Musculation Mada/MuscuMad
๐๏ธโโ๏ธ๐๏ธโโ๏ธ๐ผ๐๐ฅ๐ฃ๐รฎ๐๐-๐ฅ๐ ๐ ๐๐ง๐๐ ๐ก๐๐ค๐ค๐๐ ๐, ๐ก๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐ค๐ค๐ ๐๐ง๐๐ ๐รฉ๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฅ๐๐ ๐, ๐๐๐๐ค ๐๐ ๐๐๐๐รฉ๐ฃ๐๐๐.๐๏ธโโ๏ธ๐๏ธโโ๏ธ
20/02/2026
Afaka miantso mivantana ny 0341041412 na midira M.P
Azo jifaina ao amin'ny Anosy Mahamasina
๐๐๐ง๐ค๐๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ค๐ ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ญ๐จ๐ง๐ ๐ ๐ง๐ข๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ง๐ข๐จ, ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง๐๐ซ๐๐จ ๐ข๐ฅ๐๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ข๐๐ฏ๐๐ง๐. ๐
09/02/2026
Afaka miantso mivantana ny 0341041412 na midira M.P
Azo jifaina ao amin'ny Anosy Mahamasina
๐๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ ๐ญ๐ฌ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ง๐๐ฆ๐๐ง๐=๐ฆ๐ข๐๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐๐ฆ๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐จ ๐ฆ๐๐ง๐๐ข๐ค๐ฒ ๐ก๐๐ง๐๐ง๐ค๐๐ซ๐๐ง๐
12/12/2025
๐๐ฏ๐๐ซ๐ข๐ค๐จ ๐ณ๐๐ซ๐๐ข๐ง๐ ๐๐ญ๐จ ๐ข๐ญ๐ฒ ๐ฌ๐๐ญ๐ซ๐ข๐ ๐ข๐ฅ๐๐ฒ ๐ค๐จ๐ญ๐ซ๐๐ง๐ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ค๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐๐ก๐ ๐ข๐ซ๐๐ซ๐ฒ ๐ซ๐๐ก๐ ๐ญ๐ ๐๐ก๐ข๐ญ๐ ๐ฏ๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐
Ety am-piandohana dia marihina fa:
๐ธ Tsy misy fomba manala kibo irery fotsiny.
๐ธ Rehefa mihena ianao dia mihena aminโny faritra rehetra mitahiry tavy ratsy (toy ny kibo, valahana, fe, lamosina, sandry).
๐ธ Ny kibo no miseho haingana kokoa satria io no toerana tena ahitana fitahirizan-tavy betsaka.
๐ซ Sakafo sy zava-pisotro tokony ahena na esorina
1๏ธโฃ Siramamy be โ (bonbon, biscuits, gรขteaux, soda, jus mamy indostrialy)
โก Mampiakatra siramamy sy insuline tampoka โ mampitahiry tavy indrindra aminโny kibo.
2๏ธโฃ Menaka ratsy โ (friture, chips, pizza indostrialy, margarine)
โก Misy trans fat sy tavy ratsy miteraka fitahirizana tavy visceral sy manimba ny fo.
3๏ธโฃ Carbohydrate voahodina โ (m**o fotsy, vary fotsy be loatra, pรขtes blanches)
โก Tsy misy fibre โ mampiakatra siramamy haingana ka mampitahiry tavy.
4๏ธโฃ Sakafo indostrialy โ (saucisse transformรฉ, jambon indostrialy, fromage transformรฉ)
โก Be sodium sy additive โ miteraka retention dโeau sy fivontosana kibo.
5๏ธโฃ Miteraka entona/fivontosana โ (tsaramaso be loatra, chou be loatra, boisson gazeuse)
โก Mampameno entona ao an-kibo โ miseho toy ny tavy na โballonementโ.
6๏ธโฃ Alcool โ (biรจre, cocktails mamy, vin be loatra)
โก Manakana ny fandoroanโny vatana tavy + kaloria avo be + miteraka โbriocheโ.
.
80.000ar ny kg
10/12/2025
.
Fomba fihinana azy: 20g ร 30g isaky ny mihinana
30g: 7500ar
100g: 24000ar
contact: 0341041412
06/12/2025
17/11/2025
.
amin'ny vidiny .
๐Retrait ร la Salle Muscumad Anosy Mahamasina.
๐Livraison possible
Contact: 0341041412
.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Telephone
Website
Address
101