13/02/2026
🇺🇲🇲🇫🇲🇬. AMBOHIDRATRIMO 🇺🇲🇲🇫🇲🇬
🇺🇲🇲🇫🇲🇬 Manana olana ve ianao NY aminy tsy fahafehezana NY teny vahiny toy NY ANGLAIS PARLE sy NY FRANÇAIS PARLE ary NY tsy fahafehezana NY informatique izay tsy afaka misaraka amin'izao fotoana izao na aminy arak'asa izany na amin'ny FIANARANA .
🇺🇲. 🇲🇫. 🇲🇬 Mbola tsy mahay mihitsy
🇺🇲. 🇲🇫. 🇲🇬 Sa tsy ampy pratika.
🇺🇲. 🇲🇫. 🇲🇬Na koa manana olana aminy resaka prononciation
🇺🇲. 🇲🇫. 🇲🇬 Sa te hanamafy NY fahaizanao ?
Aza misalasala ary manatona NY A .F. I Cours izay vaha olana ho anao .
Andramo dia ho hitanao fa NY asa NY asa vita no hifampitsarana.
Izahay dia mampanao COURS D'ANGLAIS PARLE ( Accent American) , FRANÇAIS PARLE ary ,INFORMATIQUE BUREAUTIQUE et BUREAUTIQUE PLUS
Aminy sarany mirary dia mirary .
🇺🇲 ANGLAIS : Misy NIVEAU 3 izay maharitra 6 volana isaky Niveau .
NIVEAU 1 : ANGLAIS Quotidien , izay azahoana certificat ( Afaka ampiasaina amin'izany rehetra mety ilaina azy )
NIVEAU 2 : Fampihofanana sehatra hafa isan-karazany
🇲🇫 FRANÇAIS : ihany koa izay maharitra 5 volana isaky ny Niveau .
NIVEAU 1 : izay azahoana Certificat
DROIT : 10000 ar/ECOLAGE : 10.000 ar
ANDRO FIANARANA : mianatra isan'andro NY Alatsinainy ka hatramin'ny Zoma
ORA FIANARANA : 2h isan'andro ary afaka misafidy ora hianarana .
N.B : Mampanao COURS PARTICULIER amin'ny fotoana sy toerana mety aminao . MISY IHANY KOA NY COURS SPECIAL SAMEDI
🖥️ Aza adino fa misy ihany koa NY COURS D'INFORMATIQUE BUREAUTIQUE izay Amehezana ny : WORD , EXCEL ,
BUREAUTIQUE PLUS : INTERNET ...
DURÉE : 3 mois
Droit : 10000ar / Ecolage : 10.000ar/mois .
Misy ny CERTIFICAT amin'ny farany .
N.B : Mandray mpianatra isan'andro.
TOERANA :
fkt atsimo parihy Ambohidratrimo /
CONTACT : 034 90 617 93
MALAGASY,MIANATRA TENY ANGLAIS