GPFA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GPFA, Language school, 67ha, Antananarivo.

📚 GPFA est un club de pratique de la langue française. 🇫🇷

🕐 Heures de pratique :
📍 Du lundi au vendredi de 13h à 17h
📌 Lieu : Antaninarenina

📘 Cours de français & formation call center :
📍 Tous les samedis de 8h à 12h
📌 Lieu : LMA Ampefiloha

20/05/2026

Miarahaba ny membre rehetra. Mahakasika ilay sortie, sao dia misy manana proposition @ ilay toerana ianareo. Vonona hiaino ny hevitrareo izahay☺️

🚨Aza adino ny misoratra anarana amin'ilay sortie tsika 🙂✅
19/05/2026

🚨Aza adino ny misoratra anarana amin'ilay sortie tsika 🙂✅


01/05/2026

RDV au Jardin d'Antaninarenina cet après midi.

Vitsy sisa ny toerana.Rentrée 04 Avril LMA  (oral& écrit)
02/04/2026

Vitsy sisa ny toerana.
Rentrée 04 Avril LMA
(oral& écrit)

🎉 FANENTANANA OFISIALY – GPFA 🎉📢 Manasa antsika rehetra!Manasa an’ireo mpikambana rehetra sy ireo izay maniry hiditra ho...
25/02/2026

🎉 FANENTANANA OFISIALY – GPFA 🎉

📢 Manasa antsika rehetra!
Manasa an’ireo mpikambana rehetra sy ireo izay maniry hiditra ho mpikambana ato GPFA izahay hanatrika:

🗓 Zoma 27 Febroary 2025
⏰ Amin’ny 13h
📍 Jardin Antaninarenina

👉 Hanao pratique en face isika sady handray ireo mpikambana vaovao🙂.

🍰 Zoma manalazy & Fandraisana Mpikambana Vaovao

🔹 Samy mitondra zavatra kely hozaraina (m**o, zava-pisotro, sns) ary vera mba hahafahantsika mankafy ny zoma mahafinaritra 🥳🥳🥳🥳.

🔹 Io ihany koa no fotoana handraisana sy hiarahabana ireo mpikambana vaovao 🤝
🔹 Hatao fahatsiarovana manokana (souvenir) ity fihaonana ity 📸✨

📞 Raha sendra tsy mahita ny toerana:
Afaka miantso amin’ity laharana ity :
034 69 623 83

23/02/2026
💬✨ Antso ho an’ny Mpikambana Rehetra ✨💬Andao ary isika rehetra — na membre ato amin’ny GPFA na ivelany — mba hametraka c...
22/02/2026

💬✨ Antso ho an’ny Mpikambana Rehetra ✨💬

Andao ary isika rehetra — na membre ato amin’ny GPFA na ivelany — mba hametraka commentaire eto ambanin’ity publication ity 📝👇

🎓 Ireo izay efa nampianarin' i Mr Eric formateur an'i GPFA sy izay efa mahafantatra azy :

👉 Ianareo no asainay hanao ny fampahafantarana azy🙂.
👉 Tantarao hoe manao ahoana izy rehefa mampianatra.
👉 Inona no fahatsiarovana na zavatra Tsy hanadinoanao azy 🙃?
👉 Ahoana ny fomba fampianarany sy ny toetrany?

🙏 Sady hirary soa sy fahombiazana ho azy isika rehetra amin’ny lalana izorany sy ireo zavatra rehetra izay ho ataony .

👀 Ho an’ireo izay mbola tsy mahafantatra azy:

Izy no Formateur ato amin’ny GPFA 📚✨

Manasa anareo hijery ny fanehoan-kevitry ny mpikambana rehetra momba azy ao amin’ny commentaire eto ambany, hahafahanareo mahafantatra bebe kokoa ny maha izy azy sy ny kalitaon’ny fampianarany ✅

🥳 Retour en images de la formation call center et du cours de français de ce jour ✅
21/02/2026

🥳 Retour en images de la formation call center et du cours de français de ce jour ✅

✨🎓 PROGRAMME — FORMATION LANGUE FRANÇAISE & CENTRE D’APPEL (✅GPFA et CFPEN✅ ) 🎓✨📅 Samedi 21 Février 2026📆🙂Bonjour à tous...
17/02/2026

✨🎓 PROGRAMME — FORMATION LANGUE FRANÇAISE & CENTRE D’APPEL (✅GPFA et CFPEN✅ ) 🎓✨

📅 Samedi 21 Février 2026📆

🙂Bonjour à tous 👋,
Voici l’organisation des cours pour ce samedi. Merci de bien prendre note des horaires et des activités

🌅 MATIN — Cours Normal (GPFA – CFPEN)

🕣 08h30 — 12h30
📚 Session de formation classique :

✅ langue française
✅ communication professionnelle
✅ techniques centre d’appel

🌞 APRÈS-MIDI — (Programme 100% ORAL)

📌 Cours Obligatoire (GPFA – CFPEN)

⚠️ N’oubliez pas vos polycopiés 📄.

