Sands NR

Sands NR

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sands NR, Dance School, Antananarivo.

Création, cours, livraison de danse.😌

“Que celui qui se glorifie se glorifie dans le Seigneur (Jésus Christ)”
2 Chorintiens 10:17 📖

📞 +261 34 77 667 97 📲 whatsapp
📩 mail : [email protected]

11/08/2026

Ljo - Vady 💍

FiT'FINTINA hatrany hatrany no manome ny sary mihetsika 🔥

10/08/2026

TANDREMO ❌⚠️ Risque be ny maka anay Sands & Co' Orchestre satria une fois mankeo @ piste de danse ny invités anareo dia mety ho adinony hatramn plat de résistance.🙌🏻

034 77 667 97 📞 #𝗪𝗵𝗮𝘁𝘀𝗔𝗽𝗽

Photos from Sands NR's post 09/08/2026

Sands & Co' ©️
034 77 667 97 #𝗪𝗵𝗮𝘁𝘀𝗔𝗽𝗽 📞

05/08/2026

Chez FiT'FINTINA Danse & Fitness, la plus importante n'est pas la danse… c'est la façon dont je vais vous l'apprendre.

Mon objectif n'est pas seulement de vous faire bouger, mais de vous faire progresser, prendre confiance et aimer chaque mouvement.

Une seule séance peut changer votre vision de la danse et du fitness.

Sands NR

Reprise des cours : Mercredi 12 août..

05/08/2026

Iza rery ny tsy hi-shahondrahondra eo rty? 🔥 Version FiT'FINTINA Danse & Fitness by Sands NR

Shahondrahondra maotimaotina 🤣🤣

05/08/2026

Anao efa tsy tiany 🎶 -Tiji Negga 💽

Photos from Sands NR's post 04/08/2026

🔙 Efa tafaverina soa aman-tsara eto @ page aho sy ny ekipako hamaly ny mp anareo rehetra. ✨
Miala tsiny fa sahirana kely dia maro dia maro ny Mp nihantona tamin'iny herinandro lasa iny.

Fa ireto aloha tonga dia misy valimpanontaniana matetika miverina eto @ page :
- Eny, mandray débutant(e) ny FiT'FINTINA Danse & Fitness
- Tsy mifidy taona ihany koa
- Eny, mampianatra chorégraphie ana evénement rehetra aho (tsy voatery mariage ihany fa n'inon'inona fety anehoana fifaliana sy firaisankina.)
- Eny, manao animation ihany koa aho (Sands & Co')

Sands NR

26/07/2026

Any anaty lanonana rehetra any 🤣

26/07/2026

BETSY - CANADA. 🇨🇦 Ny mpandihy any andafy, ny dihy sy fampianarana natao teto Madagasikara 🇲🇬
T@ fomba ahoana ? Any @ MP no hamaliako azy raha mahaliana anao. ✨

Misaotra antsika rehetra foana @ fahatokisana.🤝🏻

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo