26/05/2026
Miarahaba antsika rehetra,
Ilazana isika fa tsy mianatra ny Mpianatra rehetra eto amin'ny Lycée Saint Jean Bosco Mangasoavina rahampitso Alarobia 27 may 2026.
Mirary soa hatrany.
Eduquer avec le coeur
26/05/2026
Miarahaba antsika rehetra,
Ilazana isika fa tsy mianatra ny Mpianatra rehetra eto amin'ny Lycée Saint Jean Bosco Mangasoavina rahampitso Alarobia 27 may 2026.
Mirary soa hatrany.
23/05/2026
Emploi du Temps CEPE CATHOLIQUE
21/05/2026
Miarahaba antsika rehetra.
Noho ny fankalazana ny ANDRON'NY SEKOLY KATOLIKA (Journée des Écoles Catholiques) eto amin'ny Diosezy dia tsy mianatra ny Mpianatra rehetra ny Zoma 15 may 2026.
Hisy ny lamesa lehibe ho fankalazana izany Andron'ny Sekoly izany izay atao eny amin'ny ESCA Antanimena. Mandritra izany no hitsofan-drano ireo mpianatra mpanala fanadinana rehetra.
Koa ny Kilasy 3e sy ny Kilasy Terminale no hisolo tena ny sekolintsika amin'izany.
Mirary soa antsika rehetra
01/05/2026
TAFAVERINA SOAMATSARA ETO ANIVON'NY SEKOLY.
Isaorana ireo Ekipa rehetra nikarakara.
Isaorana ianareo rehetra nitrotro am-bavaka ny dianay.
Isaorana lalandava Andriamanitra Trinité Masina nitantana hatrany ny dianay.
Mankasitraka indrindra 🙏
01/05/2026
ANGAVOKELY
👉 Notion d'éruption magmatique
👉 Principe stratigraphique lié à l'éruption magmatique
👉 Végétation des hautes terres centrales
01/05/2026
GRANDE FALAISE D'ANGAVO - MANDRAKA
👉 Etude de la déformation cassante (Faille)
👉 Principe de recoupement
01/05/2026
5ème JOUR
PARC NATIONAL D'ANALAMAZAOTRA
👉 Visite
👉 Exploration (plantes, animaux: Indri Indri, Propithecus diadema diadema, etc)
01/05/2026
Tonga soa eto ANDASIBE
30/04/2026
Route vers ANDASIBE