23/07/2025
Hi😄 5 WAYS to say "I’m happy" in English 🇬🇧🇺🇲
😁 Andao indray hijery fomba hafa hilazana hoe "Faly aho". Tsy lazaina fotsiny hoe "I’m happy" foana e, andramo ampiasaina indray ireto fomba fiteny hafa ireto:
🟡 I’m feeling great! – Faly aho!
🟢 I’m on cloud nine.
⚪ I’m over the moon! – Tena faly loatra aho!
🟤 I’m thrilled!
🟣 I’m in a good mood. – Mahatsiaro tena faly aho!
🖊️Example: I have just passed my exam, I'm over the moon!
👇Manorata ary fehezanteny iray misy ireo teny nolazaina etsy ambony e😀