IOEM International Overseas English Mastery

IOEM International Overseas English Mastery

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IOEM International Overseas English Mastery, Education, Antananarivo.

🌐IOEM Madagascar – International Overseas English Mastery🌐
🎓Enseignants internationaux, coaching axĂ© rĂ©sultats
📜 English isn't just a language, it's your passport to international opportunities 📜

Siteweb:https://ioem-fluent-world.lovable.app/

08/06/2026

đŸŸ© NY MAHASAMY HAFA NY OLONA MANDROSO SY NY OLONA MIJANONA EO AMIN'NY TOERANY🧠

Tsy ny intelligence, ary tsy ny chance no tena mahatonga olona handroso na hijanona eo amin’ny fiainana.

Matetika dia ny Ă©tat d’esprit no maha samy hafa azy ireo.

đŸ”č Ny olona tsy te handroso dia matetika:

❌ Miahiahy ny zava-drehetra.
❌ Mitady olana alohan'ny hitadiavana vahaolana.
❌ Te hahazo garantie amin'ny zavatra rehetra.
❌ Mitady raccourci sy rĂ©ussite rapide.
❌ Tsy tia processus sy patience.
❌ Manome excuses foana rehefa tsy mandeha ny zavatra iray.
❌ Mijery ny rĂ©sultat an'ny hafa, nefa tsy vonona hanao ny sacrifices nataon'izy ireo.
❌ Te hiova fiainana, fa tsy te hiova fomba fisainana.

Ary rehefa misy opportunité tonga eo aminy dia matetika izy no manontany hoe :

"Fa tena mety ve io ?"
"Fa ahoana raha tsy mandeha ?"

Indraindray aza dia mbola tsy nanomboka akory izy, nefa efa mieritreritra ny mety ho échec.

đŸ”č Ny olona te handroso kosa dia hafa tanteraka:

✅ Fantany fa misy risque ny zava-drehetra.
✅ Fantany fa tsy misy rĂ©ussite lehibe tonga tampoka.
✅ Fantany fa mila apprendre, amĂ©liorer, ary Ă©voluer isan'andro.
✅ Vonona hanao effort na dia tsy mahita rĂ©sultat avy hatrany aza.
✅ Mahatakatra fa ny processus no miteraka ny rĂ©sultat.
✅ Manorina rĂ©seau sy relations.
✅ Mianatra amin'ny fahadisoany fa tsy mitady olona homen-tsiny.

Ny olona mandroso dia tsy miandry motivation foana.

Manao action izy na dia reraka aza.
Manao action izy na dia misy tahotra aza.
Manao action izy na dia tsy mbola mahita ny lalana manontolo aza.

💡 Satria fantany fa ny olona mahomby dia tsy ireo tsy natahotra mihitsy...

Fa ireo nandroso na dia teo aza ny tahotra.

Amin'ny farany, tsy ny fiainana no manapa-kevitra hoe ho lasa aiza ianao.

Fa ny décisions raisinao isan'andro.

📌 Raha te hanana fiainana hafa ianao rahampitso, dia mila manana Ă©tat d'esprit hafa manomboka anio.

Ny avenir-nao dia miforona amin'ny zavatra ataonao androany.

IOEM International Overseas English Mastery

31/05/2026

đŸŒ· HAPPY MOTHER'S DAY TO ALL THE MOMS! đŸŒ·
đŸŒ· BONNE FÊTE DES MÈRES À TOUTES LES MAMANS ! đŸŒ·

Amin’izao andro manokana izao, IOEM dia manolotra fankasitrahana sy fitiavana ho an’ireo reny rehetra.

💙 Misaotra anareo amin’ny fitiavana tsy misy fepetra. 💙 Misaotra amin’ny sorona sy ny ezaka ataonareo isan’andro. 💙 Misaotra amin’ny fanohanana sy fampaherezana izay manampy ny zanakareo hanatratra ny nofinofiny.

Ny reny dia tsy mpitaiza fotsiny, fa mpampianatra voalohany eo amin’ny fiainana, modely, ary loharanon-kery ho an’ny ankohonany.

