fiarahamonina.
Nitomany lava aho ary nihevitra mihintsy hoe tapitra ny fiainako.

Nefa mba olona nanana ny maha Izy azy ihany Teo aloha .
Tsy zakako intsony ka nanapakevitra aho hitodika tamin'ny tenako, nanaraka ireo travail intérieur Izay nianarako hatrizay .

Ary nisy fahagagana tao anatin’ny 3 volana :
- Niverina ny pouvoir-ko
- Nodioviko ny foko sy ny eritreritro. Tao anatin'ny 3 volana monja, niverina ilay hery be tao anatiko.

Ary amin'izao fotoana izao :

- Mahazo 1 500 € isan-kerinandro farafahakeliny aho ( 7 tapitrisa Ariary mahery eo)
-Nanova fiainan'ireo mpianatro Izay 300 mahery tao anatin'ny fotoana fohy. Izany no nofinofiko lehibe indrindra.
-Manorina trano lehibe sy tsara tarehy ho an’ny mamako sy ny papako aho izao.

⚪Raha mavesatra ny fonao ankehitriny.

Raha matahotra ianao ary mihevitra fa vita tanteraka ny fiainanao.
Raha nanao chute tanteraka ny fiainanao.
Tsy matoky tena intsony.

Tsy misy fanantenana intsony.
Menatra ny fiarahamonina.

Very tanteraka....?

Jereo aho ..... !!
Afaka miova ny zava-drehetra.

Raha te hafantatra ny secret na ny tsimbarateloko ianao hoe inona no nataoko nahatonga ahy tafarina tao anatin'ny 3 volana monja?

Ny Programme TAFATSANGANA dia natao ho anao.

Handefaso message haingana amin'ny WhatsApp aho amin'ny 032 84 092 53, Raha te hanova n'y fiainanao malaky be ianao amin'ity taona ity .

02/06/2026

Portail Yesod - Abondance

01/06/2026

5 volana lasa Izay, niaina tao anatin'ny fahantrana sy tsy fanantenana tanteraka aho .

Niverina taty Madagasikara aho nefa tsisy na inona na inona intsony.
Tsisy vola, tsisy trano. Tsy maintsy natory tany amin’ny havako tao amin’ny efitrano kely dia kely.
Ny fianakaviako anefa nihevitra fa hitondra Cadeaux be dia be avy any ivelany aho.
Nefa indrisy tana-polo no noentiko avy tany .

Tena Menatra aho, menatra tamin'ny fianakaviko sy ireo fiarahamonina.
Nitomany lava aho ary nihevitra mihintsy hoe tapitra ny fiainako.
Nefa mba olona nanana ny maha Izy azy ihany Teo aloha .

Tsy zakako intsony ka nanapakevitra aho hitodika tamin'ny tenako, nanaraka ireo travail intérieur Izay nianarako tany Bali Indonésie hatrizay.

Ary nisy fahagagana tao anatin’ny 3 volana :
- Niverina ny pouvoir-ko
- Nodioviko ny foko sy ny eritreritro. Tao anatin'ny 3 volana monja, niverina ilay hery be tao anatiko.

Ary amin'izao fotoana izao :

- Mahazo 1 500 € isan-kerinandro farafahakeliny aho ( 7 tapitrisa Ariary mahery eo)
- Nanova fiainan'ireo mpianatro Izay 300 mahery tao anatin'ny fotoana fohy. Izany no nofinofiko lehibe indrindra.
- Manorina trano lehibe sy tsara tarehy ho an’ny mamako sy ny papako aho izao.

⚪Raha mavesatra ny fonao ankehitriny.

Raha matahotra ianao ary mihevitra fa vita tanteraka ny fiainanao.
Raha nanao chute tanteraka ny fiainanao.
Tsy matoky tena intsony.

Tsy misy fanantenana intsony.
Menatra ny fiarahamonina.

Very tanteraka....?

Jereo aho ..... !!

Afaka miova ny zava-drehetra.

Raha te hafantatra ny secret na ny tsimbarateloko ianao hoe inona no nataoko nahatonga ahy tafarina tao anatin'ny 3 volana monja?

Ny Programme TAFATSANGANA dia natao ho anao.

Handefaso message haingana amin'ny WhatsApp aho amin'ny 032 84 092 53, Raha te hanova n'y fiainanao izao dia izao ianao.

Photos from Charlies Gabriella 's post 31/05/2026

Bonne fête à la femme qui m’a mise au monde. ❤️

Je n’aurais jamais existé si tu n’avais pas été là. Aujourd’hui, c’est ton jour et je veux t’honorer de tout mon cœur.

Merci pour ton amour, tes sacrifices, ta force et tout ce que tu as fait pour moi. Je suis infiniment reconnaissante d’avoir une mère comme toi. Tu es une bénédiction dans ma vie.