🎯 Programme détaillé :

🗣️ Dialogue — 13h30 à 14h00
💬 Débat — 14h00 à 14h30
🎭 Simulation — 14h30 à 15h00
🎤 Interview — 15h00 à 15h30

📍 Lieu : LMA🏘

📢 INFORMATION IMPORTANTE 🙂

💬 Tinay ny mandefa ny fampafantarana mialoha mba hahafahan’ireo mpanaraka ny formation manomana fotoana, satria misy session après-midi izay obligatoire .

⏰ Amboary dieny izao ary ny fotoana eee, mba hahafahana manaraka tsara ny programme rehetra.

🔥 Passez l’info — partagez avec les autres membres !

🌸✨ FAMPAHAFARANA IREO MPIKAMBANA ATO AMIN’NY  ✨🌸💖 Faly sy mirehareha izahay mampahafantatra anareo an’i Alexandra,🎓 mpik...
04/02/2026

🌸✨ FAMPAHAFARANA IREO MPIKAMBANA ATO AMIN’NY ✨🌸

💖 Faly sy mirehareha izahay mampahafantatra anareo an’i Alexandra,
🎓 mpikambana mavitrika sy feno finiavana ao amin’ny GPFA.

📞 Amin’izao fotoana izao, efa miasa ao amin’ny sehatry ny centre d’appel izy,
vokatry ny ezaka, ny faharetana, ary indrindra ny
🤝 fanohanana avy amin’ireo mpikambana GPFA
nandritra ny pratique de la langue française sy ny formations rehetra.

👉 Alexandra dia porofo velona fa :

✨ rehefa misy finiavana sy fanoloran-tena,
✨ rehefa tsy kivy amin’ny fianarana,
➡️ azo tanterahina ny nofinofy 💪

Na dia efa miasa aza izy,
🇫🇷 mbola mazoto hatrany manao pratique ny teny frantsay
miaraka amin’ireo mpikambana GPFA en face,
❤️ satria tsy nanadino velively ny Club GPFA
izay nanohana azy hatrany am-piandohana.

🌟 Mombamomba an’i Alexandra :

😊 Olona mitsiky foana
🔥 Dynamique, mazoto ary feno herim-po
🎯 Manana tanjona mazava eo amin’ny fiainana manokana sy arak’asa

🙏✨ Hafatra avy amin’ny GPFA

🌈 Mirary fahombiazana sy fandrosoana bebe kokoa ho anao izahay, Alexandra.
👏 Misaotra anao, satria lasa ohatra sy fitaratra ho an’ny mpikambana rehetra ianao.

🥳 Anjaranao izao… ary anjaran’ny manaraka koa! 🙂🔥🥰

🎉🎁 JEU – CONCOURS GPFA 🎁🎉💬 Milalao • 📚 Mianatra • 💰 Sady  mahazo crédit 1000 Ar🥳👉 Andao hilalao kely e 😊😊GPFA dia mizara...
01/02/2026

🎉🎁 JEU – CONCOURS GPFA 🎁🎉

💬 Milalao • 📚 Mianatra • 💰 Sady mahazo crédit 1000 Ar🥳

👉 Andao hilalao kely e 😊😊
GPFA dia mizara crédit 1000 Ar ho anareo 🤩

✅ Afaka mandray anjara daholo
— membre
— na tsy membre

📌 FEPETRA TAKIANA (obligatoire 👇)

1️⃣ Abonneo ny page GPFA 👍
2️⃣ Inviteo ny namana rehetra hanaraka ny page 🤝
3️⃣ Partageo ity publication ity
➡️ na eo amin’ny mur-nao
➡️ na ao anaty groupe
⚠️ Partage iray ihany dia efa ampy

👉 Rehefa vita ireo fepetra 3 ireo dia afaka mandray anjara ianao ✅

🎓 INONA NO ATAO AMIN’NY LALAÔ ?

Mandefasa : 👉 citation na expression en français
👉 ao amin’ny commentaire an’ity publication ity ⬇️

📝 Safidy 1 : Expression française

➡️ Mandefasa expression en français

➡️ Ilay expression izay tena nanamarika anao teo amin’ny fiainana na tinao fontsiny .

➡️ Ampio :

✏️ fanazavana
✏️ ohatra en français

Ohatra :

« Donner sa langue au chat »

Explication :
➡️ Midika hoe : tsy mahita valiny intsony

Exemple :
J’ai cherché la réponse pendant 10 minutes, puis j’ai donné ma langue au chat.

📝 Safidy 2 : Citation

➡️ Afaka citation en français koa
➡️ Raha citation dia tsy mila fanazavana sy ohatra🙂

Ohatra :
« Je ne perds jamais : soit je gagne, soit j’apprends. »
— Nelson Mandela

🏆 FOMBA FISAFIDIANA NY MPANDRESY🥳

🔥 Ny expression na citation izay mahazo

👉🏻 Ireo commentaire 5 betsaka réactions indrindra no hahazo ilay crédit 1000 Ar.

🎯 Olona 5 no ho mpandresy

💳 Ny mpandresy tsirairay dia mahazo :

➡️ Crédit 1000 Ar
➡️ Safidy réseau : Orange / Telma / Airtel

⏳ 3 jours ny faharetan’ny lalao - @ talata 03/02/2026 @ 20h⏰ no ho tampitra ny fandraisana anjara .

🍀 Mirary soa ho anareo rehetra
🤞 Bonne chance à tous !
📢 GPFA

Address

67ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GPFA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share