Precaes Ankadifotsy

Precaes Ankadifotsy

Share

Ny PRECAES dia mampianatra ireo taranja hiatrehana ny Concours rehetra hidirana ho mpiasam-panjakana

PREparation aux Concours Administratifs et à l'Enseignement Supérieur

22/07/2026

⚠Efa mande ny fisoratana anarana sao tara fidirana ianao !
Midira MP avy hatrany fiofanana ataonao na tonga dia miantso ny laharana misoratra io ambany io na ny tena tsara dia manatona eny birao 🤗

Photos from Precaes Ankadifotsy's post 17/07/2026

📢 FOTOANA NANDRASAN'NY MARO!

🔥 FIFANINANANA KARAKARAIN'NY PAOSITRA MALAGASY 🔥

🗓️ Mariho dieny izao ao amin'ny kalandrie:
04, 05 ary 06 Novambra 2026 no hanatanterahana ny fifaninanana karakarain'ny PAOSITRA MALAGASY.

✅ 60 Agents d'Exploitation des Postes
✅ 30 Contrôleurs d'Exploitation des Postes

🚨 Daty fara-fanaterana ny dossier: 09 Oktobra 2026

📄 Ataovy feno sy ara-dalàna ny antontan-taratasy alohan'ny handefasana azy.

16/07/2026

Hanomboka ny fanomanana ! Aza tara fidirana : 😍
Misokatra ny fisoratana anarana .
Tsara tonga d miantso ny contavt eo am affiche amin'ny andinindininy.

23/06/2026

Noho ny fangatahan'ny maro amin'izao fankalazana ny hasaramanitra izao, dia nahemotra ho 07 Jolay 2026 ny daty fidirana ho amin'ny fanomanana ny concours ACMIL.
💥 Araraoty ny fihenam-bidin'ny sara-pianarana!
👉Tongava misoratra anarana dieny izao ary manomàna ny hoavinao miaraka amin'ny PRECAES.
📞 033 85 788 55 / 038 33 384 26

10/06/2026

Manomboka ny fandraisana anarana ireo mpiofana amin'ny Académie Militaire (ACMIL) concours Direct eto PRECAES .
👉Afaka miditra Mp avy hatrany amin'ny fanazavana fanampiny na miantso ny 033 85 788 55 / 038 33 384 26.
👉Adiresy PRECAES: Ambany Station Shell Ankadifotsy anelanelan'ny Nect'art sy Centre de Santé Manampisoa.

Photos from Precaes Ankadifotsy's post 10/06/2026

Tonga ilay nandrasana
👉Concours ACMIL - 2026👈

✅ 80 Élèves-Officiers d’Active au titre de la XLIXème Promotion Directe de l’Academie Militaire d’Antsirabe

-✅65 Élèves-Officiers d’Active au titre de la XXVIIIème Peloton de Formation Militaire des Cadres specialistes (PFMCS) de l’Academie Militaire d’Antsirabe

✅15 Élèves-Officiers Spécialistes (EOS) en 5ème et 6ème Année dans la filière médecine Générale

✅50 Élèves-Officier D’active au titre de la XXIIIème (PIA) Peloton Interarmes de l’Academie Militaire d’Antsirabe

⚠Hitanareo ny avis de concours hanomananareo mpiadina ny dossiers ilaina amin'izany👇

12/12/2025

Efa akaiky ny fidirana ho antsika maniry ny hiofana :
Droit d'inscription 0Ar ‼😉
✅ AGENT DE POLICE :
👉Ecolage : 60.000Ar monja
✅SOUS-OFFICIERS:
👉Ecolage : 80.000Ar monja
📌miaraka amin'ireo Mpampianatra efa manana traikefa mampita ny lesona anaty fotoana voafetra + Astuces
⚠Dossiers inscription : Ecolage + 3photos + 1photocopie CIN.

14/11/2025

⚠Lundi 17 Novembre fidirana ho an'izay hanao concours Magistrat‼
✅Mitohy ny fisoratana anarana aty Birao Precaes Ankadifotsy anelanelan'ny Nect'art sy Centre de Santé Manampisoa akaiky station Shell

02/10/2025

‼Araraoty TOLOTRA MANOKANA, Droit 0Ar / Ecolage : 60.000Ar monja‼
✅Mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra amin'ireto 👇👇👇

02/09/2025

Ho anareo izay afaka Bacc maniry ny hanoy fianarana eny 👉Ankatso 👈 manampy anareo ho amin'ny fahafahana amin'ny concours ny PRECAES !
👉Manomana ihany koa ny concours MAGISTRAT / AVOCAT / GENDARME.
🕗Misokatra ny birao ampitan'ny pharmacie Ankadifotsy anelanelan'ny Nectar sy station Shell ny :
Alatsinainy 8:00 - 17:00
Sabotsy 8:00 - 12:00
♦️Mitohy hatrany ny fandraisana fisoratana anarana

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Ampitan'ny Pharmacie Ankadifotsy , Anelanelan'ny Station Shell Sy Nect'art
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00