11/05/2026
Matetika rehefa hiainga na hanomboka zavatra iray ny olona miteny hoe :
🇺🇸 Let’s hit the road!
🇫🇷 Allons-y ! / C’est parti !
🇲🇬 Andao handeha! / Andao ary!
Tsy hoe “mandeha an-dalana” ara-bakiteny foana izy io 😄
Fa fomba fiteny ampiasaina rehefa hoe fotoana hiaingana na hanombohana zavatra iray.
📝 Ohatra :
🇺🇸 We’re late, let’s hit the road!
🇫🇷 Nous sommes en re**rd, allons-y !
🇲🇬 Tara isika, andao ary!
na koa :
🇺🇸 Everyone is ready? Let’s hit the road!
🇫🇷 Tout le monde est prêt ? C’est parti !
🇲🇬 Vonona daholo ve? Andao handeha!
💡 Afaka soloina hoe “Let’s go” izy indraindray, fa “Let’s hit the road” dia tena be mpampiasa rehefa resaka fiaingana na voyage kely. 🚗
Sary : Ethiopie
06/05/2026
Fomba hilazana hoe “manomboka zatra…” amin’ny teny anglisy 🇺🇸
Rehefa misy zavatra mbola vaovao aminao, nefa efa manomboka mahazatra tsikelikely, dia azo ampiasaina ny hoe :
➡️ I’m getting used to...
📝 Examples :
🇲🇬 Efa manomboka zatra mifoha maraina aho.
🇺🇸 I’m getting used to waking up early.
🇲🇬 Efa manomboka zatra ny fiainana vaovao aho.
🇺🇸 I’m getting used to my new life.
🇲🇬 Efa manomboka zatra miresaka amin’ny teny anglisy aho.
🇺🇸 I’m getting used to speaking English.
💡 Tadidio : rehefa misy verbe aorian’ny used to, dia lasa V-ing ilay izy.
👉 Afaka manome ohatra amin’ny fiainanao ve ianao mampiasa ny hoe I’m getting used to… ?
Let’s learn English with ELITA
05/05/2026
Hey tout le monde 😊
Andeha hojerentsika kely indray 👇
Ahoana no fomba ilazana hoe “mandrosoa / midira” amin’ny teny Anglisy 🇺🇸 ?
✨ Ireto misy fomba fiteny mahazatra :
🇺🇸 Come on in
🇺🇸 Get in here
🇺🇸 Step in
🇺🇸 Come through
💡 Ohatra : It’s raining, come on in !
➡️ Avy ny orana, midira e ! 🇲🇬
Ampiasao amin’ny resaka andavanandro ireo fa tena ilaina 👍
Mirary herinandro feno fahombiazana ho anareo 💫
20/02/2026
⚠️ Les places sont limitées — premiers inscrits, premiers servis !
Te Hianatra na hanatsara ny fahaizana teny anglisy ve ianao?
👉 Aza mangataka andro intsony 🖐🏻
📢 Rentrée : Mars 2026
📅 Cours : lundi au vendredi (2h / séance)
⏳ Durée : 2 mois
🌐 Wi-Fi GRATUIT
🎓 Certificat délivré en fin de Cours Anglais
Choix : En ligne et présetiel
✨ Formation efficace, encadrement sérieux, résultats garantis !
📚 Inscrivez-vous dès maintenant !
📍 Lieu : 67 Ha Sud en face arrêt bus 30 (Tetezana), ville Antananarivo
📧 E-mail : [email protected]
📞 Contact : 038 25 460 90 / 034 84 586 05
💬 N’hésitez pas à nous écrire ou appeler pour plus d’informations.
19/02/2026
📌 Teny iray, hevitra maro : “masiaka” 🇲🇬➡️🇺🇸
Amin’ny teny malagasy, matetika isika milaza fotsiny hoe masiaka.
Fa amin’ny teny anglisy, miankina amin’ny toe-javatra ilay teny ampiasaina 👇
🟡 Toe-javatra 1
Ratsy fiteny, tsy manaja olona, tsy mahalala fomba.
➡️ 👉 rude
🟡 Toe-javatra 2
Miteny na manao zavatra mandratra fanahy fanahy iniana.
➡️ 👉 mean
🟡 Toe-javatra 3
Mafy na hentitra loatra ny teny sy ny feo ampiasaina.
➡️ 👉 harsh
🟡 Toe-javatra 4
Tsy misy fangorahana mihitsy, na amin’ny teny na amin’ny fihetsika.
➡️ 👉 cruel
👉 Teny iray ihany amin’ny malagasy, fa teny maro amin’ny anglisy.
Ny toe-javatra (contexte) no manapaka ny teny marina ampiasaina
Let’s learn English with Elita
18/02/2026
Raha ny pourcentage-n'ny batterie téléphone-nao batterie téléphone-nao dia firy %?
17/02/2026
Dear students,
…the new term is here! Get ready to learn, share, and grow.
🇲🇬 « Manomboka eto ny fahombiazanao »
🇫🇷 « Votre succès commence ici »
🇺🇸 « Your success starts here »
______________________________
🕰️ Horaires : 18h à 19h15
📅 Rentrée : Mois de fevrier 2026
📆 Jours : Lundi à Jeudi
💰 Frais de cours : 120.000 Ar / mois
⏳ Durée : 2 mois
🎯 Niveau : Pour les débutants (A1 et A2)
___________________________
Inscrivez-vous dès maintenant.
Lieu : 67ha Sud en face arrêt bus 30
E-mail : [email protected]
Contact : 038 25 460 90 / +261 34 84 586 05
💡 Inscrivez-vous dès maintenant et commencez à progresser !
14/02/2026
Learn English in Tamil ✨
Basic English Sentences | TESOL–TEFL Academy
👍 Like • 💬 Comment • 🔔 Follow us
Thanks for your support 🤗❤️
Happy Valentine’s Day 💕
➜ Mirary Fetin’ny mpifankatia sambatra 💝
I’m happy with you 😊💞
➜ Faly aho miaraka aminao ❤️