10/02/2026
Ireo tsy nahavita ny fisoratana anarana androany, ireo tokony hamita ny anjarany rahampitso alarobia 11 dia mbola ho raisina ihany hatramin'ny zoma. Manasa antsika hanaraka hatrany ny pejy.
"Ny hery tsy mahaleo ny fanahy" "Laharam-pahamehana ho anay ny fihainoana anareo.
Mba hampanjary ny fifanakalozana anefa, dia mangataka antsika mba haneho hevitra am-pahamendrehana. Ho an'ireo manana fitarainana na mila fanazavana feno, dia manoro hevitra anareo izahay hifandray mivantana amin'ny tompon'andraikitra voakasika."
10/02/2026
Ireo tsy nahavita ny fisoratana anarana androany, ireo tokony hamita ny anjarany rahampitso alarobia 11 dia mbola ho raisina ihany hatramin'ny zoma. Manasa antsika hanaraka hatrany ny pejy.
10/02/2026
Filazana :, Hiato araka izany koa ny fisoratana anarana na ato amin'ny FLSH na ny amin'ny Agence Comptable. Soava ho samy tsara tompoko.
09/02/2026
Hilazana izay rehetra handeha amin'ny fambolen-kazo ny zoma 13 febroary izao ho tonga hisoratra anarana ao amin'ny porte 121 na porte 128 hatramin'ny rahampitso amin'ny 12 ora.
Mitondra fitaovam-pihinanana.
🌳 Ensemble, plantons l'avenir !
À l'occasion de la célébration de son 65ème anniversaire, l'Université d'Antananarivo vous invite à une grande journée de reboisement. Marquons l'histoire en laissant une empreinte verte pour les générations futures ! 🌿
📍 Lieu : Vohitra Andranonandriana, Fokontany Antetona, Commune Ambohimalaza Miray.
📅 Date : Vendredi 13 Février 2026
🕘 Heure : À partir de 09h00
Venez nombreux ! 🇲🇬✨
27/01/2026
Formation à Distance (F**D) - Mention COMMO (Communication
Aody o!
Indro ny vaovao manaraka ho an'ity taona vaovao ity 🧐🧐
Ho anareo izay te hiofana momba ny serasera sy fifandraisana ato amin'ny Mention COMMO , maniry ny hahazo diplaoma Licence afaka telo taona, nefa tsy afaka manatrika ny fiofanana isan'andro aty Ankatso noho ny antony samihafa : miasa, mianatra amina sehatra hafa, tsy monina eto Antananarivo, ....
MISOKATRA ny Formation à distance COMMO, na F**D COMMO amin'ity taom-piofanana 2025-2026 ity.😊
26/01/2026
NOTE : à retenir
23/01/2026
Calendrier - Agence comptable. Fiche de renseignements (à télécharger et à remplir)
19/01/2026
DEPOT DE DOSSIER
19/01/2026
NOTE IMPORTANTE
15/01/2026
MIARA MANADIO
14/01/2026
Résultat - Mention Etudes Anglophones
13/01/2026
RESULTAT Test d'Entrée en L1 - 2025 2026
08/01/2026
INSCRIPTION sy REINSCRIPTION ho an'ny mpianatra rehetra eto amin'ny FLSH.