TFI Madagascar

TFI Madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TFI Madagascar, Language school, Ambodivona, Antananarivo.

Photos from TFI Madagascar 's post 08/06/2026

Cours Journalier : mianatra Lundi au Jeudi.

Cours Weekend : Samedi sy Dimanche.

038 59 150 26.

Misokatra maraina ny birao ary afaka tonga miantso ihany koa.

02/06/2026

COURS DE FRANÇAIS PARLÉ SPÉCIAL WEEKEND 🇨🇵

👉Natokana ho anao izay tena tsy mbola mahay mihitsy ity ka araraoty 👈

Manampy anao MBA:- Hatoky tena , hiala amin'ny henatra,manambotra ny prononciation anao,mamolaka anao MBA ahay hiteny eo imason'ny olona,manampy anao amin'ny resaka entretien ,fianarana na eo amin'ny sehatry ny asa...

❌Raha mahakasika anao dia aza misalasala miantso na miditra ao amin'ny MP

LIEU: Ambodivona eo akaikin'ny Espace Médical
Contact : 038 59 150 26

19/05/2026

Pour ceux qui recherchent des cours de français parlé 🇫🇷

📚 Sessions JOURNALIÈRES ou WEEK-END
(Niveau débutant ou intermédiaire)

👥 Effectif : 8 à 15 personnes
⚠️ Places très limitées !

Contactez-nous dès maintenant ou envoyez-nous un message privé 📩

📞 Contact : 038 59 150 26
📍 Lieu : Ambodivona
📌 Repère : Espace Médical

14/05/2026

Bonsoir à tous 👋.
Ity indray ny programme antsika du 15 Mai au 25 Mai 📅.

Natao hoan'ireto classe manaraka ireto 🎓 :

promotion Universal 🌐
promotion Stellaire ✨
promotion B1 🅱️1
promotion Parisien 🗼
promotion 14H30 ⏰

Manasa antsika hamaky tsara 📖.

Mankasitraka tompoko 🙏.

14/05/2026

COURS DE FRANÇAIS PARLÉ🇫🇷🗣

1️⃣ Olona 12 isaky ny niveau ihany no horaisina📚
2️⃣ Pratique no betsaka kokoa ary efa misy groupe de discussion isaky ny classe afahana mampitombo ny firesahanao
3️⃣ Natao ho an'ny mpianatra, tanora, lehibe na efa miasa na ihany koa ho an'ireo maniry hitady asa

⏰Ora afaka isafidianana:
-10h30 à 12h
-13h à 14h30 (Intermédiaire)
-14h30 à 16h

✅ Cours journalier (Lundi au Jeudi)

Contact : 038 59 150 26
📍Toerana : Ambodivona
Mp pour plus d'informations

13/05/2026

Kely sisa Dia feno ny toerana✨🤗

Toro-hevitra 03 afahanao sahady miteny teny frantsay 👇

1- Écoute active et quotidienne :
Mihaino français foana isan'andro ( ohatra: hira, audio, podcast,... rehefa en français Dia mety foana)

2- Apprendre par " Bloc des mots" :
Tsy mianatra par mot fa groupe de mots no hianarana ( ohatra :* je comprends bien* fa tsy comprendre.

3- Parler seul :
Miezaka mitantara ny tontolo andronao amin'ny teny frantsay, afaka atao ihany koa mijery fitaratra...

Raha te hanamafy sy hanatsara ny fahaizanao miteny frantsay koa Dia mbola mandray izahay izay afahanao manao pratique tsara.

🛑Cours journalier
10h30 à 12h
13h à 14h30
14h30 à 16h
Repère : Espace médical Ambodivona
Contact : 038 59 150 26

✨ APPRENDS AUJOURD'HUI, BRILLE DEMAIN ✨

11/05/2026

Mitady cours de français parlé ve enao?🇨🇵🇨🇵
👉 Tongavà MP fa efa Misy ny vague vaovao
Débutants sy intermédiaires no raisina✨

Ora : 10h30 à 12h
13h à 14h30
14h30 à 16h
Contact : 038 70 663 38
repère : Espace médical Ambodivona

07/05/2026

🇨🇵🇨🇵 FANONTANIANA mipetraka aminay foana ny hoe : " Ahoana no atao mba hahaizana miresaka tsara amin'ny teny frantsay ? Efa MBA mianatra ihany any an-trano, mitadidy vocabulaire isan'andro,... fa tsy mety mahay mihitsy , indrindra rehefa miteny.😌

👉 Ndao ho fantarintsika Ary ny Antony izany :
- Voalohany aloha dia tsy hoe enao no tsy mahay fa ny fomba fianarantsika no tsy ampy.
- Raha hiresaka tsara no tanjonao dia Mila manao pratique foana enao.
- fanampin'izany ny fihenoina hira na audio na conversation amin'ny teny frantsay isan'andro( Mila zarina mihaino teny frantsay ny sofitsika MBA tsy ho sahirana rehefa miresaka)
- Ilaina be ihany koa ny famakiana boky izay Manampy anao amin'ny fanintsiana ny prononciation anao raha toa ka Mbola Sahirana enao manonona teny.

🛑 Mino ah fa Manampy anareo ireo toro-hevitra vitsivitsy ireo ho fanatsarana ny fianarana ny teny frantsay.

❌ Ho anao Ary izay Mila pratique na koa te hanamafy ny fahaizanao miresaka amin'ny teny frantsay dia mandray anao izahay.

🇨🇵 Misy ny rentrée vaovao izay manomboka ny Mardi 12 Mai ho avy izao .

Aza tara Ary fa voafetra ihany ny toerana🤗✨

06/05/2026

🇨🇵COURS DE FRANÇAIS PARLÉ POUR LES DÉBUTANTS et LES INTERMÉDIAIRES

🇨🇵 1- Natao ho an'izay Mbola Sahirana miresaka nefa mahazo tsara izay lazaina.
- Manana olana amin'ny prononciation sy ny grammaire ( ny famoronana phrase)
- Mbola matahoatra sao mandiso na ihany ko menatra rehefa miresaka imason'olona.
- Efa mahay mamaky teny tsara sy manoratra tsara

🇨🇵. 2 - Natokona ho an'izay efa mahazo sy miresaka anefa Mbola manana fahasarontana rehefa haneho hevitra.
- Mbola mandisondiso kely rehefa miresaka ela
- Tsy manana fahatokisan-tena

❌ TSY MIFIDY izahay tompoko fa na mpianatra na mpiasa na Mbola mitady asa Dia mandray anao hatrany izahay.
Na tanora na olon-dehibe Dia vonona ny hanampy anao hatrany izahay !

Ny fampianarana ato aminay Dia Misy ny andavan'ndro (izay mianatra 04fois par semaine) Ary ny WEEKEND ( ny Asabotsy sy alahady)

👉 Koa aza misalasala Ary manantona anay mivantana na miantso amin'ny laharana izay voalaza Etsy ambany raha mila fanazavana fanampiny!

Afaka mandefa hafatra miafina avy hatrany koa enao raha toa ka mahaliana anao izany

📞 Contact : 038 70 663 38

🏨. Repère : Espace médical Ambodivona

Miantso ianareo rehefa Tonga eo.

04/05/2026

Salama tompoko.
Efa afaka manao inscription ianao raha hianatra.
Tsy misy test de niveau ary tsy mitaky diploma.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ambodivona
Antananarivo
101