27/02/2026
● Suivre 👉 VOCABULAIRE ✅
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VOCABULAIRE, Language school, Antananarivo, Antananarivo.
27/02/2026
● Suivre 👉 VOCABULAIRE ✅
24/02/2026
● Suivre 👉 VOCABULAIRE ✅
🔴 Lesona androany
" En fait "
—> Jereo ao amin’ny kaomantera ny fanazavana.
24/02/2026
● Suivre 👉 VOCABULAIRE ✅
● VOCABULAIRE – Mianara Teny Frantsay Mora sy Tsotra 🇫🇷
Tongasoa eto amin’ny pejy Vocabulaire !
Eto ianao dia hianatra: Vocabulaire isan’andro
📖 Dikany Français – Malagasy
🎯 Ohatra mora azo (A1 hatramin’ny C2)
💬 Fiteny ampiasaina amin’ny fiainana andavanandro
📌 Antony hanarahana ity pejy ity:
Hifanohana sy hifanampy isika eto
✔️ Lesona mazava sy sary manampy no zaraiko
✔️ Mety ho an’ny mpianatra na mpampianatra na mpandraharaha, sns....
➡️ Misy ihany koa ny fianarana en ligne ho an’izay liana ( FRANÇAIS PARLÉ)
🎓 Raha te hianatra lalindalina kokoa ianao dia afaka misoratra anarana amin’ny cours en LIGNE
👇 Manorata amin’ny commentaire: “INTÉRESSÉ(E)” raha liana amin’ny fianarana en ligne 📩
na “VOCAB” raha te hahazo vocabulaire isan’andro.
🔴 Aza hadino:Manisy j'aime 👍 | Follow ny page 🔔 | Partage ny publication 📤
Mianara kely isan’andro = Fandrosoana lehibe rahampitso 🇫🇷
● Raha tianao ity vidéo ity:
● Asio like
● Soraty hoe “MERCI ” amin’ny commentaire
● Zarao amin’ny namana te hianatra teny frantsay!