Amin’ireo reny rehetra, ary indrindra ireo maman’ny mpianatra sy ny fianakaviana IOEM, dia mirary fahasalamana, fifaliana ary fitahiana be dia be ho anareo izahay. đŸŒč

Bonne FĂȘte des MĂšres Ă  toutes ! ❀

🌍 IOEM – International Overseas English Mastery
Votre passerelle vers un avenir international. 💙

31/05/2026

🔮 L'ANGLAIS EST LA LANGUE DES OPPORTUNITÉS ✅

Ianao ve ilay karazan'olona be taraina be foana iny, sa ilay olona tsy be resaka fa avy hantrany dia mitady solution sy mampiasa saina au lieu de mamorona excuses sy manomeo tsiny ny hafa?

Raha ianao ilay olona nanenina satria nanao tsinontsinona ny teny ANGLISY foana nefa amin'izao dia tsy misy Choix intsony ianao satria obligatoire ny fahaizana ny teny ANGLISY.

Ny solution omenay anao dia aza mandany fotoanao manenina izany intsony fa avy hatrany mianarĂ , aza be resaka satria ianao dia mbola manana fotoana ianarana, ny zavatra ilaina avy aminao dia ny fahavononanao sy ny discipline mba hianatra tsara.

Izahay dia afaka mampianatra anao na aiza na aiza ny toerana misy anao, fianarana tena structurĂ© tanteraka ny fianarana En LIGNE ato aminay ary manana OPPORTUNITÉS hiresaka amin'olona Ă©trangers toy ny AmĂ©ricain, Britannique, ThaĂŻlandais, Australien, sns ianao rehefa mianatra ato aminay.

Ny mpampianatra dia 7 ans d'expĂ©rience ary CertifiĂ© International ihany koa. Ianao sisa no endrasanay Tompoko 🙋

Miss. Nasa đŸ‘©â€đŸ«

IOEM International Overseas English Mastery

13/05/2026

đŸŸ„Raha pratique izany aloha tsy olana velively ho an'ireo mpianatra en ligne ato amin'ny IOEM. Ary Étrangers maro dia maro no anaovanao Pratique, AmĂ©ricain, Britannique, ThaĂŻlandais, Australien, sns.

📚 Raha cours en ligne dia IOEM no mampahay anao tanteraka satria bien structurĂ© sy organisĂ© ny programmes rehetra.

IOEM International Overseas English Mastery

04/05/2026

đŸŸ„ Rehefa tonga amin’ny niveau AvancĂ© ianao ato aminay (ho an’ireo mpianatra en ligne), dia mahazo opportunitĂ©s hanao pratique sy Ă©change miaraka amin’ireo Ă©trangers avy amin’ny firenena samihafa.

📜 Eny, IOEM English School dia miezaka hatrany hanampy anao hahay sy hivoatra amin’ny teny anglisy. Ho anareo niveau dĂ©butants rehetra, miomĂ na sahady, satria miandry anareo ny pratique 100% isan’andro rehefa tonga amin’ny niveau AvancĂ© ianareo.

📚 Tsy misy toy ny IOEM: fianarana trĂšs structurĂ©, bien organisĂ©, ary mpampianatra professionnel avokoa no miandraikitra.

Ianao sisa no andrasanay. đŸ€

IOEM International Overseas English Mastery

26/04/2026

đŸŸ„Na aiza na aiza misy anao, afaka foana ianao manao temps hianarana Anglais.

Raha tena te-hiakatra amin’ny niveau supĂ©rieur amin’ny fiainanao ianao, tsy ekena ny excuses. Peu importe hoe occupĂ© be ny emploi du temps-nao isan-kerinandro, raha zavatra tena important aminao, dia ahitanao fotoana foana.

Revise-o ny planning-nao isan-kerinandro dia jereo hoe aiza no azo ajuster-na kely mba hidiran’ny fianarana Anglais. 1 heure par jour fotsiny dia afaka manova be ny vie-nao.

IOEM International Overseas English Mastery dia mbola isan’ny meilleur amin'ny fampianarana cours d'anglais en ligne eto Madagascar.📜

-------------------------------------------------------------------

đŸŸ„No matter where you are, you can always make time to learn English.

If you truly want to take your life to the next level, excuses are not an option. It doesn't matter how busy your weekly schedule is, if something is really important to you, you will make time for it.

Review your weekly schedule and see where you can adjust it to fit in English learning. Just 1 hour a day can make a huge difference in your life.

IOEM International Overseas English Mastery is still one of the best online English courses in Madagascar you could ever join.📜

.

14/04/2026

đŸ•°ïž Hihodina ihany ny fotoana


Na inona na inona ataonao androany,
na manao effort ianao

na miandry fotsiny


⏩Mandeha ihany ny fotoana.

