Lycée JJRabearivelo Miray Hina

Lycée JJRabearivelo Miray Hina

Share

Continuons de passer le flambeau...

Photos from Lycée JJRabearivelo Miray Hina's post 18/05/2026

Akory aby e !
Indro ny sombin-tsary t@ fihaonana t@ maintimolaly ny 1 May 2026 anatin'ny fankalazana ny faha-90 Taona ny Lycée JJRabearivelo Miray Hina.

31 May ho avy zao ny manaraka ao @ CCI IVATO.

Alaivo malakilaky ny fanasana anareo izay mbola tsy nahazo ao @ lisea antsika ihany!

Fanazavana fanampiny? Manasa anao amin'ny hafatra miafina
Sary: Njaka Andrianavalonome Photographe 1er Mai 2026

17/05/2026

𝗝 -𝟭𝟰 🥳

Salama daholo o 🤗
Mandroso ny fotoana an! Kely sisa dia hihaona indray isika 🥰 Efa tsy andrinay eryyyy!

𝗠𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗯𝗶𝗹𝗹𝗲𝘁 𝘃𝗶𝘁𝘀𝗶𝘃𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗮𝘁𝗼 𝗳𝗮 𝘃𝗼𝗻𝗷𝗶𝘃𝗼𝗻𝗷𝗲𝗼.
@𝗧𝗮𝗹𝗮𝘁𝗮 𝟮𝟬𝗠𝗮𝗶 𝗻𝗼 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗷𝗶𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗸𝗮 𝗮𝘇𝗮 𝘁𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗻!
➡Afaka atao livraison
🏢Afaka alaina aty
📩Afaka réserver-na

𝐼𝑟𝑎𝑦 𝑙𝑎𝑡𝑎𝑏𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑛𝑖𝑎𝑛𝑎𝑡𝑟𝑎
𝐼𝑟𝑎𝑦 𝑙𝑎𝑡𝑎𝑏𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑚𝑖𝑓𝑒𝑡𝑦
𝐼𝑟𝑎𝑦 𝑙𝑎𝑡𝑎𝑏𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑚𝑖𝑏𝑒

11/05/2026

Maman, épouses, maris attentionnés, offrez-lui une fête des mères hors du commun cette année. À l’occasion des 90eme anniversaire du LJJR, vous êtes invités à rejoindre nos convives le 31 Mai 2026 au CCI Ivato. 🌹

👩‍👧‍👦 𝑳𝒂 𝒑𝒍𝒂𝒄𝒆 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒎è𝒓𝒆 𝒅𝒂𝒏𝒔 𝒍’é𝒅𝒖𝒄𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒆𝒔𝒕 𝒊𝒎𝒑𝒐𝒓𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒏𝒐𝒖𝒔, 𝒒𝒖𝒆 𝒏𝒐𝒖𝒔 𝒂𝒗𝒐𝒏𝒔 𝒑𝒆𝒏𝒔é à 𝒗𝒐𝒖𝒔! 👩🏻‍🏫

L’invitation est disponible au sein du LJJR, livraison possible, pour le prix de 100.000 Ar pour les billets simples et 150.000 Ar pour les VIP. 💌

𝘾𝙚 𝙣’𝙚𝙨𝙩 𝙥𝙖𝙨 𝙪𝙣 𝙨𝙞𝙢𝙥𝙡𝙚 𝙗𝙞𝙡𝙡𝙚𝙩, 𝙘’𝙚𝙨𝙩 𝙪𝙣𝙚 𝙘𝙤𝙣𝙩𝙧𝙞𝙗𝙪𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙞𝙧𝙚𝙘𝙩𝙚 𝙥𝙤𝙪𝙧 𝙤𝙛𝙛𝙞𝙧 𝙪𝙣 é𝙫è𝙣𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙙𝙚 𝙦𝙪𝙖𝙡𝙞𝙩é, 𝙙𝙚𝙨𝙩𝙞𝙣é à 𝙘𝙚𝙪𝙭 𝙦𝙪𝙞 𝙫𝙚𝙪𝙡𝙚𝙣𝙩 𝙫𝙞𝙫𝙧𝙚 𝙡’é𝙫é𝙣𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙖𝙪𝙩𝙧𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙩𝙤𝙪𝙩 𝙚𝙣 𝙨𝙤𝙪𝙩𝙚𝙣𝙖𝙣𝙩 𝙧é𝙚𝙡𝙡𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩 𝙡𝙚 𝙡𝙮𝙘é𝙚. 𝙇𝙚𝙨 𝙥𝙡𝙖𝙘𝙚𝙨 𝙨𝙤𝙣𝙩 𝙡𝙞𝙢𝙞𝙩é𝙚𝙨 𝙚𝙩 𝙞𝙣𝙘𝙡𝙪𝙚𝙣𝙩 𝙙𝙚𝙨 𝙖𝙫𝙖𝙣𝙩𝙖𝙜𝙚𝙨 𝙚𝙭𝙘𝙡𝙪𝙨𝙞𝙛𝙨.

