15/06/2026
🎉 Joyeux Anniversaire à Coach Todisoa, Directeur Technique de l’EFC AKONA ! 🎉
En ce jour spécial, nous vous adressons nos plus sincères vœux de bonheur, de santé et de réussite. Que Dieu vous bénisse abondamment, vous accorde sagesse, force et succès dans toutes les responsabilités que vous assumez.
Heureux anniversaire, Coach ! Que cette nouvelle année soit riche en grâces et en accomplissements. 🙏🎂✨
02/06/2026
SORTIE EFC AKONA – MORAMANGA (30/05/2026) ⚽🏆
Nahafinaritra sy nahafa-po ny sortie sportive nataon'ny EFC AKONA tany Moramanga ny Asabotsy 30 Mey 2026.
Vokatra :
✅ U7 : 2-0
❌ U9 : 0-1
✅ U11 : 3-0
✅ U13 : 3-2
Amin'ny ankapobeny dia tsara ny vokatra azo ary hita ny fandrosoana sy ny ezaka nataon'ireo ankizy.
Mankasitraka manokana ny Président mivady, ireo Ray aman-dReny rehetra nanohana sy niara-nisalahy tamin'ny fanatanterahana ity sortie ity, ny Coach ary ireo ankizy mpilalao rehetra noho ny fahavononana sy ny finiavana nasehony.
" Unis par la passion, progressons ensemble"
26/05/2026
Programme d'entrainement ⚽
mercredi 27/05/26
📍Misy koa ny fivoriana ho fandaminana ny sortie any Moramanga ny Asabotsy ho avy izao.
03/05/2026
Ce samedi 02 mai 2026, le stade de l'ELGECO PLUS a vibré au rythme des performances de nos jeunes talents des catégories 7-8 ans et 9-10 ans. Une journée riche en émotions et en apprentissage
Le staff de l'EFC Akona tient à exprimer sa profonde gratitude envers les parents : votre soutien indéfectible est le moteur de la progression de nos enfants. Un immense merci également à nos coachs, qui s'investissent sans relâche pour l'éducation et la formation technique de nos joueurs.
Allez EFC Akona ! 🔴🔵
Unis par la passion, progressons ensemble.
18/04/2026
Bonjour à tous les abonnés de la page EFC Akona ! 🤝
Résultats du match amical d'aujourd'hui, samedi 18 avril 2026 🆚 sur le Terrain Elgeco Plus Stadium.
Catégorie U-15 ⚽
Merci à tous ceux qui sont venus soutenir notre équipe aujourd'hui.
Nous tenons également à remercier nos joueurs qui se sont investis à fond.
« Unis par la passion, progressons ensemble ! »
02/04/2026
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy EFC Akona.
🚨 Ilazana isika Ray aman-dreny fa ny fialan-tsasatra dia manomboka ny Sabotsy 04 aprily izao ary miverina kosa ny Sabotsy 11 aprily indray. 🚨
Koa ireto ny tohin' ny fandaharam-potoana amin' ity faran'ny herindro alohan'ny fety ity :
Anio alakamisy 02/04/2026
Mikotrana ny U-11 sy U-15 manomana ny tournoi Régional 🎖️
📍Ora : 14h - 16h après midi
Ny U-7 / U-9 / U-13 kosa tsy misy anio
Ny Zoma 03/04/2026 kosa dia mikotrana daholo ny Catégories rehetra :
📍Ora :
U-7 sy U-9 = 13h - 14h
U-11 = 14h - 15h30
U-13 sy U-15 = 15H30 - 17h
Koa mampilaza antsika Ray aman-dReny sy ireo mpianatra rehetra mba hanaraka izany fandaminana ora vaovao izany. Misaotra tompoko.
🤝⚽
30/03/2026
Échos du "Championnat Jeune 2026", catégorie 9-10 ans, qui s’est déroulé à l’Elgeco PLUS le dimanche 22 février, le dimanche 22 mars ainsi que le dimanche 29 mars 2026.
Le STAFF de l'EFC Akona tient à remercier les parents qui soutiennent continuellement nos enfants, et remercie tous les coachs qui se donnent sans relâche pour leur éducation et leur formation.
Allez EFC Akona !
Unis par la passion, progressons ensemble.
28/03/2026
Miarahaba antsika mpanaraka ny pejy EFC AKONA rehetra indray. 🤝
⚽ MATCH SECTION TANA VILLE ⚽
🎯 Kianja Elgeco Plus
🗓️ Alahady 29 Martsa 2026
🕑 @ 03h ora folak'andro
📍 sokajy U-10
🚨 EFC Akona vs AFA Academy 🚨
👏 Manentana antsika Ray aman-dReny sy ny mpanohana ny EFC AKONA rehetra ho tonga maro. Izany dia ho fanomezana hery sy fitiavana ho an' ireo ankizy EFC AKONA rehetra.
25/03/2026
Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy EFC AKONA rehetra indray. 🤝😊⚽
MATCH D'ÉCHANGES :
🎯 Samedi 28 Mars 2026
🕗 @ 08h ora maraina
✅ Terrain Mada Foot by pass Behintsy
📍 EFC AKONA vs EFCA 📍
Noho izany dia manentana antsika Ray aman-dreny sy ny mpanohana ny EFC AKONA rehetra mba ho avy hijery sy hanome hery ireo zanantsika indray.
N.B : Ny ankizy EFC AKONA rehetra dia mila tonga 07h30 eo amin'ny Terrain Madafoot
by pass.
Misaotra tompoko.