Tout ce que je souhaite aujourd’hui, c’est que Dieu t’accorde une longue vie, une bonne santé, beaucoup de paix, de joie et d’amour.

Tu es ma reine des reines, mon inspiration, mon premier amour et mon plus beau cadeau.

Je t’aime profondément, Maman. ❤️👑✨

Bonne fête des Mères. 🌹💕

30/05/2026

Izay no secret

Je m’appelle Charlies et j’aide les femmes à comprendre une chose : ta vie change le jour où tu décides d’activer l’identité de celle qui a déjà reçu.

Pendant longtemps, j’ai cherché à changer ma réalité de l’extérieur — amour, argent, validation. Mais rien ne tenait. Parce que je n’avais pas encore changé qui j’étais intérieurement.

Puis j’ai pris une décision : devenir avant d’obtenir. Penser, choisir et me comporter comme la femme que je voulais être. C’est là que tout s’est aligné.

Tu n’attires pas ce que tu veux. Tu attires ce que tu incarnes. Quand ton identité monte en calibre, ta réalité suit.

Aujourd’hui, ma mission est simple : t’aider à activer cette version de toi qui n’a plus à courir — parce qu’elle est déjà la femme qui reçoit.

29/05/2026

Libération

29/05/2026

TSY NOFINOFY INTSONY NY FANIRINAO FA EFA TANTERAKA

Ho zaraiko aminao ato anatin’ity video ny :

- Fitsipika 4 lehibe arahin’ny sainao, hisintomany zavatra eo aminy réalité nao.
- Ny fomba firesaky ny sainao.
- Inona ny teny tokony ampesainao raha te ahita fiovana goavana ianao.

Manomboka anio, tsy olona maniry sy mino fotsiny intsony ianao, lasa mpamorona ny réalité-nao ianao. Ary mpanatanteraka, ary tompon’andraikitra feno amin’ny fiainanao.

- Isaky ny Zoma amin’ny 12 ora atoandro:

Araho tsy tapaka eto amin’ny pejy Charlies Gabriella ny fampianarana momba ny manifestation.

Raha hiresaka mivantana aminay :
📞 032 84 092 53

27/05/2026

Tu ne manques pas de potentiel.
Tu manques de décision.

Je m’appelle Charlies.
Et pendant 7 ans, j’ai été dépendante — émotionnellement et financièrement.

Je restais… non pas par amour,
mais par peur.

Peur de partir.
Peur de ne pas survivre sans lui.
Peur de perdre cette “sécurité”… alors qu’au fond, je savais qu’elle m’emprisonnait.

Mon cerveau me racontait des excuses.
Mais mon âme, elle, criait la vérité.

Tout a basculé le jour où j’ai arrêté de fuir.
Le jour où j’ai pris l’entière responsabilité de mon monde intérieur.

J’ai reconstruit ma relation avec l’argent.
J’ai reconstruit ma valeur.
J’ai reconstruit mon identité.

Résultat ?

✨ 1500€ par semaine
✨ Construction de la maison de ma mère
✨ Liberté mentale et financière
✨ La capacité de m’offrir ce que je veux
✨ Et surtout… investir 3500€ en moi-même sans trembler

Peut-être que pour certains, ce n’est “pas énorme”.

Mais pour une femme qui a vécu dans la dépendance pendant 7 ans ?

C’est une révolution.

Parce que ce que j’ai fait…
ce n’est pas pour tout le monde.

C’est le travail que seules les femmes du TOP 1% sont prêtes à faire.

J’ai arrêté d’être victime.
J’ai repris le pouvoir.

Et quand je l’ai fait ?

💥 L’argent est arrivé
💥 La liberté est arrivée
💥 La visibilité est arrivée
💥 Le pouvoir est arrivé

Toi aussi, tu sais.

Tu ne veux pas d’une vie moyenne.
Tu ne veux pas qu’on te dise quoi faire.
Tu ne veux plus te priver de ce que tu désires vraiment.

Tu veux les clés.
Les clés de ta vie.
Les clés de ton abondance.

Et bonne nouvelle :
elles ont toujours été entre tes mains.

J’ai créé un mastermind ce dimanche à 17h.

⚠️ Ce n’est pas gratuit.
Et ce n’est pas pour les personnes qui cherchent des solutions faciles.

C’est pour celles et ceux qui sont prêts.
Prêts à arrêter les excuses.
Prêts à s’élever.
Prêts à devenir cette version d’eux-mêmes qu’ils admirent en silence.

Si tu sens que c’est toi…

Écris-moi maintenant sur WhatsApp :
📲 0328409253

Et n’oublie jamais :

Tu es déjà la reine que tu cherches à devenir. 👑

26/05/2026

Arme spirituelle : Arbre de Vie

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address

Résidence Malaga Ivandry
Antananarivo