C.L.E Anjara

C.L.E Anjara

Share

*📚La bonne clé pour l'excellence📖*
COURS SPÉCIAL

06/11/2025

Améliore votre lecture et écriture avec C.L.E Anjara

06/11/2025

Je lis, j'écris et je comprends 📖📝🤗

06/11/2025

Apprendre à lire et à écrire en français,
ou bien notre langue maternelle ❤️‍🔥❤️‍🔥❤️‍🔥

06/11/2025

Eny oa, na mianatra amin'ny système éducatif Français na Malagasy ny zanakintsika dia afaka mandray azy izahay

06/11/2025

Rehefa mahay mamaky teny anie dia mila mahay manoratra ihany koa eh!!!
Ny soratra ihany koa dia misy lanjany lehibe eo amin'ny sehatry fampianarana
Izany no anokafanay ny C.L.E Anjara, anampy antsika mba hikaly soratra
Na ho an'ny ankizy na ny lehibe, mbola azo atao ny manatsara soratra
Tongava ary misoratra anarana dia misafidy ny ora hianarana eh!!!
Ny sarany dia mirary hatrany ho an'ny rehetra 👌🥰

06/11/2025

Ny ankizy rehefa mahay mamakin-teny dia mety ho liana kokoa amin'ny famakian-teny...
Eny, mety lasa tia mamaky boky mintsy ary.
Fantatsika fa mampisokatra ny saina ihany koa ny famakiana boky
Andao ary tohanatsika ny zanakintsika ary ho ampirisihantsika mba ho liana amin'izany... 🥰

06/11/2025

Salama daholo eeh 🥰
Mirary Alakamisy mafinaritra ho anareo izahay ato amin'ny C.L.E Anjara ❤️
Aza adino fa mbola mandray ankizy hanao cours izahay
Hanatsarana ny soratra na koa hanatsara ny famakian-teny mba tsy hiakanakana ny zaza na koa atahotra rehefa sendra voatendry hamakin-teny any ampianarana 👌
Tongava amin'ny Mp ary na miantso mivantana
0342738425-0342531017-0330119082

02/11/2025

andao hatsaraina ny fomba famakian-teny ny ankizy eh!!!
.Ny soratra koa tsy atao latsadanja amin'izany 👌😊
Midira ary miafina na miantso amin'ireto laharana manaraka ireto : 0342531017-0342738425-0330119082
Toerana : Analamahintsy Andrononobe

Nous sommes là pour vous 🥰
Lieu: Analamahintsy Andrononobe

01/11/2025

Cours Lecture - Écriture, ci-après notre horaire:
👉 Mercredi après-midi : 14:00 à 16:00
👉 Samedi matin : 9:00 à 11:00
💰Tarif horaire, en fonction de votre disponibilité 👌
N'hésitez pas, nos tarifs sont à la portée de tous 😉
Lieu Analamahintsy Andrononobe

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Lot C 43 Bis Amboara Andafiavaratra Ilafy
Antananarivo
103