10/04/2026
Rahampitso ary ny fotoanantsika ๐ฅฐ Hoento ny namana mba samy hiara-hivoatra sy ihatsara amin' ny fiainana ๐บ๐ธ๐
See you all ๐บ๐ธ๐ฅ
YOU CAN DO IT ๐ช
๐ฒ Contact: 038 48 620 83
Mr Dave
23/03/2026
๐จ โ๐ ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ 8h โ 17h ๐๐ฒ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ? ๐ง๐๐ ๐บ๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฎ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ ๐๐ป๐ด๐น๐ถ๐๐ ?โ
๐ ๐ง๐๐ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ฟ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ.
Olona maro eto Madagascar sy gasy ampitan-dranomasina no miteny hoe:
โ โBe atao ahoโฆโ
โ โTsy manana fotoanaโฆโ
โ โAngamba rehefa vacance vao mianatraโฆโ
๐ Ary izany no antony mahatonga azy ireo mbola mijanona aminโny toerana iray ihany.
๐ฅ ๐๐ฎ ๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ถ๐ธ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ:
๐ Afaka mianatra teny Anglisy ianao
๐ TSY mila miala asa
๐ TSY mila mi-dรฉplace
๐ Ary 1h fotsiny isanโandro no ilainao
๐ฏ ๐ฉ๐๐ฆ๐๐ข๐ก๐๐ฅ๐ฌ ๐๐ก๐๐๐๐ฆ๐ ๐๐๐จ๐ โ ๐๐ข๐จ๐ฅ๐ฆ ๐๐ก ๐๐๐๐ก๐ (๐ข๐ก๐๐๐ก๐ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฆ๐๐ข๐ก)
๐
Lundi โ Mercredi โ Vendredi
โฐ Batch 1: 18h00 โ 19h00
โฐ Batch 2: 19h30 โ 20h30
๐ Ora natao manokana ho anโny:
โ๏ธ Mpiasa (vita asa vao mianatra)
โ๏ธ Mpianatra (rehefa vita cours)
๐ก Inona no maha-samy hafa ity Cours ity ?
โ Tsy vidรฉo fotsiny
โ Tsy hoe mihaino fotsiny
๐ฅ Fa ianao mihitsy no MITENY:
โ๏ธ Practice rรฉel, Correction direct
โ๏ธ Miaraka aminโny Coach direct
โ๏ธ American English ๐บ๐ฒ
๐ Spรฉcial Dรฉbutants
๐ Raha:
mbola matahotra miteny ianao
mbola mihakanakana rehefa miteny
mbola tsy mahay mamaly tsara
๐ Ity no natao ho anao.
๐ ๐๐บ๐ฎ๐ด๐ถ๐ป๐ฒ๐ผ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ธ๐ฎ:
โ๏ธ Miteny Anglisy tsara ohatranโny tompo-teny
โ๏ธ Miha Mitombo ny fahasahianao miteny ary miha tsara ny pronuciation anao
โ๏ธ Mahazo asa tsara kokoa
๐จ โ ๏ธ PLACE TRรS LIMITรE
RAISO NY DรCISION ANIO:
๐ฉ Soraty โINTERESTEDโ na โANGLAISโ ao commentaire
na mandefasa message dia omeko anao ny dรฉtails rehetra.
๐ฌ Aza miandry fotoana tonga lafatraโฆ
๐ Ataovy tonga lafatra ny fanapahan-kevitrao.
+ d'Info: 038 48 620 83
Mr Dave ๐บ๐ฒ