Part-Time English Club

Part-Time English Club

Share

Club d'anglais 100% pratiques. Notre objectif ? Vous faire parler, progresser, maîtriser.

19/03/2026

🇲🇬 𝓜𝓲𝓽𝓪𝓭𝔂 𝓽𝓸𝓮𝓻𝓪𝓷𝓪 𝓪𝓱𝓪𝓯𝓪𝓱𝓪𝓷𝓪 𝓶𝓪𝓶𝓹𝓲𝓱𝓪𝓽𝓻𝓪 𝓼𝔂 𝓶𝓲𝓪𝓷𝓪𝓽𝓻𝓪 𝓪𝓷𝓰𝓵𝓲𝓼𝔂 𝓿𝓮?
Te hahay miteny anglisy ve ianao? Ity ny fomba hidirana ao -Time English Club eto Analamahitsy (Antananarivo )
Tsotra ny fomba hidirana ao amin'ny club d'anglais na English club eto -Time English Club Tsy misy fanadinana, tsy misy fanerena, fa iray ihany no ilaina : ny faniriana sy ny fahavononana!
𝓘𝓻𝓮𝓽𝓸 𝓷𝔂 𝓭𝓲𝓷𝓰𝓪𝓷𝓪 𝓱𝓪𝓱𝓪𝓯𝓪𝓱𝓪𝓷𝓪𝓸 𝓶𝓲𝓭𝓲𝓽𝓻𝓪 𝓪𝓸 𝓪𝓶𝓲𝓷’𝓷𝔂 𝓬𝓵𝓾𝓫 𝓭’𝓪𝓷𝓰𝓵𝓪𝓲𝓼 𝓮𝓽𝓸 𝓐𝓷𝓽𝓪𝓷𝓪𝓷𝓪𝓻𝓲𝓿𝓸 (𝓐𝓷𝓪𝓵𝓪𝓶𝓪𝓱𝓲𝓽𝓼𝔂)
1-Manàna motivation hivoatra
2-Sahia miteny anglisy (Aza miandry ho tonga lafatra vao miteny)
3-Ary ho itanao no tohiny amin'ny fihaonana aminay
Na vao manomboka ianao na efa mahay kely, ity "club d'anglais" na English club ity no toerana mety indrindra hahaizanao miteny malalaka, hahafantarana olona vaovao ary hanatsarana ny fahaizanao amin'ny toerana mahafinaritra.
📍 Aiza? Analamahitsy, Antananarivo
📅 Rahoviana?
💬 Fampahafantarana sy fisoratana anarana : Ety an-toerana

Aza miandry intsony fa manomboha sahy miteny anglisy izao! Tsisy hafa, miandry anao izahay.


-----------------------------------------------------------------------------------------------
Vous cherchez un endroit chaleureux pour pratiquer l'Anglais ?
Vous voulez enfin parler anglais ? Voici comment entrer dans notre club d’anglais à Analamahitsy (Antananarivo)
Intégrer notre english club est plus simple que vous ne le pensez. Pas de test de niveau, pas de pression, juste une seule condition : la motivation !
Comment rejoindre le club d’anglais ?
1️⃣ Être motivé(e) à progresser
2️⃣ Oser parler, même avec des fautes (c’est comme ça qu’on apprend !)
3️⃣ Et vous complétez le reste en venant nous rencontrer 😉

Que vous soyez débutant ou confirmé, notre club est l’endroit idéal pour gagner en confiance à l’oral, rencontrer des gens sympas et améliorer votre fluidité dans une bonne ambiance.
📍 Où ? À Analamahitsy, Antananarivo
📅 Quand ?
💬 Infos et inscription : sur place

N’attendez plus pour oser l’anglais ! On vous attend avec plaisir.

05/01/2026

Miarahaba antsika rehetra ! Taona vaovao . "Opportunité"🤩🤩 vaovao!
Raha tena tianao ny hiteny sy hifehy ny fitenim-pirenena anglisy, manomboka izao volana janoary izao, tsy misy excuse❌, tsy misy fialan-tsiny❌. Ataovy tanjonao ny hahay, ary ahitanao vokatra tsara izany;
Ahoana no fomba hahafehezana ny teny anglisy ? Inona avy ireo dingana tokony harahina ? Manan-danja ve ny tontolo ianarana ?Manan-danja ve ny toerana ianarana ? Ahoana no hahafantarana ny farim-pahaizanao (niveau) amin’ny teny anglisy ?Mahay miteny nefa tsy mahay mihaino tsara ve ? .... sns
👉 Omenay anao ny valiny mazava,
👉 hizara torohevitra sy fomba mora ampiharina,
👉 hanampy anao hanatsara ny fahaizanao teny anglisy izahay.
💬 Apetraho ao( ) amin’ny fanehoan-kevitra ny fanontanianao
(Posez vos questions en commentaire)
👥 Teneno ao ny namanao voakasika
(Mentionnez vos amis concernés)
📲 Araho (abonnez-vous) ny pejy
Zarazarao ny pejy
Partagez nos pages

25/12/2025

We Wish you a Merry Christmas😁

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Analamahitsy
Antananarivo