Aza misalasala ary e! 🤗

07/05/2026

Arahaba harivariva eee!!!!

Te haneho fankasitrahana manokana izahay, ho an'ireto olona mamy be ireto izay tsy iza fa anciens an'ny Lycée promotions confondues! Faly izahay nahita anareo! Reharehanay ny manana anareo! Tena mankasitraka tamin'ny hevitra rehetra sy ny fanohanana efa ataonareo sahady amin'izao fankalazana ny faha 90 taonan'ity sekoly mamintsika ity izao!

Mbola manantena izahay ny hiara-paly aminareo sy ireo namanareo hafa maro be indray ny Alahady 31 Mai ho avy izao mandritra ny Déjeuner de Prestige izay karakaraina any amin'ny CCI Ivato.

Raha maniry hanjifa ny tapakila ianareo dia afaka miditra hafatra miafina avy hatrany.

Mankasitra sy mankatelina anareo re e!

Rabe Miray Hina, Tànana Mifandray 💙

Photos from Reko Band's post 02/05/2026

Wouuaaaahhh!!! Tsy aiko ianareo fa izahay mbola mandrevirevy be!

Mankasitraka anareo rehetra, mpianatra, namana, ray aman-dreny fa indrindra ianareo tranainy rehetra tonga nifanontrona omaly! Tena feno be ny fonay mpikarakara ary velom-bolo izahay ny amin’ny tsangam-bato iarahantsika rehetra manangana!

Maneho fisaorana eram-po ny tarika REKO Band nanome tànana tamin’iny hetsika iny, misaotra be dia be t@ hira ny ambiance, ny hafatra mahafinaritta be rehetra (arahina ireny rankizy fa tsy nohenoina fotsiny a!).

Misaotra ihany koa an’i Malala Tarika Zay nanaiky nivahiny sy nifampizara tamin’ireo zandrikely ireo!

Misaotra an’i Rija Tahiana ihany koa na tsy afaka tonga teo ary izy omaly noho ny andraikitra sahaniny.

Mankasitraka ry reto a! Tena tsy mitsanga-menatra ny lycée manana anareo ❤️

Ho anareo maintimolaly, @ 31 Mai indray ny fotoanantsika eny @ CCI Ivato - Déjeuner de Prestige.

Jereo aloha irero sary ireto dia efa mialatsiny amin’ireo milendalensa fotsiny fa dia tsy hita moa ianareo omaly 😝

01/05/2026
01/05/2026

Hialàna tsiny fa misy olana ny Google Meet-tsika fa efa misy ny direct azontsika arahina eto @ pejy.

Send a message to learn more

30/04/2026

Mihinam-bary 🍚 🌾 aza misy latsaka ie, misy fihinana ao! Araka ny fandaminana anatiny sy fiaraha-miasa @ fivondronana, dia indro ny « indications » ho antsika rahampitso 🥰
Any mihaona e! 👌🏽

Reko Band 30/04/2026

J-1

Efa nahazo billeeet veee?
Mbola misy fivarotana tapakila rapitso an! Entano ny namana sy ny havana mpakafy, te hanal’azy, tsy manana plan fitsangatsanganana sy fivoriam-pianakaviana (eny e, na misy ary afaka taritina any koa 😂) radeeem

Ankafizo aloha ty hira ty ary hakana tsirony mialohan’ny fotoana 😉

Maintimolaly ooo!!! Andao eeee ho anareo mintsy koa io eee

Reko Band 1.1K likes, 62 comments. "FOHAZY ILAY ZAZA - REKO (official music video)"

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Analakely
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00