01/12/2025
๐๐ผ๐ฎ๐๐ ๐๐ฎ๐บ๐ฝ ๐๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ฒ๐บ๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ถ๐ฎ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ- ๐ฎ, ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐!
๐ก๐ฏNy zoma 28 novambra teo no nanomboka ny Hoavy Camp Academy andiany faharoa, HCA 2. Tanora vaovao avy aminโny sehatra samifa indray no nisitraka sy niara-niofana taminโity andiany ity. Nifantoka taminโny, fahafantarana ny tena, ny fiatrehana ny sehatry ny asa sy ny hoavy ireo lohahevitry ny atrikasa taminโny andro voalohany. Tao anatinโizany ny lalao Ice breaker aminโny endriny vaovao, ny firesahana sy fiserana aminโny sehatra samihafa ary ny fanomanana ireo singa ilaina aminโny fidirana aminโny sehatry ny asa (CV, LM, entretien); teo ihany koa ny fanatanjahan-tena sy kilalao iombonana ho anโny vatana sy ny saina.
๐๐Endrika fiofanana aminโny fomba hafakely mampivady hatrany ny fianarana, lalao sy fialam-boly ny HCA ka ahafahanโny tsirairay manovo angovo aminโny lafiny rehetra, ary indrindra anaty tontolo maitso, madio rivotra sy lavitry ny rotorotonโny renivohitra.
โบ๏ธ๐ฅNifarana taminโny fiaraha-mifaly teo aminโny afon-dasy ny andro voalohany, izay nolokoinโ ny talentanโny tsirairay taminโny lafiny mozika, dihy, fanentananaโฆ
๐๐ฐ๐ข๐ท๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ ๐๐ค๐ข๐ฅ๐ฆ๐ฎ๐บ, ๐ฎ๐ช๐ข๐ฏ๐ข๐ต๐ณ๐ข, ๐ฎ๐ช๐ญ๐ข๐ด๐บ, ๐ฎ๐ช๐ข๐ญ๐ข ๐ท๐ฐ๐ญ๐บ!