Centre d'Apui Professionnel

Centre d'Apui Professionnel

Share

� Nous accompagnons les jeunes à devenir téléopérateurs professionnels.

17/07/2025

🚨 MISOKATRA NY FIDIRANA VAOVAO! 🚨
Miasa amin'ny Centre d'Appel + Bonus Télétravail! 💻📞

✅ Fanofanana mandritra ny 2 herinandro
✅ Asa azo atao an-trano (télétravail)
✅ Misy bonus manokana
✅ Tafiditra miasa avy hatrany rehefa vita ny fanofanana!

📢 Raha mitady asa maharitra ianao, dia izao no fotoana!

👉 Raha liana!
📩 Mandefasa hafatra ankehitriny hanombohanao ny fanofanana na antsoy ny 0382325550

03/07/2025

🎯 Tsy voatery ho mahay avy hatrany.
✅ Azonao ianarana eto, amin’ny fanofanana sy asa azo antoka.
📲 Miantsoa : 033 31 230 01

Photos from Centre d'Apui Professionnel 's post 01/07/2025

💯Te hiasa toa azy ireo ihany koa ianao !?
⏱️2 herinandro ihan dia miasa
🤔Raha mbola misalasala ianao dia afaka manantona ny birao misy anay na mandefasa "✉️mp" dia omenay fanazavana ianao.
📍" Fotoana izao hiasanao mba hampilamina ny hoavinao ka andao fa vonona izahay hanampy anao"🤝

30/06/2025

📣 Miantso ireo tanora mitady asa !
Manana BACC sa BEPC ?
Miomàna hiasa amin’ny sehatry ny Call Center !
➡️ Fanofanana sy fampidirana mivantana amin’ny orinasa.

📲 MP direct na antsoy izahay: 033 31 230 01

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Jovena Andranomena
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00