Indray andro, ho tonga ny “herintaona avy eo”


Fa ny fanontaniana dia tsotra:

👉 Hiova ve ianao amin’izay fotoana izay?
sa mbola ilay olona mitovy ihany

miaraka amin’ny excuses mitovy

miaraka amin’ny fiainana mitovy


Parce que la vérité est simple


Le temps ne s’arrĂȘte pas pour toi.
Il ne ralentit pas parce que tu hésites.
Il avance
 avec ou sans toi.

Ary ny tena mampalahelo


✅ olona maro no miandry “moment parfait”
miandry motivation
✅ miandry hoe ho vonona

Kanefa


⛔ tsy misy izany fotoana tonga lafatra izany.

Un jour, tu vas regarder en arriùre


Ary mety hilaza ianao hoe:

👉 “Raha nanomboka aho tamin’izany fotoana izany
”
👉 “Raha nanao ilay dingana aho
”

Fa amin’izay fotoana izay


⛔ efa lasa ny fotoana.

💡 Ka anontanio ny tenanao androany:

âŻïžInona no ataoko anio

izay hahatonga ahy tsy hanenina rahampitso?

📌 Parce que au final


👉 le temps va passer de toute façon.

Fa ianao no misafidy


✅ hiova ve ianao

sa hijanona amin’izao ihany?

🟩 IOEM – Votre passerelle vers un avenir international. 🌍

14/04/2026

🟩 COURS D’ANGLAIS EN LIGNE – COMPÉTENCE MANOVA NY HO AVINAO 🟩

Amin’izao tontolo mihazakazaka izao, tsy safidy intsony ny mijanona amin’ny niveau iray.
Dans le monde actuel, ceux qui rĂ©ussissent ne sont pas seulement les plus intelligents, mais ceux qui savent s’adapter rapidement.

Mazava ny zava-misy : L’anglais est devenu une compĂ©tence stratĂ©gique.

Na entrepreneur ianao, na professionnel, na étudiant, na olona maniry hiakatra ambony, ny fahaizanao miteny anglais dia afaka manova tanteraka ny parcours-nao :

✔ AccĂšs Ă  des opportunitĂ©s internationales
✔ Fampivoarana ny activitĂ©-nao
✔ Meilleures perspectives de carriùre
✔ RĂ©seaux solides sy collaborations globales

🌍 Avec IOEM – International Overseas English Mastery, tsy mianatra langue fotsiny ianao
fa mahazo outil puissant ho an’ny dĂ©veloppement personnel et professionnel.

đŸ’» 100% en ligne, par appel vidĂ©o et audio. Afaka mianatra na aiza na aiza ianao
🎯 MĂ©thode structurĂ©e....RĂ©sultats concrets
📈 Formation natao ho an’ireo tena te-hiova sy handroso

📱 Tsy hoe “Pourquoi apprendre l’anglais ?” intsony no fanontaniana

Fa hoe : Rahoviana ianao no hanomboka ?

👉 Rejoignez IOEM dùs aujourd’hui.

đŸ“© Mandefasa message privĂ©
📞 +261 38 40 122 49

IOEM– Votre passerelle vers un avenir international. 🌍

05/04/2026

🌾 🟩Easter is a time of renewal, hope, and new beginnings.

At IOEM, we believe every new step you take today can transform your future tomorrow. 🌍

📿Happy Easter to everyone, and especially to our amazing students who keep growing, learning, and pushing forward every day.

Joyeuses PĂąques Ă  tous ! Que cette journĂ©e vous apporte paix, joie et nouvelles opportunitĂ©s. 💙

— IOEM Team

26/03/2026

Ianao ve rehefa mahita olona miteny ANGLISY eny an-dalana dia variana sy mijery be ?

Ny tena marina, olona rehetra dia variana avy koa satria ny teny ANGLISY dia langue manana valeur ambony indrindra maneran-tany. Noho izany, raha mahafehy teny ANGLISY ianao dia lasa olona voavao, lasa mi- attiré opportunités, lasa manana personnalité vaovao ary lasa manana mentalité vaovao.

IOEM International Overseas English Mastery
Lieu misy anay dia: Antananarivo Ambohipo 3 chemins.

Misy ny cours en ligne/Cours présentiel/Cours particuliers.

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Address

Antananarivo
101