English 4 U

English 4 U

Share

Misorata anarana dieny izao😉.

❓Te hahay teny anglisy amin'ny fomba tsotra sy tsy mankaleo ve ianao? 🇺🇸
❓Te hianatra ireo lesona ilaina tena ampiasaina andavanandro?🇺🇸
✅Cours en ligne "spécial débutant" sur whatsapp💻.

20/04/2026

Miala ao an-trano aho @ 6 maraina. 🇺🇸❓
Dia avy aho maka bus. 🇺🇸❓
Miditra miasa aho @ 8.
Maka pause aho @ 12 atoandro.
Mirava aho @ 4 hariva.

19/04/2026

50k isika izao no manaraka ny pejy😍.

Mankasitraka antsika rehetra izay manohana sy manaraka tsy tapaka ny pejitsika🥰. Hiezaka hatrany izahay hanome, hizara, ary hampianatra satria izay no antom-pisian'ity pejy ity😍.

Misokatra ihany koa izahay amin'ny "cours en ligne" hoanao izay liana hianatra misimisy kokoa hianatra ny teny anglisy miaraka aminay🥰✅.

Ndao hiara-hitombo hatrany🇺🇸!

15/04/2026

> amin'ny teny anglisy😁👇🏻.

12/04/2026

Aza mitsara ivelany. 🇺🇸❓
Mora ny miteny noho ny manatanteraka.
Mieux vaut t**d que jamais.

31/03/2026

Izaho aza valivaliana. 🇺🇸❓
Tsy mihanihany aminao aho!
Tandremo kely ny vavanao.

: inscription ouverte. Aza tara fa voafetra ny toerana🤗.

27/03/2026

Tsy mahalala fomba mihitsy ianao. 🇺🇸❓
Aoka mba hifanaja.

24/03/2026

Tezitra amiko angaha ianao? 🇺🇸❓
Tia tena loatra ianao!

19/03/2026

Te ho amerikanina kokoa rehefa miteny? Araho anaty video ny pronunciation😁.

15/03/2026

Tena miala tsiny @ fahatarana. 🇺🇸❓
Taraiky tanaty ambouteillage aho.
Afaka miditra ve aho?

11/03/2026

Manampy anao hiteny aingana na hi-speak fast ny CONTRACTION.

Manasa anao hianatra CONTRACTION vitsivitsy ao amin'ny vidéo😁🇺🇸.

08/03/2026

Cours en ligne.
Ho anao izay maniry hahay teny anglisy🇺🇸. Misokatra ny inscription niveau débutant. Mp avy hatrany tompoko🤗.

Want your school to be the top-listed School/college?

Website