Lycée Privé Arche de Noé 67HA Sud

Lycée Privé Arche de Noé 67HA Sud

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée Privé Arche de Noé 67HA Sud, School, 67 Ha Sud, Antananarivo.

Photos from Lycée Privé Arche de Noé 67HA Sud's post 09/08/2025

🚨🚨Mitady sekoly azo antoka ho an'ny zanakao ve ianao🚨🚨
Aza misalasala misoratra anarana ao amin'ny Lycée Privé Arche de Noe 67 Ha Sud📢📢
👉Classe de 6e au terminale A
👉Misy 2nde spécial hoan'ireo izay mbola tsy manana BEPC
✅Azo antoka ny fahaizana satria sekoly efa manana traikefa nandritra ny 20 taona mahery
✅Mpanabe efa maty hanina
✅Voka-panadinana tsy mena-mitahy amin'ny hafa
✅Fitsipi-pifehezana sy fanabeazana mendrika sy azo antoka
✅Sara-pianarana sahaza ny rehetra
✅Ny mpitantana ny sekoly azo ifampiresahana tsara
✅Azo antoka ny sécurité ny mpianatra fa mifefy tamboho tsara ny sekoly.
🚨🚨Ny fidirana dia ny Septembre 2025🚨🚨
Toerana : Akaikin'ny Birao Fokontany 67 ha Atsimo ambadiky ny EPP 67 Ha Atsimo⚡⚡
Afaka miditra hafatra miafina (MP) na antsoy ny laharana :
📞034 87 231 62
📞034 93 088 37
📞034 20 066 05
📞033 11 247 40

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

67 Ha Sud
Antananarivo